Kato sa prote sa sekta:mampiova finoana an'i Kristy ve sa ..

61. niryna ( 08/09/2007 01:35)
pissoa:

mety tsy tian'Andriamanitra hiseho mihitsy koa angamba zany hafatra zany kle :oops::oops::oops:

Ny satana tsy mijanona ao anaty trano madio fa mitady trano maloto satria tsy tafa-petraka ao izy.Raha trano madio no lasa maloto dia lasa mitombo avo fito eny ireo miaramilany hanafika ilay trano lasa maloto.

62. ikaretsaka ( 13/09/2007 00:43)
ka jerena kosa aloha hoe maninona .. alohan'ny hitsarana hoe andriamanitra sa satana no tsy tia
io mitsaratsara foan aio anie ee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0411