Hazavao azafady

61. mbaliana ( 14/09/2007 01:53)
piera=pastera, mompera,Pappe... biby tsy manandoha hono tsy mande hozy ny fitenin'ny gasy zay....
62. ikaretsaka ( 14/09/2007 01:54)
zay manko
63. mbaliana ( 14/09/2007 07:53)
marina fa misy ny mompera na pastera noeritreretina ho mpitari-dalana eo amin'ny fitaizana ara-panahy nefa kay izy ry zareo ndray no mivary lavo ... olombelona daholo ireny fa tsy fisian'izy ireo akory no ialana aamin'ny finoana na hanambaniana ny lalam-pinoan'ny hafa...tsy isika no aoka hitsara azy ireo fa Atra irery ihany...rehefa tsy tiana ny ataon'izy ireo dia ialana ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0599