miavona ve ny gasy eto frantsa
81. VLAN
(
29/01/2008 12:46)
Manao ahoana daholo, somary miverina kely amin'ilay lohateny fa miala-tsiny.
Ny tena moa efa elaela ihany no teto parisy fa ny tsy dia mahatsikaritra loatra amin'ny ankakobeny hoe miavona ny malagasy, izaho moa rehefa mahita malagasy eny an-dalana eny dia aleoko miresaka toy izay mifampizerijery, kanefa tsy azo tonga dia omena tsiny raha miavona fa indraindray manko misy olana be eo amin'ny fiainana andavanandro izay tsy ahitana vahaolana fa sarotra be ohatra: tsy misy papier intsony, tsy misy asa, tsy misy trano, marary sns...ka tena very saina ka tsy dia manana hery intsony hifampizara vaovao amin'ny olona eny an-dalana...
Antony iray koa zay

82. sipamilay
(
09/04/2008 15:27)
fasaly:
ôhhh! tara be toi ry epsedo fa efa noresahana teto imbetsaka io fa misy tokoa ny miavona ny gasy indrindra ao paris efa nantao resaka dridrangilo teto foana:-D
marina mintsy ny kozinao,ra te ahita gasy tena miavona de ndana makany pars,any tsy misy gasy samy gasy zany fa mody fanina daolo,any nice ndray mifangaro,misy ny miavona misy ny mihatsaravelatsy,fa nice no milay e
sady io ko arakaraka ny fifandraisana iany e 8) 8)
83. RAKVOL
(
13/04/2008 05:52)
io araka ny toerana misy anao ,sy ny fiainanao ,tsy hitako zay mahalafo ny hamaliana hoe manao ahoana ,tsy vidiana io ;samy mahalala daholo ny fiainana eto france zay mipetraka aty,miavona d ho aiza anefa , zay aty corse aloha mifanatona miarahaba ;manotany gasy ve nareo ,satria tsy dmisy firy aty ka rehefa mahita d faly , ny hamaliana hoe miavona ve ny gasy ao paris ,IE, satria hita rehfa mandalo any ka mifanena eny andalana.....