miavona ve ny gasy eto frantsa

61. fahamarinana ( 16/08/2007 19:20)
diamondra27:

tiko be ny ahy refa manao fahamarinana e!(l)(l)(l)
tena tsy arako akia fa be ny mifanena amiko a!


:idea:andraso aloha fa tena betsaka marina zany mifanena amindry zany,ho haindry eny ihany e.:-*


62. marsvao ( 17/08/2007 22:16)
Tena miavona!!!
63. epsedo ( 21/08/2007 20:42)
hoy marsvao: Tena miavona !!!
64. diamondra27 ( 22/08/2007 13:45)
epsedo: za kosa aloha tsy miresaka @ marsien zany e!
tsy fantatra na mitondra virus izy na aona, na sao de laniny eo za!

sady mars izy no vao!
65. epsedo ( 22/08/2007 17:47)
diamondra27 za ndray mety tsy hiresaka n':arrow::roll: fa man'karary fo
66. gasinamana10 ( 26/08/2007 17:39)
mba tonga teo frantsa paris aho 2005 de nofeperana hoe aza manalabaraka tena miarahaba gasy eo fa tsy tantin'izireo hono ny mahita gasy mba niondrana, nefa anie dia gasy petaka ihany e, tsy manin fa be koa ny sariaka ny olombel
67. pink ( 13/09/2007 20:02)
diamondra27:

mim: avelao @ adalako aho raha za mba mampitandrina sy milaza ny zava-misy indray no mahazo loza, sa zany no atao hoe: "ny marina rehetra tsy filaza avokoa?"
tsy fanaratsiana ireo ry mim fa filazàna ny zava-misy a!
raha tsy mahatanty mihaino sy mahita ny zava-misy ianao de tsy maninona fa ny antony itenenako an'ireo de mba tiako fantatry ny gasy any dago fa tsy mora ny fiainana aty, fa tokony hiatrika ny zava-misy sy fantany ny fiainana an-dafy vao mikasa ny ho aty an-dafy fa tsy hoe: paradisa an-tany araka ny revirevy.

Betsaka ny resaka toa lazainao fa lasa hoe toy izany daholo ny sasany.raha miresaka izany anie ianao dia ohatra misy sous -entendue fa ianao dia tsara be e. Izay mantsy no tena tandremana rehefa miresaka fa misy ambadika ny resaka .il n'ya pas:oops: de parole gratuite!!!
Raha nanonona anaran'olona aho de manaratsy le olona izay.

Fantatry ny rehetra zany resaka mitsitsy zany aty, sy hoe tsy mora ny mahazo trano fa ep ampiandrasana ny tranonao de aleo aloha miara-monina manao collocation fa tsy refa miteny ny olona de we manaratsy, de ahoana zany avela hitonatonana aty doly ny gasy de handraingiraingy aty ve? Tsy aleo mba fantany ny zava-misy de avy eo izy mieritreritra na ho avy na tsia?

resaka avona no dinika fa aleo sao de lasa HS e!



68. mirabela ( 13/09/2007 21:17)
za ndray matsapa fa noun ny le ftona tery lav aty(france) d ts manam potona ijerena ze mpandalo isan andro:(.fa refa mirozirozy vo mba afak mijeri2 mpandalo e;-), d @ iny vo manararotra miresak sns.zany wé az mena tsiny rah amin jour ouvrabl nareo no mifanena amiko, fa refa week end kosa d manarina.:)
69. xxx ( 14/09/2007 07:38)
shhh, tena marina fa miavona tay daoly ny gasy aty france,indrindra fa ny ao paris, matsravn!!!!
70. Fiffi ( 14/09/2007 07:49)
xxx:

shhh, tena marina fa miavona tay daoly ny gasy aty france,indrindra fa ny ao paris, matsravn!!!!
shhhhhhhhhhhhh ary enao xxx mba inn hono ? :evil:


71. xxx ( 14/09/2007 14:55)
Fiffi: Zava-misy ange no lazaiko fa tsy mamorona a e! Miavona ndoza ny gasy eto Paris. Tsy mamorona a fa hitan'ny voamasoko ary tsy in-1 na indroa fa ze gasy arabaina eny andalana d mivandravandra b fotsiny... Ohatran'nu hoe ny tena ndray no adala miaraha ba azy!
Mbo ialao zany ry gasy eto Paris a
72. xxx ( 14/09/2007 18:51)
ié tena miavona ny gasy aty frantsa ary tsy te hiresaka aminao ry mpanao size an! Aza manao bonjour, na ny mitsiky aza aza hatao fa sao mahazo ny hoe "tu veux ma photo?":x:x:x
73. mirabela ( 14/09/2007 18:54)
xxx: shhh, tena marina fa miavona tay daoly ny gasy aty france,indrindra fa ny ao paris, matsravn!!!!

ts votery miteny ratsy ané i xxx
ze tiny eo iany io(gasy any paris) fa ts zé tinao no atao.:-P:-P:-P:-P:-P:-P
74. epsedo ( 15/09/2007 16:50)
xxx:shhh, tena marina fa miavona tay ny gasy eto france,indrindra fa ny ao paris,matsravn!!!!

ts voatery miteny ratsy ané i xxx
ze tiny ianyio (gasyany paris)fa ts zé tinao no atao:-P:-P:-P:-P:-P:-P

NB: tokony mba hiarahaba kosa farafaharatsiny eh!:roll::roll::b
75. zoubelou ( 15/09/2007 19:23)
Aza maka lagy o....Rehefa mihaona isika gasy dia aleo tonga dia miarahaba fa tsy mifampiandry ...toa zay koa ange no mahavoa antsika e. Mba ento mora iany alou ry xxx a!!!!
76. diamondra27 ( 18/09/2007 20:54)
epsedo: de ahoana ihany hono e!
77. epsedo ( 19/09/2007 17:19)
diamondra27:ny fanantenana no afon'ampompo kobonona lava ao anatin'fo ....:arrow:(l):roll:
78. diamondra27 ( 19/09/2007 22:11)
epsedo: mbola matokia wa fa ny fony mbola tia

hafatra==> somary sahirana tato ho ato fa sms ihany no azo alefany aminao.
de zay ranadahy fa aza manao film be loatra e
:-*:-*
79. epsedo ( 20/09/2007 17:25)
misaotra ranabavy amin'ny Andriamanitra anie hamaly soa ho anao:-*:-*
80. toreip ( 02/11/2007 12:06)
Amiko ny fiainanan'ny gasy eto Dago no tsy mifanampy dia la sa blem satria tsy afaka mifampiatrano -eo koa ny blem de loi sns Tsy te handray andraikitr é ra misy blem -bma mifankatia e na de conseil fotsiny aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4833