sambatra Rolf
41. mabloo
(
19/08/2007 08:39)
aokanareo kosa ry reto Rolf a!za alo tena mpanaraka iny bandy akama iny !
mpitendry gitara beso manana ny mahaizy mihitsy lery raha slap no tenenina!sady manana aingam-panahy milay e!
mpitendry gitara beso manana ny mahaizy mihitsy lery raha slap no tenenina!sady manana aingam-panahy milay e!
42. fasaly
(
19/08/2007 08:43)
:-Pka zà tsy mahay azy de tsy haiko ny mi klassé azy klou aleo aloha ho hitako izy de holazaiko hoe tiko sa tsia:wink:
44. fasaly
(
19/08/2007 09:26)
:-P:-P:-D mahay mamaky teny fa zà mbo gaga am lay lien vopetaka anefa tany am imageshake de io sary io mitry no nivoka fa efa te hatory kou ngamba alina de lien hafa no natao kopie colé:?
45. sitlo
(
19/08/2007 15:49)
hahaha, loza koa izany.
Ity ary ilay hira eh. http://www.dailymotion.com/relevance/search/rolf/video/x14dqk_sambatra-rolf_music
Dia asivo mampiditra sary vaovao nge rafify raha tsy mitovy ry zareo eh. Na raha tsy misy dia ampitovio amin'ilay ao. :°)
...
Sambatra aho manana anao
Miakina tsisy tahotra
Sambatra aho tsy tavela
mangingina
Ty fiainako nanantena
Olon-tsotra toa anao re
Olon-tsara tsy foiko atakalo
Ho an'iza n'iza
Ho avadiko ireo pejy maizina rehetra
Ny tantarako
... lalala

46. fasaly
(
19/08/2007 15:59)
:-D:-D:-D aiza ny hahalalako an'i rafify any raha mbola te hampiditra sary ato izy na tsia....:°)
eny ary fa noho enao no hanokafako an'io jereo eto io fa raha izaho manokana tsy mpanokatra anreny aho ...de lazaiko an'toi eo zay kriterako momba an'i rolf après fa hatramzao klou dia i tandimerina ihany no mampa:cry: sy(l) anaàh:-D:-D:^)
saika hadino fa velom-bazo ery ange sitlo zany e!:-D:-D:-D ilay lalala farany :-D:-D:-Dntsôôô! hay ve ny akama mahay mivazo be e!

47. fasaly
(
19/08/2007 16:06)
ok! tena tsy ratsy marina lay vazo, mitovy marna am rafify:-P fa lay lobaka fotrifotry tiko be! mitry(l)
48. sitlo
(
19/08/2007 16:13)
:-D i kallie nge tsy mitapy raha latsa-dranomaso fa hiram-pitiavana be, ngoda be :-D
Fandefan'ny olona amin'ny lanonam-panamadiana io. Sopapa kely fotsiny raha misy sendra veky loha any hoe inona no hira alefa. Dia ilay "zanako vavy" an'i mahaleo iny koa. ;-)
Fandefan'ny olona amin'ny lanonam-panamadiana io. Sopapa kely fotsiny raha misy sendra veky loha any hoe inona no hira alefa. Dia ilay "zanako vavy" an'i mahaleo iny koa. ;-)
49. fasaly
(
19/08/2007 16:28)
ié! i ny alou mampirotsadranomaso mitsy raha misy zanaka vavy hande mariazy na hande ho any ampita:cry::cry::cry::cry::cry:indrindra izaho be ranomaso ity an! asa fotsiny ....
52. rafify
(
19/08/2007 20:02)
ela no :-D ry sitlo fa tsy sanatry akory ny oul :( , mbà mieritreritra wa alou vô miteny:lol:, na tsy miteny fotsiny tsotrizao de efa mety ko ngé é! toizay miteniteny fôna;-):-D
60. rafify
(
19/08/2007 21:05)
anjaso aza antsoko i soffia, aza miala!
é!é! mifoaza twa fa io hono i sitlo, le nomenao dédikasy, ay mbola tsarouny ihany le je t'amour tsika talou:-D:-D:-D
é!é! mifoaza twa fa io hono i sitlo, le nomenao dédikasy, ay mbola tsarouny ihany le je t'amour tsika talou:-D:-D:-D