diam's
21. xxx
(
07/07/2007 20:57)
rush:
efa nijery r'ise aaa!ianao no tsy mahita fa xxx no hita ao e! ahahahahahahaha izaho koa mba mihomehy!
22. Stretch
(
08/07/2007 06:07)
Hoy i kally:
Tena tsy tiako maizina akia ry Stretch marina mafy a!saika tiako ihany fa nisy interview nataony izay no tena nahitako hoe hôrera be fa ipitsiho
hatraty io!izaho koa dia nahita an'iny fa tena naharikoriko ahy ny zavatra nolazainy e
eeny e ekena fa na za ko aza misy artista tena tsy tiko maizina mintsy e ! nefa ny fan ray trano amiko ato (Tokio hotel :x), ny fitiavana soranjandina ry reto a !
tsisy hifanomezana tsiny .
fa mba azonareo antsaina fa ao am chambreny aza posterany reo fotsiny nefa ôrera .
23. fasaly
(
08/07/2007 07:13)
strech: hihih njy ve tsy tia tokyo hotel???zà somary tia ihany am lay feony otran'ny feona sipa zany sady izy tsara tarehy fa skil kely:-D otran'ny pd klou e!8O
24. fasaly
(
08/07/2007 07:14)
fa zà klou tia diam's e! tam vlou tsy de tia fa taty aoriana refa mieno ny parôle ny hirany tena nanjary tiko sady zà tia rap hip hop rnb muzik actu ireny...
25. Stretch
(
08/07/2007 10:49)
ka tsy izy retra retra aky fa i Bill mintsy ny tsy tiko a ! vôlazandry fa pedaka mintry :x
26. fasaly
(
08/07/2007 14:27)
strech: tsy jerena amù maja pelaka azy fa nyh hirany no henoina e!:-D
27. vale
(
08/07/2007 18:30)
stretch & kally: ka mba coach kosa anie i diam's d tdy tinareo zany koh ! :cry: lolllllll
28. vale
(
08/07/2007 18:34)
rush:non elle est loin d'être vulgaire, mifanohitran'izany aza koa ! ny hirany araho daholo ny paroles-ny rehetra; ary ny artistes ampiany(omeny hira...) izaho aloha tia an !:*
ka ny mentalité-ny mihintsy no nataony vulgaire e!
30. xxx
(
08/07/2007 18:40)
Sady endrk'olona izy an! Mahafatifaty ahy ny endriny sy ny hirany t@ voalohany! ny hoe vulgaire indray dia jugement gratuit no fahitako azy fa tsy mihaino tsara angamba ireo olona ireo! hi!hi!hi!
31. fasaly
(
08/07/2007 18:45)
vale: vulgaire mpitenena kosa izy aloha e! fa elle est acceptéz par les pubs et les fans
32. vale
(
08/07/2007 19:01)
xxx: marina:}:}:}
Fasaly: miteny ratsy ve izy?:idea:...mais normal be raha eken'ny médis izy satria toa tsy mitenyratsy any alohan'ny écran, fa ny any ankoatran'izay aloha tsy ferana e!;-)
Fasaly: miteny ratsy ve izy?:idea:...mais normal be raha eken'ny médis izy satria toa tsy mitenyratsy any alohan'ny écran, fa ny any ankoatran'izay aloha tsy ferana e!;-)
33. fasaly
(
08/07/2007 22:26)
tsy ny teny ratsy ihany anie no hatao hoe manana finteny vulgaire e!:wink:
34. fasaly
(
08/07/2007 22:30)
amiko raha manao fiteny tsy mihaja na fihetsika tsy mihaja defa vulgaire zay ndrindra fa vevavy§:°)
35. diamondra27
(
09/07/2007 12:59)
:-D:-D:-D
misy messages omeny akia sy resaka réalité de zay no maha diam's azy a! :wink:
de voarain'ny spect le izy
jereo fotsiny zao le hirany miaraka @ vitaa le bandy nampirafy etc etc
tena resaka vrai reny
de mahita an'iny ny olona we toa tena vrai le izy de babo e!
misy messages omeny akia sy resaka réalité de zay no maha diam's azy a! :wink:
de voarain'ny spect le izy
jereo fotsiny zao le hirany miaraka @ vitaa le bandy nampirafy etc etc
tena resaka vrai reny
de mahita an'iny ny olona we toa tena vrai le izy de babo e!
36. fasaly
(
09/07/2007 13:06)
diam: ka zà nge tia an'i diam's sy ny hirany e! mpakafy azy aho indrindra ilay boulette iny fa tsy azo lazaina kosa hoe manao fiteny mihaja izy fa somary dimbaka vulg kely , norme zany am maha rapeur azy alou e! raha rapeur izany tsy hanao fihetsika angel mitsy:wink::-D zà tsy mi kritik fa milaza ny marina :-P ohatra fotsiny hoe azoko ampitahaina am elodie fregé ve zao i diam samy olona roa samy hafa, ireo ny iray femme classe ny iray tena cool be....ny iray tsy rapeur ny iray rapeur donky norme izy raha telle k'elle est:-P fa zà tsy mi kritik fa miteny ny marina hoe somary dimbaka i kala:-P
38. diamondra27
(
09/07/2007 15:23)
tsy misy mahatoraka ny blonde ve? :-D:-D:-D
Za tena tia an'i Elodie ka(l)(l), ny hirany , ny bikany, ny volony, retra retra
Za tena tia an'i Elodie ka(l)(l), ny hirany , ny bikany, ny volony, retra retra
39. fasaly
(
09/07/2007 15:52)
vale: ka fampitahàna entra rapeur sy tsia no tiko lazaina eo!:) hoe ny rapeur tsy maintsy dimbadimbaka izany fa ny mpihira romtantika otran'i ry elodie classe foana avec talon haute tout é tout e! hummmmmm:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D raha mifidy ilay karazana vevavy ndray klou zà entre n'izy roa dia i elodie e:-P
40. fasaly
(
09/07/2007 15:53)
na sexy aza i elody elle reste tjrs classe
fa i diam' tsy de sexy fa tsy de classe raha tsy hoe lay ndray trophé tam canne njay mande ngah nanao talon haute de robe sexy hummmmm!:°)
fa i diam' tsy de sexy fa tsy de classe raha tsy hoe lay ndray trophé tam canne njay mande ngah nanao talon haute de robe sexy hummmmm!:°)
