sambatra Rolf

21. sitlo ( 18/08/2007 21:07)
hé.. hé.. hé
22. kelly13 ( 18/08/2007 21:09)
asio kilipy oa
23. sitlo ( 18/08/2007 21:12)
ny klipy izao efa lafo, fa aza tomany fa
No.. no.. no woman, no cry ... Good friends we have, oh, good friends we've lost :°)
24. wooda ( 18/08/2007 21:22)
sitlo, :-D:-D
25. kelly13 ( 18/08/2007 21:24)
teny inn zany rey vahôka?
26. sitlo ( 18/08/2007 21:29)
ola ola ola :°)
27. sitlo ( 18/08/2007 21:31)
raha misy mikabary dia mandeha tampoka ny hiran'i bob sy cartera dia raha manontany ilay mpikabary hoe "teny inn zany rey vahôka?". Hozy fotsiny ny vahoaka hoe:
ola ola ola :°)
28. fasaly ( 18/08/2007 21:32)



mbola mpaka tahaka otrzao ihany koa ve izany rolf zany?????
29. fasaly ( 18/08/2007 21:33)
30. fasaly ( 18/08/2007 21:34)
31. fasaly ( 18/08/2007 21:34)
pffff aleo idaboka!
32. kelly13 ( 18/08/2007 21:36)
ola ola ola zany v tsy corrida? mdrrr maty indray ra taureau klé

fasaly>aza kzitina mou e, mdrrrrrrrrrrrr
33. sitlo ( 18/08/2007 21:42)
andray, na tsy mpihinam-bozaka aza aho (vegeratian), tena mampijaly biby koa ny corrida kle

hehehe, mpaka tahaka, hahaha

oh, sambatra aho manana anao
mialoka tsisy tahotra...
34. fasaly ( 18/08/2007 21:46)
kelly kou tsy mety tsin de aleo hijery fotsiny aloha de haka tahaka hoe:(
35. rafify ( 18/08/2007 21:51)
fasaly: ity v le http://www.gasykamanja.fr/blog_189.html etsy ambony
36. sitlo ( 18/08/2007 21:55)
Mba taraiky koa rafify izany. Rolf lehilahy, sady mitovy izay ny sarinareo.
37. fasaly ( 18/08/2007 21:56)
rafify: diso dinika toi fa ary am resaka kallie iraik ity no tokony asehon'i toi:?:-D:-D:-D
lay momba ny hoe araraoty ary am eksperiansa ny fiainana hihihihih alefasoi any fa mitady an'io ny any!:?:-D:-*
38. sitlo ( 18/08/2007 21:58)
nefa io mihitsy ny lien saika nalefan;i fasaly teo fa tsy hainy fotsiny :-P
39. fasaly ( 19/08/2007 06:55)
:btry io mitry kou!:-P
sary ny mpaka tahaka ....satraia raha niresaka tavatsoavaly toi de nahatsiaro an'i tandimerina aho de nahatsiaro ny mpaka tahaka:-D
40. fasaly ( 19/08/2007 07:08)
sitlo averiko njay klou raha mety:-P fa na ny lien aza tsy mitovy:?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077