Inona no atao rehefa tonga izao...
61. naughtyboy
(
09/08/2007 15:57)
mety ko oe tsy ilaina loatsa ny fisainana ra te iditra @ io kozy io fa ny fitiavana ilaiso fitia no betsaka,te ihoatra fefy lava:°)
62. la
(
10/08/2007 15:45)
xxx> aza be eritreritra ny aminy intsony fa avelao izy iaina ze fiainany any satria efa fantatrao izy fa an'olona efa hainao tsara zany nefa enao mbola sa niditra de avelao ze vita ho any.
Zay nge no matonga ny olona mba hitsotra alohan'ny hiarahana e, amizay mba samy mafantatra we atraiza zany no fefarany.
Ny tsy mafantatra aza ry xxx efa mafy manjo azy ko nenao efa fantatra de zao aloha de aleo zakaina ny vokany e; tsy sanatria manenjika anao zah fa soa ny lavo ahay amindra de soa ny kenda ahay mitsako.
Enao ary sambatra mbola nahita olona nitsotra toy izany fa tsy narirarirany teo!!
Fa zay e mahereza :):roll::!::-$

63. rafangotsohana
(
21/08/2007 10:57)
Marina daholo ny voalaza etsy ambony, fa mba ataovy anatry ny sisa izany e. Mba firy taona moa ianao io izao, ary efa manambady ve? Sao dia mba afaka mifanampy mantsy isika fa izaho koa voadona ar-pitiavana toa anao ary efa divorcé mihitsy @ zao fotoana zao.(l)
65. rafangotsohana
(
21/08/2007 13:52)
xxx> Tena nampirafesin'ilay vadiko t@ olona tao an-tananay aho! Kay izy refa lasa miasa aho, dia iny koa izy no mamonjy @ lay rangahy any am-panaovana biriky any (satria manakarama olona manao biriky mantsy leiria). Mpivarotra io rangahy io ary teo no nanjonoiny ny vadiko, izay somary tendantendan-kanina ihany! Nampidiriny ny divorce, ary niseho nangataka pension alimentaire kanjo nifanena t@ mpaka kitay, fa sady diso t@ Fitsarana, ny pension tsy azo, ary ny zaza any amiko no nataon'ny Fitsarana, ilay rangahy koa mantsy nanary ny vadiny, kanjo tsy nanambady azy, fa naka vevavy hafa.@ zao fotoana zao, izay rehetra ataony dia mandamoka avokoa!! Izaho mi-conseiller anao fa aza mba misaraka amin'Andtra mitsy fa tena manampy Izy! Izay fa rapitso ndray tohizana e!!Ka asa raha mi-convenir anao io hevitro eo ambony io na tsia!