Inona no atao rehefa tonga izao...
21. mandrindra
(
03/08/2007 06:39)
diamondra27, tsy nangalabadin'olona izany kosa i xxx fa nizara fitiavana e:D
22. diamondra27
(
03/08/2007 07:16)
mandrindra: ahan
xxx: 'ty zany mba dedicace ho anao
http://www.youtube.com/watch?v=-Pl4ecMuraw&mode=related&search=
xxx: 'ty zany mba dedicace ho anao
http://www.youtube.com/watch?v=-Pl4ecMuraw&mode=related&search=
23. diamondra27
(
03/08/2007 07:40)
de tokony hanao an'ty lazain'i tonindia ty koa ngamba
http://www.youtube.com/watch?v=QedfHL7ltzw&mode=related&search=
http://www.youtube.com/watch?v=QedfHL7ltzw&mode=related&search=
24. booboo
(
03/08/2007 08:39)
zà tena tsy manaikay ilay fomba fiteny hoe "mangala-bady" io mihitsy. Sitra-po aby zany fa tsisy noterena t@ antsy teo hoe tsy maintsy miaraka....
25. kallie
(
03/08/2007 08:49)
:-D:-D:-D elabe za tsy naheno an'io hira oe baban Roukia io. :-D
io tinondia io ve zany shakira gasy zany reto?
io tinondia io ve zany shakira gasy zany reto?
26. sechat
(
03/08/2007 08:56)
booboo> oki :lol: za koa mitovy hevitra tanteraka.
xxx> aoka zay fa mandreraka be le mitily vadin'olona. Aleo le célibataire reny ihany :-D sady ny azy jonon'ny efa manana. Mahazo tsara, tsy mahazo homana foana :-D Tsy aleo ve izy hanaraka ny vadiny any @zay e!

27. diamondra27
(
03/08/2007 09:09)
kallie:
:-D:-D:-D elabe za tsy naheno an'io hira oe baban Roukia io. :-D
io tinondia io ve zany shakira gasy zany reto?
___________________________
hihihi
mety ho izy ngamba fa eto izy no milay kokoa
http://www.dailymotion.com/relevance/search/tinondia/video/x11eag_tinondia-ngoma_music
(l)diam's27 forever(l)
28. xxx
(
03/08/2007 09:57)
Fantatrao tsara fa ho avy io andro iray io de assumer-o @izay e!ianao nga lé masina an-tany?
aza miseho ho victime moa e!
ianao nangalatra ndray ve no we mila vonjy, au secours, c'est le monde à l'envers.
Zahay anie tsy mankasitraka zany ataonao zany enga nisy nanontany anao hoe mankasitraka ianao na tsia?dia aza be taimbava tahakizao fa ianao koa olombelona mety manao fahadisoana é!
29. diamondra27
(
03/08/2007 11:36)
xxx: milay refa matsiaro touché(e) e! raha mbola tsy ampy de ndana mamerina
na tsy nisy manontany de miteny foana za we tsy mankasitraka ny mangalabadin'olona na xxx io na iza na iza fa matoa miteny we inona no ataoko ra za ny teo @ plasinao de tafiditra ihany io.raha conseils amporisika anao hijangajanga no ilainao de sanatria zany
ngah tsy novakianao tsara ny teniko hatr@farany fa tsy misy mitorabato anao sa tsy azonao koa ny dikan'izany?
aza manaonao foana refa tsy mazaka fa tsy ampahafirin'ny fon'ny vadin'olona =((=((=(( nalainao zany , sa mba mampiresaka fotsiny?:-P

30. fasaly
(
03/08/2007 11:39)
hoy aho hoe izay no lahatra sy anjara angamba!.....matoa tanteraka sy niseho....
31. Samoana
(
03/08/2007 13:29)
evasoa:
ka ianao izany anie midikizo e ! Lehilahy lehilahy ihany (mino aho fa vehivavy ianao)
evasoa/Tsy voatery ho vehivavy io manontany io kah . Amiko aza lehilahy io satria farany hozizy " nifanojo t@ mpaka kitay ". Bandy matetika no mpaka kitay :wink:
xxx/ Raha mbola te hiverina ho namany de ezaho alaina namana koa aloha ilay mpaka kitay sao may kila eo raha tsy miera @ izay:-D
32. sechat
(
03/08/2007 13:34)
Samoana:
xxx/ Raha mbola te hiverina ho namany de ezaho alaina namana koa aloha ilay mpaka kitay sao may kila eo raha tsy miera @ izay:-D
dé lasa izy 3 ve no miaraka raha mety :°)
33. Samoana
(
03/08/2007 13:39)
sechat/ tsy fiarahana intsony no tadiavin'i xxx fa namana hono kah !
( le valinteny nomeko anie mba tsy hitenenana fotsiny hoe tsy mety intsony izany e:-D )
( le valinteny nomeko anie mba tsy hitenenana fotsiny hoe tsy mety intsony izany e:-D )
34. karinah
(
03/08/2007 13:46)
mandrindra:anatra koa izany rey oul ah!:-D:-D:-D:-D
fiffi, ilay anatra tokony ho raisina izany dia ny hoe tohizo fa tsara:wink:
35. karinah
(
03/08/2007 13:50)
:roll::roll::roll: zah ono dia voasongon'i samoana anefa fohy kely io no nosoratako :^)
37. naughtyboy
(
03/08/2007 17:52)
le mindrana kitay kalo de mpahazo ny oul matetika na tsy tia sehoseho aza nefa kosa ra miverina any @ tompony ny kitay de ho olana ihany ve?nena mo gazy no ampiasaiko de afaka ny olako @ kitay tsy azo indramina ny gazy tsinn ko:°)
39. naughtyboy
(
03/08/2007 18:07)
zany v fasaly, za mbola tsy naeno oe ampindramo gazy aho oh. fa lany ny briquet-ko :D azo indram zany ra azoko tsara ny rehetra refa averina any @ tompony :-D