fampitandremana...
21. fasaly
(
17/08/2007 16:27)
ftma: izany ve samy te hahazo ve???fitiavana kosa io kou! fa raha hifandroritana ndray tsy leoko tsy misy lol:roll::-D:-D:-D:-D
22. wooda
(
17/08/2007 16:50)
Soa ihany izaho fa tsy "mikoty". :°)
Misy raha marina la terre! Hay ve misy anzany ato @ serasera eh! :)
Misy raha marina la terre! Hay ve misy anzany ato @ serasera eh! :)
24. xxx
(
17/08/2007 18:46)
Ny maha-mpinamana azy mihitsy no hikotina azy. Tsy maintsy misy iray "tia" ao fa rehefa miresaka izy roa vavy (na telo) dia samy mody fanina sy mody mifosa hoe ilay bandy iny sahala amizao, nefa avy eo samy miezaka ny hahazo toerana ihany! ha ha ha, les zavavy :wink:
O ry 'zalahy an! aza variana na mivanaka fa teto daholo ny olona no naka
O ry 'zalahy an! aza variana na mivanaka fa teto daholo ny olona no naka
25. kelly13
(
17/08/2007 18:50)
xxx>iza dol zany
toa ôtran'ny mampimé le dinika finalement fa aleo arahana akaiky, hihihi
teto daholo ny olona no naka
toa ôtran'ny mampimé le dinika finalement fa aleo arahana akaiky, hihihi
27. ftma
(
17/08/2007 19:33)
Soa ihany izaho fa tsy "mikotyela tia mi... ao @ chat io heverin'ny sipa fa mikoty, jereo eo anie e :-*
xxx nga rehefa mpinamana dia hifapikoty
30. Fiffi
(
17/08/2007 20:02)
mamzelkely:hummm.....tena grave marina zany an ! :{:{:{
fa zao mba tiko ho lazaina aminareo indrindra mo ianareo lehilahy eto am serasera rehefa mba mampiresaka sipa indrindra mo zany ra vonona hikôty azy nareo de mitandrema ihany fa indraindray mpinamana no indray ampiresahanareo de tena mampime fa même zavatra fôna no lazaina amin'izy roa
33. xxx
(
17/08/2007 20:22)
Misy koa ny lahy te hikoty vehivavy dia mampiady mpinamana fontsiny, "i ... niteny hoe ianao hono efa ..." dia mino an'iny koa ilay sipa dia ilay namama indray no hiadiana :wink:
35. simplex
(
17/08/2007 21:16)
ra mpinamana le izy mbola tsy d manin, mbola manapoinsa le bandy :roll:, fa ra hoe ps an'ol 1 ihany no tratran'zay no tena manawain be :P
Na zany na tsy zany, ny vevavy kou nge manao ny ataony e. Misy milaza hoe mpinamana nefa mifanindrona antsy any @ sisiny any tssssssssss. Noho le izy virtuel kou ngamba no mahatonga azy somary mikorotana be e.
:D d ampy
36. fasaly
(
17/08/2007 21:24)
:-P:-P:-P:wink:io koa tranga raika hafa io volazan'i simplex io:-D:-D:-D:-D
37. wooda
(
17/08/2007 21:29)
ftma>lol mi... inona za? :-D le fitiavana miresaka no tena hitiavako mande ao @ karajia ao ka! fa ny mahagaga ahy dia maro ny mihevitra za ho vehivavy ao de maro mikoty! lol :?
hihihi, aleo mba hitsiky kely ... :°)
kelly13 o^o
hihihi, aleo mba hitsiky kely ... :°)
kelly13 o^o
38. kelly13
(
18/08/2007 04:55)
maro ny mihevitra za ho vehivavy ao de maro mikoty! lol
hahahaah sao d manao firesa-behivavy kosa zato ianao ry wooda kely no eo no mody o^o eo! =))=))=))
39. mamzelkely
(
18/08/2007 05:43)
ftma:
fasaly: ie misy io dia indraindray samy mahalala ireo mpinamana fa mbola mijanona @ ilay bandy ihany, samy te hahazo :wink:
ie larina toko alou zay ee fa aleo manaja tena de le namana no hajaina de misitaka ftsn ;)
kelly13:
tsy mazava tsy azo :(
azavaiko hitanao misy zany olona ato mampiresaka sipa izy de mpinamana le indray ampiresahan de mampime be fa mitovy ny zvt lazainy any am reo sipa roa reo de angamba ataony bamba iray le mandefa msg de zay iray mamaly :-D:-D:-D
xxx:
Ny maha-mpinamana azy mihitsy no hikotina azy. Tsy maintsy misy iray "tia" ao fa rehefa miresaka izy roa vavy (na telo) dia samy mody fanina sy mody mifosa hoe ilay bandy iny sahala amizao, nefa avy eo samy miezaka ny hahazo toerana ihany! ha ha ha, les zavavy :wink:
xxx ka zay le toetra ts mety ko ny anareo tinareo ho azo dôly nefa mpinamana de mafinaritra anareo lhl le mahita vhv miady anareo :? aleo alou mandefitra ihany refa mbola azo atao eee :°)
kiadi:
zaranareo aza misy mikôty :-D:-D:-D
ra za manokana alou ts de quoi lôtra na tsisy mikôty firy aza ee :-P:-D:-D
40. mamzelkely
(
18/08/2007 05:46)
xxx:
Misy koa ny lahy te hikoty vehivavy dia mampiady mpinamana fontsiny, "i ... niteny hoe ianao hono efa ..." dia mino an'iny koa ilay sipa dia ilay namama indray no hiadiana :wink:
ie marina ko io ka :-D
xxx:
adalan'zay te ho kotiana koa io e
le izy ts hoe te ho kôtina fa le olona matoa manoratra de lasa mivadika fikôtina de zay :°)
simplex:
ra mpinamana le izy mbola tsy d manin, mbola manapoinsa le bandy :roll:, fa ra hoe ps an'ol 1 ihany no tratran'zay no tena manawain be :P
Na zany na tsy zany, ny vevavy kou nge manao ny ataony e. Misy milaza hoe mpinamana nefa mifanindrona antsy any @ sisiny any tssssssssss. Noho le izy virtuel kou ngamba no mahatonga azy somary mikorotana be e.
:D d ampy
:-D:-D:-D ie marina tokoa zany :-D:-D