sambatra Rolf

1. kallie ( 17/08/2007 07:19)
:cry: fotsny tam naeno anaz
novalian'i SHOAN ny 20/08/2007 14:05
2. booboo ( 17/08/2007 09:06)
eka ouz ! :}:}:}:}:}:} o^o
3. mabloo ( 18/08/2007 18:15)
milay be iny vazo iny !
4. fasaly ( 18/08/2007 19:16)
zà alou de tsy mahalala anzao rof-lf rolf nareo zao atramzao:?
5. sitlo ( 18/08/2007 19:38)
Ohatra an-drafify ny paoziny dia ity ilay hira http://minorcrisis.net/files/Sambatra.mp3 :°)
6. kelly13 ( 18/08/2007 19:46)
sshhh refa mandefa d dailymotion na youtube fa tsy mp3 ka, zay te ahita ny tavan'i rolf zany :°)
7. sitlo ( 18/08/2007 19:53)
jereo ireny soavaly ireny dia imagineo amin'izay :°)
8. sitlo ( 18/08/2007 19:54)
hoe tsy ohatra ireny :°)
9. fasaly ( 18/08/2007 20:12)
merci sitlo:-P
10. kelly13 ( 18/08/2007 20:21)
:@:@:@
11. fasaly ( 18/08/2007 20:23)
miala am tandimerina de tavatsovaly:?
12. sitlo ( 18/08/2007 20:33)
apasio aty mihitsy aloha izany sira izany :°)
13. fasaly ( 18/08/2007 20:37)
poivre no misy fa tsy sira:°)
14. kelly13 ( 18/08/2007 20:37)
tandimerina, sira? ôka klou fa tsy maharaka kala kelly klé
15. sitlo ( 18/08/2007 20:43)
tsy zany fa :cry: kallie dia nefa tsy izy irery na dia tsy niheno sambatra an-drolf aza ny olona
16. kelly13 ( 18/08/2007 20:47)
fa tsara v le hira klou ry kallie? njy to :cry: mantsy
17. fasaly ( 18/08/2007 20:49)
samia ary mi-:cry::cry::cry: eo dool nareo fa zà raha tsy hitako maso sy tsy henoko ny feony tsy taitra aho:°)
18. kelly13 ( 18/08/2007 20:55)
fasaly>top le 5, dona kely, za kounkou
19. sitlo ( 18/08/2007 20:56)
na.. na.. nahita zava-manan'aina ka.. ka.. kamo aho teto amin'ity ta.. ta.. tany ity fa.. fa.. fa ireny ra.. ra.. rameva ireny
20. kelly13 ( 18/08/2007 21:03)
hé,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0534