diam's
1. fasaly
(
07/07/2007 11:47)
henoko lazany sy honhono fotsiny hoe lasa any madà i dima's hay zao vao mino zà fa tany izy hummmmm
milay diam's an! raha nahita an'ity blog misy sary ny spect ity vao nino...http://starlette90sky.skyrock.com/

novalian'i vale ny 10/07/2007 23:03
4. kelly13
(
07/07/2007 12:22)
efa nalefako teto nefa io fa kay njy tsy nino ahy zany :-w:b:°):-D:-P
5. fasaly
(
07/07/2007 13:03)
kelly: hahaha tsy nahita sary aho koun:-P;-):-D
vale: merci tsy hitako zany..milay izy ka tena milay e! tena tia anlay gasy kely mitry an! i jennifer ve no hande hisaina ho any dago:roll::roll::roll:

6. fasaly
(
07/07/2007 13:04)
hafa ihany ny vecue tany am banlieue mba mahalala anzany firenena mahatra izany:-P
7. vale
(
07/07/2007 13:18)
fasaly: efa y a klk jrs aloha izay no nahitàko ilay izy tao é, fa toa tsy ao intsony!;-) six
8. vale
(
07/07/2007 13:22)
i Jenifer toa tsy malaza any koa, efa bedebee jenifer any angamba:?::°), i Diam's toa tin'ny gasy tsinona !:(
12. Stretch
(
07/07/2007 17:05)
http://www.madanight.com/articles/evenement/1020-diam-s-a-madagascar-en-concert-a-alarobia.html
aoka retsy ry kally fa za le tsy tan-damba na any alavitra be aza ny concert ny a !
http://images.google.ch/imgres?imgurl=http://www.tsenagasy.com/images/logo_tsenagasy_new.gif&imgrefurl=http://www.tsenagasy.com/forum/album_cat.php%3Fcat_id%3D163&h=100&w=100&sz=3&hl=fr&start=5&tbnid=OtJ-LsjjugM1HM:&tbnh=82&tbnw=82&prev=/images%3Fq%3Ddiam%2527s%2B%25C3%25A0%2Bmada%26gbv%3D2%26ndsp%3D20%26svnum%3D10%26hl%3Dfr%26sa%3DN
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img520.imageshack.us/img520/8595/albumthumbnailno0.jpg[/IMG][/URL]

13. kally
(
07/07/2007 19:54)
Tena tsy tiako maizina akia ry Stretch marina mafy a!saika tiako ihany fa nisy interview nataony izay no tena nahitako hoe hôrera be fa ipitsiho:-D
14. xxx
(
07/07/2007 20:15)
"mec mortel " aloha dia tiako na dia tsy mitady mec aza aho e! Siriana izy ary tiako sady miady @ piesiko na dia jeune kely sy be mokon-doha aza e! mahafatifaty be na ny endriny aza!
15. rush
(
07/07/2007 20:23)
kally:hatraty io!izaho koa dia nahita an'iny fa tena naharikoriko ahy ny zavatra nolazainy e!
Tena tsy tiako maizina akia ry Stretch marina mafy a!saika tiako ihany fa nisy interview nataony izay no tena nahitako hoe hôrera be fa ipitsiho:-D
19. rush
(
07/07/2007 20:56)
efa nijery r'ise aaa!ianao no tsy mahita fa xxx no hita ao e! ahahahahahahaha izaho koa mba mihomehy!
20. xxx
(
07/07/2007 20:57)
=))=))=))=))
rush: