asaina mandainga...

61. ikaretsaka ( 17/07/2007 07:00)
tsy maninona ... rehefa miverina any indray aho...
"tsy mbola izao aloha" hoy i Md Augustin izay:wink:
62. ari.malala ( 17/07/2007 07:29)
ika, :-D:-DOK
63. naritsimba ( 17/07/2007 10:11)
Hoy ari.malala>>> รด! ry zareo a! mora tenenina fa sarotra tanterahina hoa zany!
Tsotra ny valinteny omeko anao ry zandry: mbola tsy ampy fahasahiana milaza ny tena marina ianao izany,
64. niryna ( 19/07/2007 04:37)
ari.malala:

o ry zareo a! mora tenenina fa sarotra tanterahina hoa zany!

Matoa asaina mandainga ny olona dia ao raha,raha tena sahy miteny ny marina ianao ka mino fa hain'Atra ny manova ny zavatra rehetra dia milaza ny marina mandrakariva fa tsy misy nenina.Mety ho fitsapana anao koa anie io e.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0074