Kato sa prote sa sekta:mampiova finoana an'i Kristy ve sa ..

41. ikaretsaka ( 30/08/2007 05:13)

Normal izy raha miaraka raha tsy marina kosa ilay zavatra ambara, fa jereo koa fa raha marina sy mitombina ilay zavatra dia tsy miaraka mnihetsika izy...

Raha koa ka misy pooofo tsy marim-pototra na arguments tsy mitombona dia mamaly izy.

zony koa ny manontany ny hoe "fa maninona?" mba hamoahanao arguments mitombina sy mazava .

fa rehefa voatombina ireo ka tsy manana porofo intsony, dia mipetraka daholo amin'izay!

izay no maha forum azy hoy i fiffi izay: raha milaza zavatra na hevitra ianao dia apoitrao ny arguments anao mba hanohananao iny zavatra na fihevitra iny
rehefa tsy mahatohitra sy manan-kalahatra intsony.. mahambany ve ny manaiky noho n'ny manao valy boraingina sisa?
42. xxx ( 30/08/2007 05:21)
ikaretsaka:



amiko indray io hahafahana manolotra valinteny sy opinion mazava mifanentana @ ilay finoana satria efa hita mazava fa samy manana ny fijeriny koa rehefa resa-pivavahana...
ny fijerin'ny kristianina sy ny tsy mino momba ny zavatra 1 kosa ohatra dia tsy hitovy mihitsy e e


xxx:


Ny ahy indray hitako eto dia miaraka daholo ilay olona rehefa misy voakitikitika ny tombon-tsoan'ny fiangonany ary tonga dia miara-tezitra daholo izy rehetra:roll::roll:

Takatrao ilay izy.=D=D

43. tywa68 ( 30/08/2007 05:34)
Hoy i xxx
Ny ahy indray hitako eto dia miaraka daholo ilay olona rehefa misy voakitikitika ny tombon-tsoan'ny fiangonany ary tonga dia miara-tezitra daholo izy rehetra


Ka raha sendra ny zavatra tsy marina, nefa soratana foana eto, misy mamorona namana marobe tsy fantatra anarana sns... zay sahy manoratra toa miafina xxx, dia tsy maintsy manitsy na mangataka fanazavàna fanampiny izay tsy mahazo ohatranay : misy manao fanahy iniana manko manenjika ny kato sy ny fombany, na manokatra sujets vaovao nefa efa impiry no lazaina teto ireo resaka be d be ireo !

Efa lasa mampiomehy fa tsy maha-tezitra satria efa fantatra ilay fika !

Ho anao xxx : inona izany tombotsoan'ny fiangonana voakitikitika naha-tezitra izany ? :D

44. ikaretsaka ( 30/08/2007 06:13)
zahako:
Normal izy raha miaraka raha tsy marina kosa ilay zavatra ambara, fa jereo koa fa aha marina sy mitombina ilay zavatra dia tsy miaraka mnihetsika izy...

Raha koa ka misy pooofo tsy marim-pototra na arguments tsy mitombona dia mamaly izy.

zony koa ny manontany ny hoe "fa maninona?" mba hamoahanao arguments mitombina sy mazava .

fa rehefa voatombina ireo ka tsy manana porofo intsony, dia mipetraka daholo amin'izay!

izay no maha forum azy hoy i fiffi izay: raha milaza zavatra na hevitra ianao dia apoitrao ny arguments anao mba hanohananao iny zavatra na fihevitra iny
rehefa tsy mahatohitra sy manan-kalahatra intsony.. mahambany ve ny manaiky noho n'ny manao valy boraingina sisa?


tywa:
Ka raha sendra ny zavatra tsy marina, nefa soratana foana eto, misy mamorona namana marobe tsy fantatra anarana sns... zay sahy manoratra toa miafina xxx, dia tsy maintsy manitsy na mangataka fanazavàna fanampiny izay tsy mahazo ohatranay : misy manao fanahy iniana manko manenjika ny kato sy ny fombany, na manokatra sujets vaovao nefa efa impiry no lazaina teto ireo resaka be d be ireo !

Efa lasa mampiomehy fa tsy maha-tezitra satria efa fantatra ilay fika !

Ho anao xxx : inona izany tombotsoan'ny fiangonana voakitikitika naha-tezitra izany ?


NB> izahay rehetar dia olona samihafa aby... fa ilay xxx mody manao namana marobe fa 1 ihany!
Hitako avy ao @ "kolontsaina" le izy:wink:
45. pissoa ( 30/08/2007 22:09)
Hi hi hi, miderapy zany resaka zany rankizy a ! :-D:-D:-D
46. fijo ( 30/08/2007 22:28)
derapazy fanzavana io ka.le xxx ity mantsy tsy fanajana amana ka aleo asiana resaka
47. ikaretsaka ( 31/08/2007 14:16)
izay izany!
48. fijo ( 31/08/2007 22:40)
asiako amen ve?
49. ikaretsaka ( 01/09/2007 04:24)
Te alabamos segnor @ izay hono e!
50. niryna ( 03/09/2007 03:40)
niryna:

Kwasi:

Mba fanontaniana manitikitika ahy ity ry ireto,toa heno ombieny ombieny foana raha vao miresaka na mitory teny ny ankizy ato dia io fanontaniana io foana no tonga aloha.
Ny fahalalana izany ve mampiova zavatra sa inona no antony mahatonga ilay fanontaniana?


io amiko dia hi-cadrer-na an'ilay olona ho izao io na izao, tonga dia miala any prejuge. Dia avy eo @ izay hanindrotsindrona sy hamelively ilay iray fotsiny. Ka ny zavatra ovain'ilay izy dia ny fizotry ny adihevitra (lasa adin'ny moana sy marenina) fa tsy dia ilay finoana loatra akory.

ka izany no mahalasa saina ahy fa mipetraka foana io,indrindra raha vao namana vaovao dia tsy maitsy tonga foana io fanontaniana io.







Sady lasa mivoana foana koa ilay izy dia tsy tonga any amin'izay tokony ho izy.Ny firesahana ny tenin'Atra izany:cry:
51. ikaretsaka ( 03/09/2007 04:16)
iza no mampivoana azy nefa?:roll:
Ki sekskizy sakizy!~
52. niryna ( 03/09/2007 05:03)
ikaretsaka:

iza no mampivoana azy nefa?:roll:
Ki sekskizy sakizy!~

Jereo tokoa anie ilay assumption-nalefanao e,tonga any amin'izay tsy izy tokoa :roll::D:D:D maty aho basin-janako

53. ikaretsaka ( 03/09/2007 05:10)
ka iza no nanomboka teo? maty aho lava-dreniko!:-D
54. ikaretsaka ( 03/09/2007 05:11)
ooops lava-drano no tiako lazaina fa azafady:oops:
55. fijo ( 04/09/2007 23:00)
hi hi hi efa mikorontana nareo ny farany fa aoka izay
56. niryna ( 06/09/2007 06:23)
ikaretsaka:

ka iza no nanomboka teo? maty aho lava-dreniko!:-D



:roll:
57. niryna ( 06/09/2007 06:28)
Miala tsiny aho fa nisy nanao sambo miletika indray ny hafatro tao amin'ilay Marie therese.Tsy afaka ny hamaly fa tsy avelan'izay tsy mamela ahy hamaly:roll: toy ny tenin'Atra dia fitaratra.
58. tywa68 ( 06/09/2007 07:22)
teneno any @ mahay azy hoa ry niryna zany hafatra manjavona izany :wink:
59. pissoa ( 06/09/2007 16:20)
mety tsy tian'Andriamanitra hiseho mihitsy koa angamba zany hafatra zany kle :oops::oops::oops:
60. tywa68 ( 07/09/2007 12:58)
:-w sao dia mba nanadino nandefa an'ilay hafatra i niryna ? :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4638