Taiza, taiza indray ianao?

241. lapino ( 13/07/2007 07:55)
wooda:

...
na inona kidona na inon-kitranga
na izany ny rivotra na ho andro eh
marompotra ny antsika
za sy ianao hiara-dia mandrak'izay

(refr)
fitiavako re
efa nomeko anao

:-* :wink:

Tara e! Tara loatra e!
Ny fitiavanao ahy
Diso aoriana loatra aky
Ka any an-kafa re manorim-pitia e
Fa zaho anie ka manambady vita sonia e
242. nikopol ( 13/07/2007 08:59)
veloma ry saidaomara
243. simplex ( 13/07/2007 09:33)

maika ny hanao sonia
bokim-panjakana
...

o ra lala o ralala lala oooooo
244. lapino ( 13/07/2007 09:37)
Raha sendra tsy hita i lala
Nanjombona tampoka ny andro
Ioooho hoho iooho hooo
245. xxx ( 13/07/2007 10:14)
soavadia mahereza akia
mahazoa ary mazotoa
nefa tandremo ihany lahy
sao mikitoatoa...

andàna mahazo
f'izaho tsy hanozona
mihinàna mangazo
misotroa pozina:-D

sa moa tsy hira io?
246. xxx ( 13/07/2007 12:18)
Tena MAFY izany TIA
KOA MANODIAVA ANAO
ianao no be siasia
izaho no lavo mila anao
247. nikopol ( 13/07/2007 12:29)
"Omaly sasakalina dia nisy fo iray,
nendahan'olon-tiany teny an-dalamben'ny nofy,
Ny akoran'ny fitiavany dia atao veloma farany
eny ambony mpamoronakonaron-javatelony

Tsy misy voninkazo fa tsy maintsy misy fiaretan-tory,
Ka ny fasanao no fasany, indray aleviny aminao,
Na ny ho avy na ny lasany,
nefa ity no tadidio,
Ny zavatra efa vita, isasahana mitovy,
na ny tsiaro na ny tsiky
na bitika io na ditsoka
Na ditra lasa ditsoka"

248. xxx ( 13/07/2007 14:27)
'ty v ny tohiny ry niko?

FILAZANA MAIKA

Omaly takariva
nisy fo iray
tafasaraka amin'ny tiany
tsy nahalala intsony
izay toerana hodiany
ka raha sendra tsinjonao
atero raha azo atao.
Ampiakanjoy aloha
fa niboridana izy
voaendak'olo-tiany
omaly hariva iny
dia avereno indrindra
ao an-tobin'ny fitia
misy tiana tena tia.

Hisy valisoa
misaotra anao mialoha.

JARIH (28-08-97)
249. ianao ( 13/07/2007 14:34)
atolotro ho anao eh
ho anao irery
hataka ihany anefa
fa tsy antery
250. cutie ( 13/07/2007 19:20)
Ianao ihany anie
no nahatonga izao
Ianao ihany anie
no nahatonga ahy handao
251. radjery ( 13/07/2007 20:15)
Henoy fa hihira ho anao aho zay manatrika eto
Mba hilaza ary koa hanambara ireto
Ny eto an-tany tsy hoe fifaliana
Hatrany hatrany ô!ô!ô!
Mety handalo eo koa ny sento-tomany.
252. cutie ( 13/07/2007 20:18)
Any an-tany lavitra any
Raha mahatsiaro ianao tomany
Iny volana balika
Hanjohy antsika
253. johnnyandri ( 14/07/2007 11:22)
volana o, itondray aty lay somambisamby
volana o, ivimbino aty lay fenomanana...
254. little ( 14/07/2007 11:30)
Reny mpitari-dalana o!!!
i Masina Maria.
Miara mizotra isika ho any


Odoie, saka manatody o
255. tslem ( 14/07/2007 13:41)
:roll: :-D:-D:-D

cutie:
Any an-tany lavitra any
Raha mahatsiaro ianao tomany
Iny volana balika
Hanjohy antsika


Mahatsiarotsiaro
an'i Gasikara lesy aho
aty an-tanin'olona aty eeeeeee
256. cutie ( 15/07/2007 23:19)
izaho irery no mitanisa e!
ireo lasa izay efa vita
mandrevy ny ho avy tsy hita e!
tiako mba ho fiainantsika
257. tslem ( 16/07/2007 06:26)
Tsy irery ianao
fa mbola misy olona any
.....................
oh,oh,oh
tsy irery ianao
k'aza mitomany
oh,oh,oh
f'izaho mbola eto ihany
258. lapino ( 16/07/2007 07:19)
Raha mila fanampiana ianao
Raha misy tsy mety ny atao
Tsarovy aky e
Fa any ho any
Misy namana tena tia
Tsy irery ianao
Fa misy fa misy mahatsiaro
Ka ny alahelo atsaharo
259. johnnyandri ( 16/07/2007 08:00)
malahelo isan'andro isan'andro
mitomany mahatsiaro azy foana
indrindra rehefa mody ny masoandro
somambisamby eny an-tampon-kavoana
260. simplex ( 16/07/2007 08:13)
somambisamby re ry lahy e,
->toy ny andro diavolana
ka ontsaontsa ny fanahy,
->fa maro ny olana
manembona ny any aminay,
->tanàna tsy foina
mahatsiaro ireo havanay,
->tsy hay hadinoina

mba jerijereoooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0893