Fanontaniana maintikitika
61. ikaretsaka
(
01/08/2007 14:40)
dia nareo ihany io no nahita .. fa nivoana izany ilay ohatra nomen'i Boraingy tao amin'ny Apok!
62. fijo
(
01/08/2007 21:15)
sarotra be satria samy manana ny fandraisany azy nareo mpino
63. Rasiligaoma
(
02/08/2007 04:38)
Fa raha dinihina aloha tsy hita mihitsy izay hifandraisany e
64. fijo
(
02/08/2007 21:59)
ka izay no tsy hidirako eto,satria ianareo aza samy mino manana fomba fijery tsy mitovy.hany ka mananosarotra be
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0395