Inona no atao rehefa tonga izao...

41. ikaretsaka ( 04/08/2007 05:42)
Fiffi:

heu.....mba te-hamaly zah saingy tsy aiko loatra ny dikan'le hoe "mpaka kitay" :roll:


fa i fiffi ity indraindray mahazendana ihany..:roll:
fa taia avao roky ro nianatra teny gaaaashyyyyy?
42. Fiffi ( 04/08/2007 05:59)
:oops:
43. Fiffi ( 04/08/2007 06:00)
Ika: heu.....ka tsy mikaroka lavitra akia ny mahatonga an'zany an ! noheveriko mpaka kitay le olona maka kitay koh ! :{:{:{:-D:-D:-D
44. ikaretsaka ( 04/08/2007 06:29)
methaphore metaphore.. hain'ny gasy io :wink:
45. diamondra27 ( 04/08/2007 12:00)
ika: tandremo fa ny fatana gazy ndraindray misy fuite
karinah: ok, mba jeu de mot iny ho an'izay tsy mahazo
46. Fiffi ( 04/08/2007 13:29)
diamondra27:
tsisy anatra atao @izany fa matoa manao amant de efa vita calcul doly ny zavatra mety hiseho
heu.....fa nahoana no tsisy anatra ? efa hitany zao ny conséquence-n'le izy de mitandrina am manaraka tsy hamerina an'le izy intsony koh !


47. diamondra27 ( 04/08/2007 15:07)
fiffi: mahazo lesona @ nataony izy fa tsy mila omena anatra intsony akia a!
48. sakaizakely ( 04/08/2007 15:44)
diamondra> ka izy ity aza anie toa mbola mitady e ! aiza no anatra voarainy tam zany fa mbola te hamerinaaza izy. Taiza koa no nisy hoe efa niaraka nangalampihinana de hoe malahelo ny finamanana. Mbola te ho tsaingofina izy zany kou. Efa fantany tsara fa tsy hijanona @ finamanana izany ny fihaonana raha mbola tafaraka ry zareo

49. tywa68 ( 04/08/2007 15:51)
sakaizakely:

diamondra> ka izy ity aza anie toa mbola mitady e ! aiza no anatra voarainy tam zany fa mbola te hamerinaaza izy. Taiza koa no nisy hoe efa niaraka nangalampihinana de hoe malahelo ny finamanana. Mbola te ho tsaingofina izy zany kou. Efa fantany tsara fa tsy hijanona @ finamanana izany ny fihaonana raha mbola tafaraka ry zareo





Saika hamaly an'io koa aho ! asa fa lesona hafa no azony izany matoa mbola te-hamerina :-D
50. vale ( 04/08/2007 18:41)
diamondra27:

ika: tandremo fa ny fatana gazy ndraindray misy fuite
karinah: ok, mba jeu de mot iny ho an'izay tsy mahazo
:wink::wink:


51. Herimiafina ( 04/08/2007 20:12)
Ary maninona raha ilay mpaka kitay no najanona raha tena milay be ilay tsy mpaka kitay? :oops::@
52. diamondra27 ( 04/08/2007 20:46)
HM: mety amiko mitsy zao zany mpaka kitay zany:wink:
53. Fiffi ( 05/08/2007 06:41)
54. mandrindra ( 05/08/2007 11:05)
efa hoe aleo miraka tohizana izy roa amin'izay samy manana ny anjarany
55. ravakamalala ( 05/08/2007 11:10)
herimiafina > tsy azo ajanona ny mpaka kitay fa ilay mpaka kitay vaovao mety tsy hanaiky haka kitay akory avy eo! dia iza ntsony no haka kitay? manjary tsy masaka ny sakafo, mangatsiaka ny trano!:snif:

mandrindra > maditra!!!!!!:b
56. mandrindra ( 05/08/2007 11:48)
ravakamalala, fa maninn no hoe maditra?
57. Fiffi ( 05/08/2007 13:09)
ravakamalala:
dia iza ntsony no haka kitay? manjary tsy masaka ny sakafo, mangatsiaka ny trano!:snif:
f'ita !


58. diamondra27 ( 05/08/2007 14:19)
fa misy briquet ve any aloha sa lany vanja koa?
de iza no mpikopaka afo?=))=))
59. Herimiafina ( 05/08/2007 23:01)
ravakamalala:

herimiafina > tsy azo ajanona ny mpaka kitay fa ilay mpaka kitay vaovao mety tsy hanaiky haka kitay akory avy eo! dia iza ntsony no haka kitay? manjary tsy masaka ny sakafo, mangatsiaka ny trano!:snif:


Mi-s'adapte amin'ny contexte kah! Soloina gaz na saribĂ´, na elektrika.
Tsy misy n'inon'inona impossible izany rehefa ao ny maoraly sy ny finiavana hanova zavatra! :^)
60. yandah ( 06/08/2007 07:03)
tiko le hevitra d iteny kely za

matoa tafiditra tao de tokony efa mba nisainana alouh woue ahona raha ohatra kah????

dia tsy nipetraka akory io fanotanina io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0434