Fivarotan-tena... tsisy "ekskizy"

21. pissoa ( 18/07/2007 22:35)
Gay gay gay ! efa vitan-dranikopol sahady ny fizarana asa :-D:-D:-D

Tena tsy azoko ilay voambolana teknika lazain'i Nikopol ... mbola hianatra an'zany koa ve vao hahazo mivaro-tena =))=))=))
(Je wigooole fa ngo de misy ^^^^^^ eo )

Ary elah toa mbola tsy hitako nanao volavolan-dalana, na niproposer bon hanamorana ny fiainan'ny tsy ampy sakafo restau an ! :-P
22. ikaretsaka ( 18/07/2007 22:58)
hery:

Mety ho possible ve aminareo hoe any aoriana any dia ho foana (tahaka ny fanandevozana) ny fivarotantena? Dia hisy ankalazaina isantaona amin'izay ny Tsingerintaona namongorana ny fivarotantena.

Toa hitako tsy mitombona daholo mantsy ny fialana bala (ekskizy) momba ny fivarotan-tena... ary azo fongorana tsara raha toa ka ny mpiara-monina iray manontolo no miara-mikofoka.


Ny fanandevozana aza ry Hery anie misy foana,fa lasa amin'ny lafiny vaovao fotsiny e
dia amiko toy izany koa ny fivarotan-tena!

"tout se transforme" fotsiny io fa ny fototra fototra ihany

23. ikaretsaka ( 18/07/2007 23:00)
misy faritra sasany aty aminay koa.. manana statut ny koksa!
24. cutie ( 18/07/2007 23:52)
Mpandefa : nikopol [ Valio ] 18-07-2007 15:33:13
Lohateny : Re : Fivarotan-tena... tsisy "ekskizy"
any amin'ny pays nordique koa efa manana statut ny koksa (travailleur du sexe) ary afaka misoratra any amin'ny ANPE !

efa betsaka ny mampiasa ny service tahak'izany rehefa reraka avy miasa iny ! Mila mapilaza amin'ny ao antrano fotsiny hoe noana be akia dia nande resto kely a !

:-D:-D:-D:-D:-D
25. cutie ( 18/07/2007 23:53)
Raha ny tokony ho izy aza dia tokony hahazo avy amin’ny fanjakana “bon andehanana” maimaimpoana any amin’ireny koksa ireny ny tsirairay avy, mba hitsinjovana ireo tsy dia manambola firy. Dia anjaran’ny tsirairay avy ny hampiasa na tsia ilay “bon”.

=))=))=))=))=))=))=))
26. nikopol ( 18/07/2007 23:56)
Misy association izay ry reto an ! "Cox de coeur" no anarany, ary manome calin maimaipoana ny tsy dia manampananana ilay izy. Mba mila fanapiana izahay ka raha mazoto ianareo dia mba tolory tanana ny namana.

Asa fanasoavana io ka dia antenaina fa mba samy hanome ze vitany

KSM
27. cutie ( 18/07/2007 23:57)
=))=))=))=))=))
Mba mila fanapiana izahay ka raha mazoto ianareo dia mba tolory tanana ny namana.

tsy manana tanana atolotra :-D:-D:-D:-D:-D
28. pissoa ( 18/07/2007 23:58)
=))=))=))=))=))
29. nikopol ( 19/07/2007 00:03)
Mila malalaka tanana isika mianakavy kely fa asa vadi-drano izy ty tsy ho vita raha tsy ifanakonana.
30. cutie ( 19/07/2007 00:04)
Mba mila fanapiana izahay ka raha mazoto ianareo dia mba tolory tanana ny namana.

hanome calin maimaim-poana nga i nikopol=))=))=))=))
31. cutie ( 19/07/2007 00:05)
Mpandefa : nikopol [ Valio ] 19-07-2007 02:03:40
Lohateny : Re : Fivarotan-tena... tsisy "ekskizy"
Mila malalaka tanana isika mianakavy kely fa asa vadi-drano izy ty tsy ho vita raha tsy ifanakonana.

omeo santionany alou :-D:-D:-D:-D
32. nikopol ( 19/07/2007 00:06)
Cutie ! mba samy manome ze foiny e! araky ilay fitenena ze mbola tsy hita mihintsy ze maharatsy azy dia "ny fo manolotra no zavadehibe" e

"Na be na kely ao,
Kinga miteny hoe : misaotra tompoko ô"
33. cutie ( 19/07/2007 00:22)
Mpandefa : nikopol [ Valio ] 19-07-2007 02:06:09
Lohateny : Re : Fivarotan-tena... tsisy
Cutie ! mba samy manome ze foiny e! araky ilay fitenena ze mbola tsy hita mihintsy ze maharatsy azy dia "ny fo manolotra no zavadehibe" e

non omeo santionany @ le calin maimaim-poan alou :-D:-D:-D
34. nikopol ( 19/07/2007 00:28)
cutie ilay maimaipoana hoan'ny mandry fotsy fa ny olona manana moyens mandoha vola ka
35. kally ( 19/07/2007 06:34)
nikopol:

Misy association izay ry reto an ! "Cox de coeur" no anarany, ary manome calin maimaipoana ny tsy dia manampananana ilay izy. Mba mila fanapiana izahay ka raha mazoto ianareo dia mba tolory tanana ny namana.

Asa fanasoavana io ka dia antenaina fa mba samy hanome ze vitany

KSM



Siora ve ianao fa vitan'ny fanoloran-tanana io? Sao zavatra hafa no tokony hatolotra koa? tongotra ohatra:-P
36. mandrindra ( 19/07/2007 09:09)
misy ny manome dia misy ny mandray
37. xxx ( 19/07/2007 09:33)
Ny ahy ny mpividy no tena kianiko satria raha tsy misy mpividy dia ho faty ny tsena, tolotra sy ny tinady e! Ka na mangataka aza ny mpivarotra dia tsy manaiky ny mividy. Tsotra fa lasa eksizy hoy i Hery izay!
38. cutie ( 19/07/2007 10:24)
Mpandefa : nikopol [ Valio ] 19-07-2007 02:28:20
Lohateny : Re : Fivarotan-tena... tsisy "ekskizy"
cutie ilay maimaipoana hoan'ny mandry fotsy fa ny olona manana moyens mandoha vola ka

=))=))=))=))=))
za tsy manana moyen koa:-D:-D:-D:-D
39. fasaly ( 19/07/2007 19:10)
hery:

Mety ho possible ve aminareo hoe any aoriana any dia ho foana (tahaka ny fanandevozana) ny fivarotantena? Dia hisy ankalazaina isantaona amin'izay ny Tsingerintaona namongorana ny fivarotantena.

Toa hitako tsy mitombona daholo mantsy ny fialana bala (ekskizy) momba ny fivarotan-tena... ary azo fongorana tsara raha toa ka ny mpiara-monina iray manontolo no miara-mikofoka.




amiko argent facile ny fivarotantena.....olona matanjaka afaka miasa tsara ireny oul reny donko eksikizy dool zé mody oyé oyé eo!:-P
fa mi dépa ny lehilahy celibat kosa klou e!
:-P

40. ikaretsaka ( 20/07/2007 00:09)
kandra daholo io na facil na dificil ko!
fa amiko raha mbola misy ny fivaviana dia mihetsika foana ny filahiana dia manoa vola...
fa raha mahavita karazana sipa robot manana fivaviana mitovy @ ilay mpivaro-tena na zavatra any anaty atidohan-draolombelona manafoana ny besoin filana ara nofo any an-kafa angamba ny manam-pahaizana, izay io vao foana!

tahakan'ny soavaly io, nahita sy nahaforona ny fiara ny manam-pahaizana dia afaka ny jiogan-tsoavaly, fa eritrereto anie fa raha tsy nahita teo kosa izy ... kozy raha tsy mbola nitaingin-tsoavaly sy nande diligence aby isika hatr@ izao le!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2449