diam's

41. kally ( 10/07/2007 08:35)
Ny tarehiny tsy ratsy, izy malaza sy be mpitia, ny fiteniny vulgaire mbola tsy mampaninona ahy, fa ilay toe-tsainy hita taratra be t@ izay firesany sy famaliany fanontaniana izay dia hoy aho hoe ipitsiho lavitra!
Ohtran'i Amel Bent ihany e! mamiratra jerena fa raha vao jerena akaiky mampitsoaka matanjaka.
42. mignone ( 10/07/2007 09:06)
zay ny personnalité any kou , am ma artista azy ! tsy ho voatery ho classe foana oatra
43. kally ( 10/07/2007 10:11)
mignone:

zay ny personnalité any kou , am ma artista azy ! tsy ho voatery ho classe foana oatra


F'iza no mantaka azy ho classe fa ilay toe-tsaina ho'a no tsy anona!
sady angaha dia tsy mba afaka miteny eto hoe tsy tiako? sa rehefa tianao dia tsy azoko tsikeraina?:lol:
44. mignone ( 10/07/2007 13:58)
oujyyyy ! za nga niteny oe tiako izy :roll:
zoanao mintsy ny mitsikera , sy miteny refa tsy tianao ramatoa :°)
45. kally ( 10/07/2007 15:21)
mignone:

oujyyyy ! za nga niteny oe tiako izy :roll:


Hay kosa izany samy tsy tia isika no tafaresaka koa! faly mahafantatra:lol:


zoanao mintsy ny mitsikera , sy miteny refa tsy tianao ramatoa :°)

Ie! aoka hazava ohatr'izay mihitsy:wink:
46. fasaly ( 10/07/2007 15:29)
zà ndray aloha mbola tsy nahita an'i amel bend niresaka ka tsy haiko ny mitsikera azy...fa tsara feo sy manatalenta kosa an!:-P ry britney spiars zany moa de tena e! e ! e ! e!nivaro lavo mitsy tao ananona tao:-D:-D:-D
47. vale ( 10/07/2007 22:20)
t@ herin-toana kah!:lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
48. vale ( 10/07/2007 22:24)
i Amel bent indray safidiny no tsy tia interview-vena oups:oops: fa mihira ihany hono no tiany! :-w:-w:-w ^^
49. vale ( 10/07/2007 22:29)
fasaly:

vale: ka fampitahàna entra rapeur sy tsia no tiko lazaina eo!:) hoe ny rapeur tsy maintsy dimbadimbaka izany fa ny mpihira romtantika otran'i ry elodie classe foana avec talon haute tout é tout e! hummmmmm:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D raha mifidy ilay karazana vevavy ndray klou zà entre n'izy roa dia i elodie e:-P
hay ve e, ny tenue e! ny ahy indray tiko daholo anefa an !:°)


50. vale ( 10/07/2007 22:34)
fasaly: mifanimpaka be le look aloha e, mapme be mahita an'i diam's manao vernis mena be sy lokomena rouge be izany !
Fa tiko be le clip-ny farany iny an!(Elodie), ny look-ny indrindra indrindra!:oops:
51. vale ( 10/07/2007 22:43)
fasaly:

amiko raha manao fiteny tsy mihaja na fihetsika tsy mihaja defa vulgaire zay ndrindra fa vevavy§:°)
Fasaly: ekena, ekena, ekena, lolllllllllllllll


52. vale ( 10/07/2007 23:03)
fasaly:

strech: hihih njy ve tsy tia tokyo hotel???zà somary tia ihany am lay feony otran'ny feona sipa zany sady izy tsara tarehy fa skil kely:-D otran'ny pd klou e!8O
ssssh! izaho aloha tia Tokyo Hotel an!... fa mapmé koa anie le ps nalain-ndry zareo 8O satria aho nihevitra fa tena "tokyo ry zareo koh !:oops:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072