Firaisam-pinoana

41. Mandefitra ( 06/08/2007 11:25)
Hozy tywa68
Mandefitra = tsy nisy nanoratra na niteny teo hoe andao hiverina katolika zay niala tao ; mazàna anefa ireo milaza ny tenany hafa noho ny katolika no faly miala sy misitaka,

de hozy karetsaka
Miverina any am-pototra e...
Miriorio foana ny angidina hono.... fa any ankady no hiafarana
misandrahaka foana ny voatavo.. fa vao ny fotony noongotana dia maty ho azy.

ny orizinal ihany Ramose an!

sa tsy katolika le orozinal?
42. tywa68 ( 06/08/2007 11:26)
Dia lazao f'izaho indray no manova resaka ?
Koa efa impiry no notenenina fa mitondra ambavaka izy, fa ny Tompo be fitiavana no manome na tsia, d ahoana kay ??? tsy mahavaly zany sa tsy azoko indray hoe na mody tsy vakiana :lol:
43. Mandefitra ( 06/08/2007 11:35)
Koa efa impiry no notenenina fa mitondra ambavaka izy

zay anie ekeko tsara, raha zay ny finoanareo, fa raha ovaina le fanontaniana de hoe, aman'aliny na an'hetsiny ny mpino katolika no mangataka aminy hitondra ambavaka azy ireo, ary tsy vitan'ny hoe in-1 mandeha tsy miverina fa @ fotoana tsy voafetra, de hoy aho hoe ahoana no mampety an'izany?satria olona izy vao olo-masina hoy ianao teo ...:D
44. Fiffi ( 06/08/2007 11:45)
xxx:

Laza >>> maninona ise no tsy mahita afa-tsy hypocrisie ? Maninona raha mba miezaka mijery ny côté positif n'ny zavatra
zah mba gaga...:roll:


45. tywa68 ( 06/08/2007 12:08)
Mandefitra : manao fanahy iniana sa ?
Koa efa hoe renin'Atra zany, efa Masina Maria no niantsoana azy, ary tena inoanay katolika fa mampita ny vavakay any @ i Tompo, toy ireo nialoha lalana (olomasina sy ny havana efa tsy eo nefa antenaina tsy very any afobe)
fa ny Tompo be fitiavana no manome na tsia,
:-*
46. Mandefitra ( 06/08/2007 12:17)
Koa efa hoe renin'Atra zany, efa Masina Maria no niantsoana azy, ary tena inoanay katolika fa mampita ny vavakay any @ i Tompo, toy ireo nialoha lalana (olomasina sy ny havana efa tsy eo nefa antenaina tsy very any afobe)

Hay ve, misaotra an'i tywa68 @ valimpanontaniana. Finoana tokoa nga, ary sarotra hiraisana :wink:
47. tywa68 ( 06/08/2007 13:53)
tsy misy fisaorana Mandefitra a
48. ikaretsaka ( 06/08/2007 15:20)
misaotra tywa amin'ny valim-panotaniana rehetra
49. cutie ( 06/08/2007 16:27)
Ny fahamarinana toy inona avy amin'ny finoana inona no ampiraisina amin'ny tsy fahamarinana avy aiza?

Tsy tokony hisy ny fampitahana ny finoana sy fahamarinana avy @ finoana hafa :lol:
Ahoana ny fahazahoanao izany hoe firaisam-pinoana

Firaisana ao @ Kristy
Ze tsy kristiana zany de tsy tafiditra:lol:
Ny finoan'iza sy iza no ampiraisina

Ny finoana kristiana ( anjaran'ny kristiana ndray ny manadihady zany finoana kristiana zany )
50. cutie ( 06/08/2007 16:28)
Mbola mitombina ve ny fiantsoana azy hoe finoana raha izany?

Mbola mitombina raha tena finoana marina le izy:lol:
51. tywa68 ( 06/08/2007 18:47)
Ikaretsaka : tsy misy fisaorana fa ny Tompo anie homba antsika rehetra tsy an-kanavaka ! Mba ho iray ao @i Tompo, zay ilay firaisam-pinoana :-*
52. Fiffi ( 06/08/2007 19:32)
Amen
53. ikaretsaka ( 06/08/2007 19:45)
cutie:

Mbola mitombina ve ny fiantsoana azy hoe finoana raha izany?

Mbola mitombina raha tena finoana marina le izy:lol:


tsy rehefa iray ve no lazaina hoe finoana marina
54. cutie ( 06/08/2007 19:47)
zany ve ny finoanao :lol:
55. ikaretsaka ( 06/08/2007 20:06)
raha 1 ihany ny vadiko dia mino aho hoe iny ny vadiko marina
fa raha marobe.. tsy haiko intsony ka

na hoe 1 ihany ny foko fia iny amiko ny hoe tena fo marina
fa raha fo marobe no eo.. tsy haiko intsony ny anahy marina amin'ireo
amiko toy izany ny finoana
56. cutie ( 06/08/2007 20:08)
na hoe 1 ihany ny foko fia iny amiko ny hoe tena fo marina
fa raha fo marobe no eo.. tsy haiko intsony ny anahy marina amin'ireo
amiko toy izany ny finoana

zay manko ry IKa
efa hainao le izy :lol::lol::lol::lol:
57. Fiffi ( 06/08/2007 20:29)
ikaretsaka:

na hoe 1 ihany ny foko fia iny amiko ny hoe tena fo marina
fa raha fo marobe no eo.. tsy haiko intsony ny anahy marina amin'ireo
amiko toy izany ny finoana
fo marobe ahoana akia zany ? nga tsy tokana ny fo ?


58. cutie ( 06/08/2007 20:31)
:-D:-D:-D:-D:-D
59. cutie ( 06/08/2007 20:32)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 06-08-2007 22:06:28
Lohateny : Re : Firaisam-pinoana
raha 1 ihany ny vadiko dia mino aho hoe iny ny vadiko marina
fa raha marobe.. tsy haiko intsony ka

na hoe 1 ihany ny foko fia iny amiko ny hoe tena fo marina
fa raha fo marobe no eo.. tsy haiko intsony ny anahy marina amin'ireo
amiko toy izany ny finoana

namaste :lol::lol::lol::lol:
60. Fiffi ( 06/08/2007 20:54)
ikaretsaka:

fa raha fo marobe no eo.. tsy haiko intsony ny anahy marina amin'ireo
amiko toy izany ny finoana
kay zah no diso....tsy namaky tsara...:oops:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2984