Fivarotan-tena... tsisy "ekskizy"

41. ari.malala ( 20/07/2007 13:09)
ka io hoa ny toetsaina mints no mila ovaina! le mpivarotena anie kamo e! kamo be tenda! karama azony 1alina v hono ianretany 1volana vao horaisina sady amzay miampy gigdragidra, asa nga tsisy gidragidra io aasnjareo io... d'efa tena maty eritreritra mints k!:roll:
42. Herimiafina ( 20/07/2007 17:27)
Ny handraisako ny olana dia toy ny Halatra sy asan-jiolahy ihany izay io, na dia tsy mitovy aza, resaka complexe misy fitiavambola sy fitiavana te-hanankarena haingana sy tampoka, mamaly ny filana eo no ho eo (besoin spontannée) saingy tsy azo hanankinana ny ho avy.
Sarotra ary mety impossibla ny hamongorana azy tanteraka fa ny fampihenana azy no hitako ho mitombina kokoa.:@
43. pissoa ( 20/07/2007 17:34)
ari.malala :-D:-D:-D

fa za mahita hevitra mety hahafoana an'io :oops::lol:
44. mandrindra ( 20/07/2007 17:43)
pissoaaakooo, aza kôzikôzina mihitsy izany hevitrao izany fa tazomy any:-D:-D
45. pissoa ( 20/07/2007 17:50)
dain ! tonga dia teneniko :-D:-D:-D

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46a0a4dd9fd6d :oops::-D:-D:-D
46. mandrindra ( 20/07/2007 17:52)
lava loatra io dia tsisy hamaky ôôô:P
47. pissoa ( 21/07/2007 02:36)
Resaka chaine @ email ... misy soratra fona any amy farany hoe raha mandefa le mailaka amin'ny olona maromaro dia misy an'izao hitranga ... zavatra tsara ! sinon misy zavatra ratsy ... bref, tsara ho an'ny kox io satria harena mora azo koa :°)
48. naughtyboy ( 21/07/2007 16:24)
le varotra mintsy no tsy azoko samy ahazo ze ilainy zao ihany ny 2 tonta de nahona no ialana vola:roll:
tato ihany ko mantsy naenoko oe zvt azo @ safosafo v de ho vidina lafo:)
49. ikaretsaka ( 22/07/2007 12:19)
ka izay ilay izy koa "tena nahafinaritra ny nanao bizinesy taminao"
50. naughtyboy ( 22/07/2007 17:29)
tsy taranja famatsy vola io bizna io ra otranahy daoly ny kil ary isaom ko ny mpivarotra na ambongadiny na antsinjarany:-D
51. ari.malala ( 23/07/2007 14:24)
:-D:-D:-D:-Dnaughtyboy:-D:-D
52. andry08 ( 23/07/2007 14:31)
tokony ho gratos ve sa, Hoan'ireo mila rehetra???:-D=))=))=))=))=))
53. naughtyboy ( 23/07/2007 15:48)
ra ny tena izy de tsy mila sandany io fialamboly io fa samy mila fafiny,ra oh.misy milaza fa matihanina @ io sehatra io de tsy manin fa alefaso aty amiko anamboarako azy maimaimpoana=)) tsy misy sarany ny hafatra omeko azy garantie:b
54. Herimiafina ( 23/07/2007 17:02)
Tokony homena tampimaso ihany izay vadiny any knou! =))
55. ari.malala ( 24/07/2007 06:57)
=))=))
56. naughtyboy ( 24/07/2007 08:37)
le lalany tolotra sy ny tinady zay fototra iorenany varotra toy tony mintsy no tsy mety @ saiko ny fananana tsy azo amidy zany na atakalo vola manarak\'izany tsy manakana ny seraserany takalo malalaka tsy arahantsarany fa tsy varotra ,zao ko e eritrereto iza mahasahy andany vola ividy aretina io no sakana ho any rehetra na misy aza ny fiarovana isankarazany(de maztou ze te anao fa ny vola ho lany ny aretina ho azo:-D)
57. boraingy ( 26/07/2007 17:07)
Raha ny hevitro dia mampalahelo be mihitsy ny ahatafarobohan'ireo olona mivaro-tena eo amin'io toerana io. Ny aty an-dafy mbola mety ho fahakamoana no betsaka fa ny any amin'ny tany mahantra toa antsika no tena mampalahelo io resaka io satria tena kibo tsy voky mihitsy no anaovana azy.

Mbola mila fahamatorana be dia be ny olombelona vao afaka io taranja lehibe iray io.
58. ikaretsaka ( 26/07/2007 18:00)
ny argent facile ihany io e
59. Fiffi ( 02/08/2007 16:39)
fanontaniana somary adala ny anaha: fa iza no namorona an'io ? ny fivarotan-tena ny tiako lazaina an !
60. LazaDaddy ( 03/08/2007 00:34)
hery:
Mety ho possible ve aminareo hoe any aoriana any dia ho foana (tahaka ny fanandevozana) ny fivarotantena?
Izaho mino fa "possible" io "any aoriana any" araka ny nambaranao. Ary tsy "possibilite" na "probabilite" fotsiny fa tsimaintsy hisy io rehefa tonga ilay lanitra vaovao sy tany vaovao. Izany hoe, rehefa avy nodiovina t@ afo sy ny Fanahy izao hitantsika izao, ary natsipy any @ lavaka tsy hita noanoa ny ratsy. Izay ny finoako hamaliako ny fanontanianao :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5247