fampitandremana...

121. kelly13 ( 23/08/2007 16:40)
=))=))=))=))
122. sasa ( 24/08/2007 04:35)
mamzelkely raha manao fihaonana aminy ianareo 3 vavy d aleo za hanao faninefany d ho hita eo izay ataony hoe tonga d 4 vavy be izao no tonga.:-D:-D:-D
123. mamzelkely ( 24/08/2007 06:37)
sasa sô de midingy ndrambo be eo njay nge izy eee :-D:-D:-D

kelly inn n mampime :-w:-w =))=))
124. Fiffi ( 24/08/2007 10:44)
may may may
misy ho main'kitay
raha avokanay
de tsy ho avotra mandrakizay

=))=))=))=))=))=)) inn njay io noforonoko io zao ? :-D:-D:-D:-D
125. mamzelkely ( 25/08/2007 06:04)
:-D:-D poëme kely akia ry fiffi aa :-D:-D
126. rariri ( 25/08/2007 11:35)
MAHA sadaikatra tokoa raha izany
127. rariri ( 25/08/2007 11:45)
Soa ihany ny tenanay tsy manana sipa viritoaly , fa angambany de maty antoka be tao;
misaotra nampitandrina.:D
128. kelly13 ( 25/08/2007 15:22)
rariri>eo d "falifaly" eo, :-$o^o

mamzelekely>ka taolana ny nify d mba mimémé klou =))=))=))
129. mamzelkely ( 27/08/2007 06:54)
rariri hihi ka zay no hilazana fa mampalahelo le olona ko hihii:°)

kelly :-$ :-D:-D
130. Fiffi ( 27/08/2007 07:17)
mamzelkely:

:-D:-D poëme kely akia ry fiffi aa :-D:-D
mamz: ié ! fa raha mivoka marina de tena kilan'kitay !:-D:-D:-D:-D:-D


131. kiadi ( 30/08/2007 17:40)
zah zao sady napiresaka an'i kelly no napiresaka an'i mamz kay mpiravavy ry zareo!! zao tsy hitako zay atao fa de tsy maintsy manao "plouf ! plouf! plouf! iza no tiko nareo roa vavy" sisa no mety :-D:-D:-D
"i ..... no tiko fa matavitavy"
132. mamzelkely ( 31/08/2007 11:29)
:-D:-D kiadi aaa sady matavitavy ange zay roa vavy eee:-D:-D
133. fijo ( 31/08/2007 21:09)
za moa soa ihany fa tsy mahay mikoty sipa ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0392