fampitandremana...
61. diamondra27
(
19/08/2007 14:20)
ftma:
kelly13: njy raha handinika an :)
fasaly: liste noir izany sa rouge :-D
wooda: afaka manome foana ela fa teneno fontsiny ny dikany, tsy mikoty akory hoe fa mba...:-*
Misy tena mino koa rehefa eo @ salon eo ny bandy na ny sipa no mitory fitiavana, lasa malaza be avy eo hoe i ... sy ... miaraka :-D
____________________________________
tena lasa tampoka ndray ny eirtreritro knou, fa inona marina zany moa no andehanana ao @ karajia fa tsy hiresadresaka ve e?
de ra ohatra zany mba manala kely amindry we JTM Fa de miaraka ve akia isika roa? ka tsy ho lasa ciné tsy misy fetra ve ny iafaran'zany
de siora ve nareo fa raha tena mifankatia ny olona 2 de ao @ karajia no mifampitory fitiavana fa tsy any @ mail perso:?::roll::roll:
62. ftma
(
19/08/2007 15:16)
diams: hiresandresaka no atao ao ka, fa ny mpamaky soratra miakatra no mihevitra an'io
Misy manala azy anie ao e fa ilay fadikan'ny sasany ilay olona roa mi fanao ztm no tiako lazaina,
raha tena mifakatia aloha ry zareo tsy eo mihitsy no hitory fitiavana fa mail na pv e
fasaly: ataovy aingana :-D
Misy manala azy anie ao e fa ilay fadikan'ny sasany ilay olona roa mi fanao ztm no tiako lazaina,
raha tena mifakatia aloha ry zareo tsy eo mihitsy no hitory fitiavana fa mail na pv e
fasaly: ataovy aingana :-D
64. kelly13
(
19/08/2007 18:37)
fa tena mandaitra v le fitiavana virtoaly" e?raha eny d ahona sy ahona ny fandehany ra tsoa d inn no dikany? zay zany no mba hevitro, enfin fanontaniako mou zany e
67. fasaly
(
20/08/2007 05:25)
;-):-D:-P possible ary misy aky ah ! fa miakina am sitiation lay oul tsirairay no mety haharava azy na tsia ...ohatra mifanalavitsa beuh!:-P tsy misy moyen hiaonana firy.....ny resaka am net tsy de mitondra nin nin loatra....:-D
68. ftma
(
20/08/2007 05:32)
ka le anandramana azy aza tsisy koundraso fa hitadiavana njy :-D :-*
mba maro ihany no nitia virtuel teto dia lasa fitia réel, possible io fa tsy fatatra fontsiny hoe tena tia marina ve sa mody dia, dia miverina @ io lazain'i mamzelkely eo ambony io
69. Angolaina
(
20/08/2007 06:43)
xxx:
O ry 'zalahy an! aza variana na mivanaka fa teto daholo ny olona no naka
:-D:-D:-D:-D iza ve no ho tara eo ?
70. Angolaina
(
20/08/2007 06:50)
fasaly:
fa zà efa nahita ny liste mitovy ny soratra soratana mitovy otsan'ny reny natao kopie collé reny mitry:°):^):-D
za ko mahita an'io :-D:-D:-D
71. mamzelkely
(
20/08/2007 08:34)
fasaly tadidiko mits le talou reny ka hihihi fiainana dôly zany :lol::lol:
72. Angolaina
(
20/08/2007 10:37)
mamzelkely:
fasaly tadidiko mits le talou reny ka hihihi fiainana dôly zany :lol::lol:
:-D:-D:-D ohatran'ny de oe efa antitra be reny aki njy miteny an'io :lol:
73. mamzelkely
(
20/08/2007 12:36)
fasaly:
fa zà efa nahita ny liste mitovy ny soratra soratana mitovy otsan'ny reny natao kopie collé reny mitry:°):^):-D
:-D:-D ka io le lazaiko hoe mitovy ihany no lazaina amin atsy sy am ny aroa :-D:-D
75. xxx
(
20/08/2007 12:45)
:-D:-D:-Dle xxx 1ery ambony iany ty, vao tam sabotsy ndray no niresaka t@ namako za, d izy koa kay ampiresahan'nle ol 1 mampiresaka ana sy le namako zay, d nefa zay 3vavy mpinamana!:-D:-D:-D:-Dd ny tena manapatsinay d même zavatra tokoa no tantararainy amniay 3!:-D:-D:-Dka ny nahafantarako anzany mantsy d sendra niresaka we misy dinika nampidirin'i mamzelkely wa ao, d zao zao zao avy ny ao anatiny, k za tratranle izy, d tonga d tapaka b ny tsinainy we iza le ol d noteneniko le ps, fa tonga d tapaka ny tsnainy fa izy koa anatin'le voampiresaka:-D:-D:-D:-Daza manody!!!
76. xxx
(
20/08/2007 13:03)
mamzelkely d lazaiko anjy koa fa miampy an'ahy koa le izy d 3 izany isika no mpinamana tratrany, za ihany le nihaona tam xxx 1 io tam asabotsy fa tsy tiako ho lazaina koa:-D:-D:-D:-D:-D ny ps-ko
Mampme be fa mitandrema ianareo lehilahy fa kely anie izao tontolo izao e!
Mampme be fa mitandrema ianareo lehilahy fa kely anie izao tontolo izao e!
78. fasaly
(
20/08/2007 13:13)
:^):°)misy raha laterra! de iza hono zao don juan
be zany...aza manaiky mifandrafy amzany ry ireto a! faizo e!:-D:-D:-D
be zany...aza manaiky mifandrafy amzany ry ireto a! faizo e!:-D:-D:-D
79. mamzelkely
(
20/08/2007 14:08)
:-D:-Daza manody marina :-D:-D
fasaly mety efara amizay marina io :-D:-D
fasaly mety efara amizay marina io :-D:-D
