Hazavao azafady

41. niryna ( 06/09/2007 07:49)
LazaDaddy:

Toy ny lasa raiki-tapisaka ao amintsika mantsy ny fiantsoana olombelona mitovy amintsika hoe: "ray ara-panahy, ray aman-dreny ara-panahy, ray masina, sns...". Ka izay no nahasarika ahy te handalina ilay tenin'i Jesosy hoe: "aza milaza olona ety; an-tany ho rainareo; fa iray ihany no Rainareo, dia Izay any an-danitra"

Only, One God :arrow: God in heaven
Atra iray izay any an-danitra :arrow: Satana no atra izao tontolo izao ka izay manao atra ety an-tany dia tsy eken'i KJ ary laviny tanteraka.
Eny misy finoana izay manao olona sy mampitovy ilay olona amin'Atra.

42. hery ( 06/09/2007 08:35)
Io mandray ara-bakiteny io ihany...

:-)
43. LazaDaddy ( 06/09/2007 11:13)
Hery> hazavao ary azafady ny dikany tsy ara-bakiteny :)
44. ikaretsaka ( 06/09/2007 13:50)
mandray an-tendrony no tian'i hery holazaina eto

Laza> navadiko ho anao satria ianao no nanontany ahy ko!duh!:roll:
45. ikaretsaka ( 06/09/2007 13:55)
ikaretsaka:
tia tsimpona izay ka dia alefako ary ny fanazavana miaraka @ tsimpona:
Ankoatran'ny Parabole dia mampiasa Hyperbole koa i Jesoa, iznay hoe (exageration mba hahatonga saina ny olona amina point anankiray tiany ho antitranterina)
Ohatra le hoe"raha mahatonga anao manota ny ... dia esory(matio5:29, Marka9:46_
Raha izany manko .. feno olona bory tongotra sy po-maso aby eraky ny lalana! (ianao anisany)
fa ny tiany atao dia hoe fehezo (1Joany2:16)

Raha mijery ny ohatry ny apostoly isika : i paoly dia nanao an Timoty sy i Titosy ho zanany (Filipianina2:22) (1Tim 1:18 ) (2Tim 2:1) (Tito(sy)1:4)
-->Raha ireo ohatra ireo Ray am-panahin'ireo izy sa ahoana?

ary niteny mihitsy i Paoly hoe "Ray ara-panahinareo @ alalan'ny evanjely izy la ka (1kor4:14-15)
i Piera, i Joany koa ...( tsimponiko @ manaraka)
dia rehefa manazava azy amin'ny ara-panahy dia antsoin'ny kristianina, na miantso ny kristianina hoe "ry rahalahy sy anabavy ary zanako ao@ Tompo"
Donc,Dia amin'ny maha kristianina apostolika dia ny fampianaran'i Kristy araka ny azo t@ apostoly no mitohy!
ok?


HS indray manko i Niryna (toy ny matetika) Ray ara-panahy ny resaka eto fa tsy Ray Andriamanitra Ray!
46. xxx ( 06/09/2007 15:04)
Mon pere :roll:
47. fijo ( 06/09/2007 20:57)
ity aloha amiko dia rediredy b e,ahoana ny dadako no tsy ho raiko????na arabakiteny io na arak'inona,iray ihany ny ray amiko dia izay nanao anao
48. pissoa ( 06/09/2007 21:08)

LazaDaddy:

Inona ny hevitr'ito tenin'i Jesosy ito momba ny fanetre-tena sy tsy fitiavam-boninahitra?

"Ary aza milaza olona etỳ an-tany ho rainareo; fa iray ihany no Rainareo, dia Izay any an-danitra" Matio 23:9



Ovay hoe LazaBaina ny ps-nao, izay no heviny.


=))=))=))
49. fijo ( 06/09/2007 21:09)
izany baina an
50. Rasiligaoma ( 06/09/2007 21:15)
ok bainina a
ataovy lozabainina ka
51. Rasiligaoma ( 06/09/2007 21:17)
fijo> za manko mba gaga
52. ordinera ( 07/09/2007 08:27)
ka ny katolika efa mpanohitra an'A/TRA HATRY NY ELA
, raha sendra namaky forum mikasika an'ny le we ry katolika ario ny sampinao aho de hita mibaribary fa misy sahy milaza tsy menatra mihintsy ao hoe ny ahy tsy ariako fa vao mainka kolokoloiko:!:inn no dikan'izany? hita fa we raran'ATRA le izy fa tsy azo atao,ka tsy mahagaga ny katolika raha mbola mahita ray masina indray eto ankoatran'ATRA
53. ikaretsaka ( 07/09/2007 11:51)
ilay misconcep[tion an'ilay lazain'ny tsy katolika hoe 'sampy' no tokony nojeren'i ordinera aloha...
fantaro aloha hoe inona ilay izy alohan'ny hilazana foana hoe sampy!
farito ny domaine ho'zy hery izay!

Soa ihany aho fa katolika sy kristianina.
fa raha tsy izany dia nataoko koa heo mivavaka@ boky ianareo!
54. piste ( 08/09/2007 04:00)
ka ny katolika efa mpanohitra an'A/TRA HATRY NY ELA
, raha sendra namaky forum mikasika an'ny le we ry katolika ario ny sampinao aho de hita mibaribary fa misy sahy milaza tsy menatra mihintsy ao hoe ny ahy tsy ariako fa vao mainka kolokoloikoinn no dikan'izany? hita fa we raran'ATRA le izy fa tsy azo atao,ka tsy mahagaga ny katolika raha mbola mahita ray masina indray eto ankoatran'ATRA


O ry zandry a, mba mianara aloha tantaran`ny Fiangonana vao mba miteny. Tsy vao izao no nisy ny Papa na Ray masina fa hatrany 2000 arivo taona laza izay. Ary Md Piera no notendren`i Jesoa t@ izany. Ireto fiangonan amajinika nisaraka no tsy nankato an`io. Dia vokany io izy mitsitokotoko eto sy ary io. Raha misy zavatra tsy ifanarahana kely dia hamorona vaovao ho anay izahay, satria tsy zatra nankato ny lehibe.
55. ikaretsaka ( 08/09/2007 04:16)
marina izany!
56. bosista ( 12/09/2007 09:16)
manaona daoly,
amiko indray dia izao voalaza mantsy etsy sy eroa fa hoe i md piera dia notendren'ny jesosy handimby azy araka ny finoana katolika,dia izao ilay izy:jesosy ve nanendry azy ho ray masin'ny vahoaka kristianina sa tsia?satria jesosy teo tamin''ny fotoanandrony dia tsy Ray masina izy fa zanaka, dia ahoana ny dimbiny no hiakatra grade mihoatra azy ka ho lasa Ray masina?inona no dikan'ny fandimbiasana amin'izay fotoana izay?manidimby inn marina i md piera?mandimby an'iza koa ?an'i jeso-kristy sa mandimby an'i jehovah?
sa izany no atao hoe mandray anatiny?fa tsy amin'ny tendrony?
57. fijo ( 12/09/2007 21:01)
io letsy finoana an,na katolika na protestanta samy tsy manaraka ny zavatra hinoany.
ny zavatra voalohany tadiavin'io finoana io dia ny hoe "mifankatiava.."nefa iza amin'ireo no te hifankatia????????
ny protestanta dia mahita hanaratsiana ny katolika foana,fa mino ve nareo protestanta"toa ny reniko"fa ny finoanareo dia tsy misy olona na mpitarika tsy mibolila....pasitera manao pedofila ohatra na pasitera maka vadi'olona.;;;sns.na pasitera mangalatra tanin'olona...misy izany ka raha hifanenjika eto fotsiny.ndao hanaraka ahy fa za tsy mino nefa tsy manenjika anareo akory
58. ikaretsaka ( 13/09/2007 00:33)
fa alohan'ny "hifankatiavana" anie ry fijo tokony "hiray hevitra" aloha e.. eo ny olana!
Jesosy tokoa no nametraka an'i Piera ho eo
fa ny olona no niantso azy hoe Ray masina..
eo le nuances
59. tywa68 ( 13/09/2007 11:08)
Inona foana aza no hidiran'i bosista @ilay antsoin'olombelona hoe masina !
Inona no tena olana @izany, koa fiantsoana sy fanajàna an'ilay olona, na Piera io n i Maria, na ny Papa dia ahoana e ? samy manana ny fijery sy ny fandraisany azy isika ! soa ihany :-*

Ny hitako ato ry fijo dia betsaka ny manenjika ny katolika, betsaka ny manaratsy na dia efa tenenina hoe izao sy zao, dia ohatrany tsy misy dikany, ka d efa mahazatra, ary ny ahy moa zao dia efa tsy valiako dhl fa vakiako, zay tena tiako hanomezan-kevitra dia miala aho, sady manontany tena foana aho hoe f'inona no voasoratra no mahatonga izao ???

Betsaka ny tsy mamaky vô mamaly, fa mamaly aloha vô manamboatra ny valiny (hay diso aho e, tsy namaky tsara, hay ve... fa tsy hiteny hoe marina ny anao t@iny) ; na ny sujet aza dia efa misy valiny miafina ... tsy olana hoa ! :-*
60. mbaliana ( 14/09/2007 01:44)
merci fijo.. lasa nitory teny kely leryy... mifankatiava dia ndao hiaraka daholo hiihihi...

aza modianareo tsy hita le tenin'i Jesoa hoe
"Ianao no Piera vato, ary eo ambonin'izany vatolampy zany no anorenako ny fiangonako?"
Napetraky i Jesoa fototra izy.... amin'ny gasy inn dikan'ny hoe fototra niaviana raha ny fiavian'ny olombelona no jerena? (oups tsy ho an'ny gasy irery)

izy no Dada namelona hatramin'ny mbola kely ...(tsy ataoko hoe nahary sy niteraka fa sao lazain'ny sasany eo koa hoe RAY Atra)... na dia teo aza ny kilema nanan'i Piera teo amin'ny finoany dia mbola naorin'i Jesoa teo aminy ihany le fiangonany...
fa dia naninona loatra ary i Jesoa no niteny an'io? Tsy ampy ve ny hoe manaraha ahy e mbola nasiany an'i Piera koa...nefa piera olombelona ohatra antsika koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.2372