fampitandremana...
41. ftma
(
18/08/2007 06:25)
wooda: ela mi tso.. foana anie dia heverin'ny sipa fa mikoty e :) hay koa ela lazain'ny sasany vavy, tsy ela irery fa na i poly aza heverin'ny bandy fa vavy :)
Mailo ihany izany rehefa misy mampiresaka e, sady misy mahay mampiresaka an :wink:

42. fasaly
(
18/08/2007 08:42)
mamz: tadidindry ve lay taloha ??mapatsiaro ahy ny taloha lay dinika njy:°):lol::lol:
ny ahy ndray tamzà vao niditra tato mitsy de nisy bandy nanoratra fa efa tsy ato tsony izy zao fa niala mitsy.....mazava waz nikoty nedala de izaho manana ps anakiray ....de nokotiny koa io de tena gaga aho ...nampiresahiko tam lay ps raika....de nofosainy tam lay ps raika aho fa satria otran'ny ilay hoe nikoty tsy nahazo ireny de nofosa be mitry...nony avy teo nolazaiko azy tam ps fasaly fa izaho ihany io noresahinao momba an'i fasaly io de....menatsa be mitsy izy no hoe mody fitsapako fotsiny e!
:-D:-D:-D:-D tsy te hieritka tsony lery...fa zao lasa mpinamana any am sisiny klou fa izy aza tsy ato trony:-P

43. wooda
(
18/08/2007 13:06)
ftma: :-D:-D ary Loverman na zareo bandy akama isany ataoko tsoda ao ve sao de heverinao fa pelaka za? hahaha soa ihany fa i Ocean irery no tena mahataitra ana ao :-D:-D
efa fomban'ny fiainana ilay mikoty , izay tsy manao tsy mahazo n'inoninona!(qui ne tente rien n'a rien?)
entina @ tsiky fotsiny de mande milamina le serasera ka! lol :)
fasaly: :? :-D:-D

44. fasaly
(
18/08/2007 13:11)
wooda: tandremo ihany wa! an! sao tratranzany kou fa de wainnnnn! ;-)
mamz: fa raha tratran'ilay mpirahavavy kosa aloha de tena horera e!:?

46. fasaly
(
18/08/2007 14:04)
:-P:-P:-Pwooda fa tandremo mety ahazo ny sipa na bandy ireo an!....mailo iany wa!:-D
47. ftma
(
18/08/2007 14:55)
wooda: tsy loverman ihany fa mahazo tsoda daholo izahay ao ko :wink:fa efa haiko hoe ocean ihany no tian'ela :D
48. diamondra27
(
18/08/2007 16:48)
ftma: za akia mbola tsy nahazo a! hihihi:-P:-P
simplex: efa nisy tratra tao fa ny bandy menatra de tsy mikozy, tsy hitantara mitsy izy hoe: kobo
danz be fa raha vao le ps iray zay no entina mitsaty de tamy doly le bandy: salu , aiza enao io,firy taona ianao? etc... misy tena sympa be zany nefa raha vao ps 1 hafa nefa même personne ihany no mitondra azy de tonga de hendry be hoe: mba afaka miresaka aminao ve izaho, fa maninona no ampiandrasanao aho etc...
c'est amusant ange le izy e!
ny sasany zany moa de hita ny clone nefa mandainga be milaza fa iza koa izany, na koa hoe: sipa vao nikotiko teo de zakako, lol, de odiana tsy fantatra koa fa de mampiresaka koa enao e!
Fa asa na fantanareo na tsia fa mitovy @ sipa ihany , mifampiresaka doly ny ankamaroan'ny bandy ao @ karajia
conclusion: mahaiza miresaka de aza naïve de bon tchat doly

51. xxx
(
18/08/2007 19:12)
kelly13, film aiza? :-D:-D:-D, zahay zao te ahita ny hevitrao! :)
diamondra27, conclusion: mahaiza miresaka de aza vendrana, de aza mampirafy, de bon tchat? :-D:-D:-D:-D

52. kelly13
(
18/08/2007 19:20)
xxx>:-D:-D:-D atao inn aza ny hevitro? za tsy manakevitra fa manaraka fotsiny ze soratanareo ato, de efa oe aza miafikafina oa fa inn aza ty!
53. simplex
(
18/08/2007 21:57)
diams:ountssssss, lelah kou v de hifosa :roll::b:b:b
Fa asa na fantanareo na tsia fa mitovy @ sipa ihany , mifampiresaka doly ny ankamaroan'ny bandy ao @ karajia
mamz,
tokony tonga d manome liste ny vevavy hoe ra vao mikoty anah d ireto avy ny ps-ko hafa sy ny ps an'ny namako tsy azo kotiana tsony :°):roll::-P:@
54. diamondra27
(
19/08/2007 06:46)
simplex: :b :b :b tsy haiko aloha e!ao ndray ary fa tsy mifosa ny lela fa atao we mitantara e!
de anjaso anomana liste kely za alou
_________________________
ary tsy hitako ao @ karajia intsony tokoa wa le namako vavy zay sy i i..... e!:-$
____________________________
kelly13: mbola tsy vita ny film fa mbola mitohy
Misy hevitra tena tsara ity nomen'i xxx :lol:
Mpandefa : xxx [ Valio ] 18-08-2007 21:12:58
Lohateny : Re : fampitandremana...
kelly13, film aiza? , zahay zao te ahita ny hevitrao!
diamondra27, conclusion: mahaiza miresaka de aza vendrana, de aza mampirafy, de bon tchat?
:-D:-D=))=))

55. fasaly
(
19/08/2007 06:57)
simplex: ka zà saika hiteny anzany mitry kalou! fa i maz no sika hanotaniko satria izy no namoaka ny dinika ampitoviana ny lista raha mitovy:-D:-D
56. fasaly
(
19/08/2007 06:58)
fa zà efa nahita ny liste mitovy ny soratra soratana mitovy otsan'ny reny natao kopie collé reny mitry:°):^):-D
57. kelly13
(
19/08/2007 11:18)
diamondra27>eh eh eh, tsy manankevitra oa za, fa d aleo zany hanaraka film indray aho
episode fahafiry tsika zao? lolll 56è sa mihoatra? mdrrrrrrr
fasaly>alefaso zany liste zany mba dinihina oe :°)

59. ftma
(
19/08/2007 13:46)
kelly13: njy raha handinika an :)
fasaly: liste noir izany sa rouge :-D
wooda: afaka manome foana ela fa teneno fontsiny ny dikany, tsy mikoty akory hoe fa mba...:-*
Misy tena mino koa rehefa eo @ salon eo ny bandy na ny sipa no mitory fitiavana, lasa malaza be avy eo hoe i ... sy ... miaraka :-D