Fivarotan-tena... tsisy "ekskizy"

61. Fiffi ( 04/08/2007 13:27)
Laza: de asa raha ho possible marina io an ! jereo anié ity eh !


Travailleuses du sexe
Les prostituées misent sur les visiteurs

Tout le monde attend avec impatience le début imminent de la 7ème édition des Jeux des îles de l'océan Indien. Toutes les activités sont susceptibles de rapporter un gain supplémentaire pendant cet évènement. Celles qui exercent le commerce du sexe ne font pas exception. L'arrivée des visiteurs semble être une aubaine.
Nirina, âgée de 24 ans, raconte : "Je suis optimiste. L'arrivée massive des étrangers est prometteuse". Elle arpente quotidiennement le bitume depuis sa majorité et compte soutirer plus de recette pendant la période des Jeux des îles. "J'espère que les visiteurs contribueront à remplir notre bourse", avance-t-elle.
Dans les rues de Tsaralalàna où les travailleuses du sexe sont omniprésentes, le rythme ne semble pas changer. Nombre d'entre elles sentent que les jours meilleurs sont à venir. Mais aucune des prostituées interrogées n'envisage d'augmenter le tarif habituel. Nombre d'entre elles se plaignent pourtant des prostituées occasionnelles qui leur font de la concurrence déloyale en appliquant des tarifs bas.
Malgré les efforts d'assainissement à la veille du coup d'envoi des Jeux des îles, le ramassage des travailleuses du sexe ne figure pas encore dans les priorités des responsables de la commune urbaine d'Antananarivo (Cua). "Nous pensons que la Cua est consciente de notre situation. C'est avec ce métier que nous nourrissons nos familles respectives", déclare l'une d'elles.
Stéphane Solofonandrasana
Date : 04-08-2007 L'Express de Madagascar
62. LazaDaddy ( 08/08/2007 23:28)
Fiffi:
Laza: de asa raha ho possible marina io an ! jereo anié ity eh !
Satria aho Kristy-anina dia ny fampanantenana sy ny tenin'i Kristy no inoako voalohany indrindra. Raha misalasala momba ny fihavian'ny "lanitra vaovao sy tany vaovao" noho ny hita @ gazety dia "gazety-anina" angamba fa tsy "kristy-anina" :)


63. Fiffi ( 09/08/2007 05:07)
na izany aza....heu...tsy ny fampanantenana sy ny tenin'Kristy ftsn no handrasana fa mila "concrétisation" avy am tsirairay.....
64. bilakarenjy ( 03/10/2007 08:02)
ny tokony hahafoana azy aloha de tsotra ihany e! .Rehefa tsy misy kofa intsony mividy na maka azy ireny de zay , fa raha mbola misy kofa mividy sy manofa na maka ireny mpivarotra ny tenany ireny de tsy ho foana io .
65. miraymel ( 26/11/2007 06:53)
ny mety hitranga aza ho laza toy ny asa rehetra izy ity ao aoriana kely, mety tsy hahamenatra tsony, mety hisy ngamba na amin'ny andro atoandro, efa miaratsy ne le fiainana e, :(
66. mangidy ( 02/08/2008 20:45)
fasaly:

hery:

Mety ho possible ve aminareo hoe any aoriana any dia ho foana (tahaka ny fanandevozana) ny fivarotantena? Dia hisy ankalazaina isantaona amin'izay ny Tsingerintaona namongorana ny fivarotantena.

Toa hitako tsy mitombona daholo mantsy ny fialana bala (ekskizy) momba ny fivarotan-tena... ary azo fongorana tsara raha toa ka ny mpiara-monina iray manontolo no miara-mikofoka.




amiko argent facile ny fivarotantena.... ianareo lehilahy manajà ny vadinareo sy ny ankizivavinareo; dia ho foana ny fivarotantena







:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2322