Taiza, taiza indray ianao?

221. cutie ( 11/07/2007 15:35)
Toa tsy navela
Voafefy sy voafatotra
Tsy afaka nivelatra
Tsy afaka nikopak'elatra
222. lapino ( 11/07/2007 15:37)
Ny foko nanidina ambony dia ambony
Ka saika hisedra ny farany avo
Kinanjo voadona ka tsy afaka intsony
Tapaka ny elany ka indro izy lavo

(ahoana ngah moa ny feon'io? :-P:°))
223. cutie ( 11/07/2007 15:43)
Ambany elatrao no tiako hitoerana
Raha tojo tafiotra ny fiainako
Tsy misy toerana hafa azo antoka
Fa eo aminao no iriko, eo anilanao no tiako
224. wooda ( 11/07/2007 21:09)
:-D:-D

za le bosista ilay efa m'day innn, m'day figô
mmmmm m'day figo ahoana tyyyyy?
ka za ngeh tsy nandalo T1 T2 T3 ennnn
fa t'aiza ennnnn?
tonga de tany Ankatso de nahazo bourse ennnn

18.3
225. sitlo ( 12/07/2007 00:23)
dia nalaiko le kitapo
de hozy wooda we
tsy io fa iry
226. tslem ( 12/07/2007 06:11)
wooda:
za le bosista ilay efa m'day innn, m'day figô
mmmmm m'day figo ahoana tyyyyy?
ka za ngeh tsy nandalo T1 T2 T3 ennnn
fa t'aiza ennnnn?
tonga de tany Ankatso de nahazo bourse enn



wooda:
za le bosista ilay efa m'day innn, m'day figô
mmmmm m'day figo ahoana tyyyyy?
ka za ngeh tsy nandalo T1 T2 T3 ennnn
fa t'aiza ennnnn?
tonga de tany Ankatso de nahazo bourse ennnn



eny indray tsy misy quoi
tsy mba misy manontany
......................
polycope no zaraina
ampidirina ao an-tsaina...
227. johnnyandri ( 12/07/2007 08:48)
nisy foana, ny fotoana nifanenantsika isan'andro
tao an-tsekoooly ih
'ty mpampianatra anankiray, tsaroako tsara izy izay, nalaza nasiiika ah.
nisy aza lesona tsy hay, nahatonga ny sazy indraindray, ka nampifamaaaly ih,
isika rehetra aza moa, nihomehy avokou raha mba nisy hafa voatendry, teny aloooouuh
'lay mpampianatra nilaza fa hoe: mankanesa ise, eny amin'ny solaitra beeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
228. tslem ( 12/07/2007 13:19)
be ny ditra natao
ifonako aminao
ka tsy ho averina intsony
amin'ny ho avy
dada malala ô
ka mifona aminao
ity zanakao...
229. nikopol ( 12/07/2007 13:25)
Dadatoa,dadatoa, dadatoa,
tianay sady maminay tokoa
Sady masiaka no tsara fanahy
Etsy ataonay Ba
230. johnnyandri ( 12/07/2007 14:25)
soary an soary an
hay ve dadanareo ka bodega e
dadatoanareo prezida tribonaly
efa mba niasa ihany aho soary a
231. sitlo ( 12/07/2007 14:42)
18 taona ny ankizy vavy
taloha toa maontina avokoa
18 taona ny ankizy vavy
ankehitriny...1 no virijiny
232. lapino ( 12/07/2007 14:46)
na an-tsaha ,na an’ala-taretra
na maharitra na vetivety
fahotana nataonay sy Nesy
afaka tami-kaofesy
233. sitlo ( 12/07/2007 14:53)
manoratra ho anao
isaky ny iray minitra
miandry valiny aminao
8O
234. lapino ( 12/07/2007 15:14)
Nanantena valiny aho
Tsy taratasy nalefanao
Dia ho sahinao sahady ve ?
235. ianao ( 12/07/2007 15:27)
:-D mahay be daholo

mba sahia andao hiaradia
aza variana fa avia
Ravalomanana no hitondra antsika

:-D
236. lapino ( 12/07/2007 15:39)
ianao >

Taiza, taiza indray ianao ?
Taiza ? ny marina lazao
Taiza ?! Taiza ?! Taaaaaaaaaaaaaaaaiza ?
237. cutie ( 12/07/2007 15:54)
Taiza ianao tamin'ny ora nidona
No izao vao mba tonga hifona
Izaho aty efa Biby
E! ty foko efa mihidy
238. ianao ( 12/07/2007 16:24)
Iny Ankadifotsy iny
Iny Ampandrana iny
iny izaho sy ianao...
239. wooda ( 12/07/2007 21:32)
(break)

ity ny fitiavako atolotro ho anao
raiso re ny fofoko ka hanjakao
ka aza toerana fa izy ity tsy kilalao
aza atosika fa fo mitempo
toran'ny fitia miredareda te hiaraka aminao

ianao irery no mba tiako
ho tantanako hitosiako
fa na mora na sarotra ho diavinao
fitiavako anao de maharitra

tsy fantako izay marina
fa jamba aho kapaina eh
sagondimpanina ny rivotra hianako
toa manitra anao ...

na inona kidona na inon-kitranga
na izany ny rivotra na ho andro eh
marompotra ny antsika
za sy ianao hiara-dia mandrak'izay

(refr)
fitiavako re
efa nomeko anao

:-* :wink:
240. xxx ( 13/07/2007 07:29)
hendre tsara malala
any antany tsy hitako any
matoky anao ahooooooooooo
ooooooooooooooooooooooooo
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095