Toy ny vhvvy eo am-piterahana ny fahoriana mahazo antsika?

21. niryna ( 31/07/2007 04:35)
naritsimba:

ao anatin'ny mangidy no misy ny mamy!


Marina izany dia ahoana?Ato anaty sehatry ny fivavahana isika dia alaivo sary hoe ny mahazo antsika kanefa any amin'ny farany dia misy ny vaha-olana:D
22. niryna ( 31/07/2007 04:37)
boraingy:

Efa mba nodinihintsika ve ny fahorian'ny Malagasy ankehitriny? tsy toy ny vehivavy eo am-piterahana va? Ny Gasy anefa dia mahari-pery ary matoky ny Tompo ka dia teraka soa aman-tsara ihany ilay nandrasana.
Hoy ny gasy: Andriamanitra tsy andrin'ny hafa, andriko ihany
Toe-tsaina mahay miharitra anie izany rey olona e!



=D=D io aky ari-malala fa misy fanazavana miditra a
23. niryna ( 31/07/2007 04:40)
mignone:

fangaha miteraka fahoriana ? FAHASOAVANA GOAVANA BE IZANY :lol:

Marina izany fa hoy aho hoe toy ny vhvvy eo am-piterahana(eo an-dalana hiteraka izany)

24. niryna ( 31/07/2007 04:42)
booboo:

fahasoavana ve lay mijaly beeee rehefa mihetsi-jaza sy lay mila ho faty rehefa mihitatra ny eo @ bassin ? koay lé ...sao dia maso ara nareo zany ? :°). rehefa latsaka ilay zaza vao fahasoavana fa rehefa mbola eo am-piterahana no mampijaly.


Marina izany ry booboo a,io ry ika a ,fahasoavana ilay izy saingy eo an-dalam-piterahana izahay(vehivavy io)no mijaly ary mila tsy te-hiverina intsony.

25. niryna ( 31/07/2007 04:45)
booboo:

fahasoavana ve lay mijaly beeee rehefa mihetsi-jaza sy lay mila ho faty rehefa mihitatra ny eo @ bassin ? koay lé ...sao dia maso ara nareo zany ? :°). rehefa latsaka ilay zaza vao fahasoavana fa rehefa mbola eo am-piterahana no mampijaly.

Izany mihitsy ary dia io no hitarihako ilay resaka
Toy ny vehivavy eo am-piteraahana:mijaly ,miantso vonjy,mandrirotra etsy mandrirotra ery,indraindray tsy fantatra intsony izay tenenin'ny sage-femme hoe push sa pull(asiany mampiditra rivotra ny tena, asiany manena.
Azo tarafana ny fahoriana mianjady amin'ny fiainana amin'izay ve io.
Tohizo aza fa efa nomeke teny kely ianareo.:*

26. niryna ( 31/07/2007 04:54)
kelly13:

ny tiko lazaina izany oe ny marary miteraka d marary physiquement ny fahoriana marary moralement, sa inn ary no tian'i nyrina lazaina?


Io fa azonao ilay izy ary misy ara-batana ara tsaina,ary ara-panahy mihitsy izy roa ireo.
Miteraka indraindray sitraponao satria ianao manambady,misy fifaliana ao raha vao nahare fa bevohoka ianao,ao ny sasany voa ny tsy fidiny ary dia miady saina tanteraka misy aza tsy te hanana iny zaza iny izy fa maro ny olana izay mitamberina ao an-tsainy ao.Misy adi-tsaina amam-panahy ao izany ary mety miteraka fahamoizam-po mihitsy.
27. niryna ( 31/07/2007 04:55)
ikaretsaka:

booboo:

fahasoavana ve lay mijaly beeee rehefa mihetsi-jaza sy lay mila ho faty rehefa mihitatra ny eo @ bassin ? koay lé ...mampijaly.

fahasoavana be izany ko.. hoe tena lasa ity le ... lasa ity hoa!

=))=)),eny tonga ilay niandrasana fa ny fiandrasana azy no tena dange anie ry ika e

28. niryna ( 31/07/2007 04:59)
[quote=sakaizakely]
Toy ny vhvvy eo am-piterahana ny fahoriana mahazo antsika?


8O8O8O8O8O

vary amin'anana be le fanoharana, tsy hitako izay tena votoatiny. Hoatran'ny hoe manao translation amerikana @ teny gasy be fotsiny fa le tena lohahevitr'ilay tena tompokevitra tsy voadika tsara

tsy fahoriana ny miteraka fa fahasoavana ka na ny fihetsehanjaza aza dia tsy ahoana intsony dieny vao latsaka ilay zaza.

ka eo amin'ilay fihetsehanjaza no teneniko eo am-piterahana hoy aho fa tsy hoe rehefa tonga tety an-tany ny zaza.

amiko dia tsy fanohatra @ fihetsehanjaza ny fahoriana na inona na inona eto antany satria fihafiana mitondra fahasoavana izany, eny , na dia misy aza ny sompatra sanatria an'zany.

Afaka manao fanoharana isika ka,ny fivavahana anie dia hiainana an-davanandro e(daily living)



29. niryna ( 31/07/2007 05:03)
ikaretsaka:

rehefa i niryna dia vary amin'anana kely izay foana.. fa mila miezaka kely ianao mijery hoe anana no tiana ho hanina sa vary... arakarak'izay tianao.

Azafady niryna fa milaza ny zavatra hitako aho an!

Tsy mampaninona ahy mihitsy izany ka,izay kely fantatro sy aiko no teneniko,izaho tsinona tsy hiambo ny tsy fantatro.Aleoko manoro toy izay manao latsa toy ny hafa,nataondry zareo fihomehazana fotsiny ny gasy kely mba te-hifandray azy ireo kanefa ny teny gasy tsy mandeha toy ny fitenin-dry zareo.
Manao vary amin'anana aho fa saingy asiako teny gasy eo mba ho fantatry ny olona.
Angaha tsy fantatry ika fa mila miteny anglisy hono ny firenen-tsika,koa tsy vao maika faly ve ny ankizy maka izay mots kely fantatra ato:roll:

30. niryna ( 31/07/2007 05:06)
boraingy:

niryna:

Afaka mba hanaza ve ianao raha oharina amin'ny vehivavy mihetsi-jaza ny fahoriana mahazo antsika?

Inona avy izany fahoriana izany?

Aretina maro samy hafa,fahafatesana,mandao olon-tiana,mipetraka irery,misara-bady,mijaly am-panambadiana ny resaka tokan-trano,satana mandrirotra ka tsy mahatohitra ny fakam-panahy,zanaka na vady maditra, olona mampiasa herintsandry,diso fanantenana,tsy manana fanantenana,eny fa mety miafara ny fifamoizam-po mihitsy indraindray ny ao anaty saina,azo-pahoriana,very fanantenana,misalasala(doubt) sns..Anjarantsika ny manohy azy...

1- Ahoana izany fanoharana vehivavy eo am-piterahana izany izany?

2-Misy anefa tsy nambinina ary tsy kivy fa namerina indray?

3- Ary any amin'ny farany dia teraka soa aman-tsara:D:D

Misaotra mialoha

(l)niryna




Fanoharana io nataon'i niryna io. Raha ho teraka ny olona iray dia misy ny fiandohana: Andriamanitra raha toa ka jerena amin'izao tontolo izao. Ny fikotrehana na fotoana mahabevohoka, ary ny fiterahana. Misy fanaintainana eto. Raha oharina amin'ny fe-potoana lavalava kokoa dia ity farany ity no fahoriana mahazo antsika. Misy sedra ao. ary any amin'ny farany dia teraka ka na velona ny zaza, na maty.

Eo amin'ny fiainana ara-panahy dia sedra no mahazo antsika. Mahatana Ilay Fahazavana Voalohany nanoratana ny faharesen'ny fontsika ve sa tsia? ka azo otazana tomombana tsara?

Mila matotra miatrika izany.

Eo amin'ilay hoe mamerina indray fa maty ny teo aloha. Hafa ny zaza tonga eo fa tsy ilay nokononkononina teo aloha. Efa maty ny taloha, ary indro tonga vaovao. Fiala-nenin'Andriamanitra ho antsika olombelona io teo amin'ireo ambaratongan-taranaka nifandimby ka amin'izao fotoana izao dia Ilay vaovao nokolokoloin'i Jesoa no ho velona, mila manampy Solika eto ary mamantatra hoe ampy sy feno tsara ahatongavana sa ahoana? Ilay solika tena Izy io fa raha rano no ampidirinao dia tsy hirehitra ny jironao.






Misaotra anao aho borainga fa izay teneninao izay no isany iray nanoharako ny fahoriana mahazo antsika.
31. niryna ( 31/07/2007 05:09)
ari.malala:

tsy azoko loatra ilay lohahevitra ry niryna ka sao d mba azonao itondrana fanampimpanazavana kely! efa niainako in2 mantsy izany mihetsijaza sy miteraka fa tsy hitako izay ifandraisany @ fahoriana...


boraingy:


Fanoharana io nataon'i niryna io. Raha ho teraka ny olona iray dia misy ny fiandohana: Andriamanitra raha toa ka jerena amin'izao tontolo izao. Ny fikotrehana na fotoana mahabevohoka, ary ny fiterahana. Misy fanaintainana eto. Raha oharina amin'ny fe-potoana lavalava kokoa dia ity farany ity no fahoriana mahazo antsika. Misy sedra ao. ary any amin'ny farany dia teraka ka na velona ny zaza, na maty.

Eo amin'ny fiainana ara-panahy dia sedra no mahazo antsika. Mahatana Ilay Fahazavana Voalohany nanoratana ny faharesen'ny fontsika ve sa tsia? ka azo otazana tomombana tsara?

Mila matotra miatrika izany.

Eo amin'ilay hoe mamerina indray fa maty ny teo aloha. Hafa ny zaza tonga eo fa tsy ilay nokononkononina teo aloha. Efa maty ny taloha, ary indro tonga vaovao. Fiala-nenin'Andriamanitra ho antsika olombelona io teo amin'ireo ambaratongan-taranaka nifandimby ka amin'izao fotoana izao dia Ilay vaovao nokolokoloin'i Jesoa no ho velona, mila manampy Solika eto ary mamantatra hoe ampy sy feno tsara ahatongavana sa ahoana? Ilay solika tena Izy io fa raha rano no ampidirinao dia tsy hirehitra ny jironao.

Io koa misy fanazavana iray aky ari-malala a
32. niryna ( 31/07/2007 05:10)
ikaretsaka:

dia narary ve izany Andriamanitra t@ nahary izao tontolo izao?
hoe .. maty aho dada maty aho mama.. dia boooooo nisy ny nazava
de maty aho dada maty aho neny dia boooooooo nisy ny tany sy ny lanitra?
mba tsetsatsetra nyahy a


Vakio tsara kosa ilay fanazavan'i boraingy ry ika a.:D
33. ari.malala ( 31/07/2007 07:42)
fa mbola tsy azoko iany e! tena tsy azoko mintsy... inona no ifandaisan'ny vhv miteraka @ olona manampahoriana? ohatra ve hoe sanatria maty ny ray na ny reny na olona akaiky e! de inona no ifandraisan'ny fihetsehanjaza amzany? sa za ve no votsa saina?
34. xxx ( 31/07/2007 12:29)
ari.malala:

fa mbola tsy azoko iany e! tena tsy azoko mintsy... inona no ifandaisan'ny vhv miteraka @ olona manampahoriana? ohatra ve hoe sanatria maty ny ray na ny reny na olona akaiky e! de inona no ifandraisan'ny fihetsehanjaza amzany? sa za ve no votsa saina?


tsy votsa saina ianao , izaho koa toa anao, tsy azoko loatra hoe inona no tena anton'ilay fampitahàna .

te hiteny aho hoe ngô dia mifoka bozaka ary niryna

35. tywa68 ( 31/07/2007 12:37)
xxx sy ari.malala : tsy hamerina ny voasoratro omaly aho fa samia maka ny mety aminy zany e :wink:
36. xxx ( 31/07/2007 12:41)
... sa vao tera-bao niryna :?:
37. rakaroka ( 31/07/2007 18:44)
xxx:

... sa vao tera-bao niryna :?:


:-D:-D:roll:Izay tokoa 'ngamba, fa 'zaho t@ niteraka ny zanako voalohany, tena tsy nahatsiaro naharary tahaka ny fomba firesaka mihitsy. Noheveriko fa sarotra Bbbbe tokoa kay tsy arakarak'ilay fomba firesaka. Ka lé zaza koa moa nirina BBbbe t@ izay no
narahiko an-tsakany sy an-davany ny "conseil" rehetra
hatramin'ny réspiration, say tsy 'ngeza Bbbe tsinona lé zaza: c'est une aventure extraordinaire ary
TSY NARARY mihitsy aho :courage BBBe aza aho niatrika lé izy tsy tia natao "pieridurale" tahaka ny sasany hoe tsy mandre maharary!...!

38. ikaretsaka ( 31/07/2007 20:15)
tsy azoko mihitsy aloha ny tian'iniryna hahatongavana amin'ity resaka ity e
39. tywa68 ( 01/08/2007 05:26)
Ika : toa efa misy fanazavàna maro ao ambony ao, fa mety vao tera-bao marina i niryna, ary tsy hanome mangidy tsy tanty ny Tompo, fa ilay fanoharana aloha hafa² amiko e !:lol:
40. Rasiligaoma ( 01/08/2007 05:30)
"O ry Tompo tia anay, aza entina misedra izay tsy zakanay izahay"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6582