miavona ve ny gasy eto frantsa

21. diamondra27 ( 07/08/2007 13:19)
mim:

diamondra27:

Ny sasany ndray tsy misakafo fa chips sy otran'izany no hanina de manangombola de andehanana any dago mba hi-gestiavana we : zany zahay fa avy any an-dafy , de manao valamaty any @ havany any
sao d adala aza ty radiamondra27 lé!zany ngamba no ataonareo sy ny havanareo?@ fomba ahoana no afantaran-radiamondra27 anizany lé?fanaratsiana ny gasy indray zao lé!




_______________________________

raha namaky tsara mim de nahita fa le sipa milaza azy fa miasa taty io nefa mbola za ihany no nangatahana hoe: sao mahita asa ho azy no tiako lazaina fa be geste @ havany sy ny namany any, tsy mahita ny fiainany aty ...tsy misy ifandraisany @ havako zany
Misy koa gasy hafa fa bon efa adala za zany za de aza henoina tsony ny teniko fa henoy ze resaky ny mpanao tantara valamaty hoe: tena bien be aty , tsy misy soucis, tongava doly raha mahazo visa...
de refa tonga aty de tandremo tsy hitaraina ...

Ny mampalahelo anah zao de: nisy mpivady zay tany dago, ny lahy no aty nefa le vavy mbola any, inona ny antony ? satria nihaino resak'olona tahaka izao we: mandeha ho azy ny fiainana aty , mora ahitàna asa sns... de avy eo afarana ny vadiny efa ho heribntaona mahery zao mbola tsy tonga le vadiny.

Noho ny zavatra toa izao no tiako ampitandremana fa tsy resaka fanaratsiana ry mim a!


Resaka avona ny dinika : refa miavona ny olona de tsy resahina . Ze te-hiresaka ihany no resahina, tsy mila manasarotra fiainana.

Matoa miavona ny olona de misy dikany.


22. sitlo ( 07/08/2007 14:34)

Ny hava-tiana tsy itsitsina rotsakazo. :@
23. wooda ( 07/08/2007 14:41)
neveriko fa misy namana vaovao miavona!

:-*:-* daolo eh

ps: za anisan'ny olona tena miavona aty dago :?
24. Fiffi ( 07/08/2007 14:55)
wooda:

ps: za anisan'ny olona tena miavona aty dago :?
:roll: aiza kosa akia ?:roll:


25. epsedo ( 07/08/2007 16:37)
tsampa amin'ny firesaka klo fa ny gasy eto fratsa dia otran'ny miavona izany afatsy i.....:arrow::roll:
26. epsedo ( 07/08/2007 16:42)
za klo anisany sariaka eto dago eh fa tsy mba miavona izany :-D:-D:-D hihihi
27. Fiffi ( 07/08/2007 16:49)
mampihomé nareo kah ! tsy hitako zany hoe miavona zany .....zao olona rehetra tsy fantatro zao ve de andeha herabaiko ? de rehefa tsy mifampiarahaba ve de midika zany hoe miavona ? :-w:-w:-w
28. princesseN ( 08/08/2007 07:39)
:?::?:tsy haiko alou e!
29. mim ( 08/08/2007 07:51)
diamondra27:
resaka avona no dinika fa aleo sao de lasa HS e!
ianao mihintsy no manao hs é!avona ny sizé ka in no idirany zany baratin-nao retra ireo?mampitandrina @ in?hoe tsy paradisa ny fiainana aty?d izany v no mapiavona anao?mihinana chips sns?


30. Fiffi ( 08/08/2007 09:16)
hery:

Ary ny gasy eny Analakely? :-p

Raha misy gasy tsy fantatrao mifanena aminao eny Analakely dia andramo arahabaina fotsiny ange e.
io ny valiny.....


31. diamondra27 ( 08/08/2007 11:25)
mim:

diamondra27:
resaka avona no dinika fa aleo sao de lasa HS e!
ianao mihintsy no manao hs é!avona ny sizé ka in no idirany zany baratin-nao retra ireo?mampitandrina @ in?hoe tsy paradisa ny fiainana aty?d izany v no mapiavona anao?mihinana chips sns?




_______________________________

=))=))=))
tena tsy maintsy hazavaina @ antsipirihany ve vao ho azonao hoe: inona no hidiran'io @ resaka miavona?

ary le resaka chips tena tsy tantinao an!

tongava aty de hahita na miavona na tsia ny gasy


Zony koa ange ny miavona fa tsy terenao tsy hanao izany ny olona e!



32. mim ( 08/08/2007 15:36)
:arrow:
33. mim ( 08/08/2007 15:38)
za ts iady @ adala sy mpiavona:arrow:
34. diamondra27 ( 08/08/2007 16:39)
:b
=))=))
35. epsedo ( 08/08/2007 16:54)
miavona ve ny gasy eto frantsa ? hmmm mety misy ihany ny mba tsy miavona. nefa mety misy koa ny miavona :-D:-D:-D
36. sitlo ( 08/08/2007 17:02)
efa antitra be ilay fandrangitana fa mba ovao ry epsedo
37. dadie ( 08/08/2007 17:13)
Mpandefa : hery [ Valio ] 07-08-2007 11:03:55
Lohateny : Re : miavona ve ny gasy eto frantsa
Ary ny gasy eny Analakely?

Raha misy gasy tsy fantatrao mifanena aminao eny Analakely dia andramo arahabaina fotsiny ange e.

ihihihih zany an ,mampmé ko i hery
38. mim ( 08/08/2007 18:29)
diamondra27:

:b
=))=))
efa mivà


39. epsedo ( 08/08/2007 18:48)
niarahaba gasy klo za io teo analakely na teny andalana rehetra teny dia nampaly tamin'ny fo daholo izay narabaiko afatsy....i :arrow::roll:
40. diamondra27 ( 09/08/2007 13:17)
afa tsy iza ry epsedo?

omeo an'ty izy refa tsy mamaly :b :-D:-D:-D

mba vazivazy zany fa misy tsy manana humour mitsy ny sasany ato fa zatra serieux foana refa tsy miavona :oops::oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6503