asaina mandainga...
41. ari.malala
(
09/07/2007 11:41)
:-D:-D:-D ko ra voaroaka de aona ry ika? ny mitady asa anie amzao ts mora e! :-D:-D:-D fa adinoko ny namaly ilay noteneninao momba ilay vavaka fanolorana ny asa, ie, fantatro ka, ilay ao anaty vavaka andavanandro v?;)
42. ikaretsaka
(
09/07/2007 12:30)
asivo recorder kely any aminao ko.. dia raiso amin'ny vavany izy! dia raha mitady handroaka dia mba anontanio hoe satria nahoana ny antony, dia raha noho iny antony iny dia avereno aminy hoe .. izao aza no nolazainao teo ko.. dia alefa le izy... dia izay no nolazaiko t@ ilay olona!
ari> iny indrindra
ari> iny indrindra
43. gasynamana
(
09/07/2007 19:23)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 09-07-2007 08:51:03
Lohateny : Re : asaina mandainga...
gasynamana nefa nge asa asa ihany eee de ra sanatri az ats hanao ny lazain tale enao de vôrôka de aôna ny tena olombelona mila miaina misakafo mamelona vady amanjanaka etc etc nefa na aiza no alehanao na aiaza ,no alehanao de tant que mbola secretaire na assitante enao de ts maintsy ampandainganan le tale anao fôna zay nge le problema ee
Ka izay anie no nilazako azy hoe: mora lazaina fa sarotra tanterahana e. Adim-panahy io. Ary araka ilay boky nosoratan'i P. Navone hoe: vavaka tolona fa tsy sento (voalaza io ambony io) dia izay.
Izaho koa dia miombon-kevitra amin'i marozevo amin'ity:
Raha terena handainga, na hanao heloka hafa ohatra hoe hamono olona, dia tsy ilay tana-manao na vava miteny lainga no meloka, fa ilay saina sy hery nanery".
Ny tiako marihana fotsiny dia hoe: tsy mitovy ny haben'ny finoan'ny tsiraray. Misy manam-pinoana bebe kokoa ka afaka manohitra zavatra lehibe kokoa, ohatra: ny finoan'i Paoly dia tsy hitovy amin'ny ahy amin'izao fotoana izao mihitsy. Nefa na izy aza dia inoako fa nandalo dingana maro izy vao tonga tamin'ilay finoany lehibe hoe: tsy izaho intsony no velona fa i Kristy no velona ato amiko.
Hitan'Andriamanitra ny ezaka ataontsika ry mamzelkely a!
Ny hivavahana dia ny hampitombo finoana antsika hatrany.
Mivavaha lalandava fa Andriamanitra aza miova hevitra rehefa mivavaka ny olona, maika fa ny olombelona ve no tsy hiova fo rehefa tena mivavaka isika.
44. marozevo
(
09/07/2007 22:47)
Menatra aho miteny ity manaraka ity, nefa zava-misy ao amin'ny Baiboly ity :
Mba hiarovany ny ainy dia nandainga kely i Paoly. Niditra Tribnaly izy ho tsaraina, satria ny fitoriana nataony dia noheverina ho nanelingelina ny fiaraha-monina. Nony hitan'ny Paoly fa ny olona rehetra présents tao am Tribnaly dia tsy mitovy hevitra momba ny fitsanganan-ko velona, dia nolazainy fa momba io no hiampangana azy, nefa tsy izay akory. Dia ry zareo mpiampanga indray no niady... dia afaka tsotsotra teo Rangahy iry... (Ao amin'ny Asan'ny Apostoly ao io).
Tsy dia hoe tena lainga aloha ilay nolazain'i Paoly, nefa misy déformation kely ihany.

46. ikaretsaka
(
11/07/2007 12:34)
Tadidiko koa io tantara io ry marozevo! Raha ao @ Asa aloha dia bedebe ny mifamadika lazain'i paoly e, mba hiarovany ny tenany, eny na teo imason'ny apostoly aza fa tsy io irery,
Ohatra hoe Asa toko faha 9:7 izy milaza fa ireo olona niaraka taminy dia tsy nahita n'inon'inona fa nahare feo
Asa 22.9 Izy nilaza indray fa ireo olona niaraka taminy dia nahita hazavana fa tsy nahare feo

47. ari.malala
(
11/07/2007 13:48)
dia ahoana izany hoa ko! lainga ve no ilazana anzany sa aona? de mifandraika am le cas teneniko eto v zany?
48. ikaretsaka
(
11/07/2007 14:00)
dia tsy haiko ry ari.
fa aleo ny conscience anao no hitondra!
azo atao hoe lainga azo atao koa hoe tsy lainga manko
fa aleo ny conscience anao no hitondra!
azo atao hoe lainga azo atao koa hoe tsy lainga manko
49. ari.malala
(
12/07/2007 05:45)
ka raha ny tena marina mantsy de i Md Lioka no nanoratra an'io asan'ny apostoly io, zany hoe temoin occulaire zany izy nahita izay nataon'i Md Paoly...
50. naritsimba
(
12/07/2007 10:07)
Asa na ahoana ny fiheverantsika ny tenantsika sy ny voalaza ao anaty Soratra Masina.
Raha raisiko amin'ny tenako manokana ity zavatra soratan'i ari.malala ity dia izao:
1-Ho an'ny olona tena mahatsiaro tena ho Kristiana dia ny manaja izay voasoratra ao @ Baiboly no arahany na inona vokany na ho inona, na eo @ fiaraha-monina na eo @ asa atao. Tsarovy ny fakam-panahy izay nahazo an'i Jesoa rehefa fantany hisy hamadika azy ka hanolotra ho eo @ hazo fijaliana izy, « Ary nony nandroso kelikely Izy, dia niankohoka ka nivavaka hoe: Raiko ô, raha azo atao, dia aoka hesorina amiko ity kapoaka ity; nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao, fa ny Anao. Ary nankeo amin'ny mpianatra Izy ka nahita azy matory, dia hoy Izy tamin'i Petera: Hay! tsy mahazaka ny miara-miari-tory amiko na dia ora iray ihany aza ianareo! Miareta tory sy mivavaha ianareo, mba tsy hidiranareo amin'ny fakam-panahy; mety ihany ny fanahy, fa ny nofo no tsy manan-kery. Dia nandeha fanindroany Izy ka nivavaka hoe: Raiko ô, raha tsy azo esorina ity, fa tsy maintsy hosotroiko, dia aoka ny sitraponao no hatao. Ary nony tonga Izy, dia nahita azy matory indray; fa efa nilondolondo ny masony.Ary rehefa nandao azy Izy ka lasa indray, dia nivavaka fanintelony ka nanao izany teny izany ihany. » Matio 26:39-44
2-Matetika isika manao tahakan'io ataon'ny lehiben'i ari.malala io fa saingy tsy tsaroantsika raha mbola ao anatin'ny ady mafy isika. Eny na dia eo anatrehan'ny zanantsika aza.
ohatra: Mitomany ny zaza dia ampitahorina ingahibesola, tsy tsapantsika ve fa lainga izany ingahibesola izany? sns...
3-Misy izay tsy heverintsika ho lainga ny zavatra tenenintsika nefa dia lainga tsotra izao rehefa dinihana.
ohatra: ny fampiasantsika solon'anarana rehefa eto @ ity resaka forum ity na any @ Tchat.
Ny ahy izao mba hialako @ fandaingana dia noraisiko ho anarana hiantsoana ahy sy ampiasaiko andavanandro mihitsy ny naritsimba mba tsy handaingako.
Koa dia aza atao mahagaga intsony e!
Naritsimba.

51. ari.malala
(
13/07/2007 05:47)
Naritsimba, tsy azoko ny tianao tenenina! aminao ve tokony niteny aho hoe izo ilay chef fa tsy te handray anao, dia voaroaka amin'ny asako aho dia ahoana? momba ilay solon'anarana, inona moa no lainga amzany? efa hoe solon'anarana ko! jereo any am dinika hafa any ny momba ilay hoe inona no anton'ilay solon'anarana...
52. naritsimba
(
13/07/2007 06:15)
ari.malala>>>> tena azonao mihitsy ilay tiako lazaina, mampatahotra antsika ny milaza ny marina, ho ahy manokana rehefa fantatro fa tsy mety ny ataon'ilay lehibe dia teneniko tsy am-pihambahambana izy fa mandainga na manao ny tsy mety, tsy mahavoaroaka ny milaza ny marina, izay tsy fahasahiana milaza ny marina izay no tsy mampandroso ny Malagasy hatramin'izao, hany ka lasa ataon'ny hafa fitaovana fotsiny sisa.
53. niryna
(
13/07/2007 06:15)
naritsimba:

=D=D
54. niryna
(
13/07/2007 06:32)
diamondra27:
Tsy voatery handainga ianao ry Ari amiko a!
asanao io dia izay methode ampiasainao azy.
Izaho koa manaiky an'izany.
Faharoa: raha tena kristiana ianao dia alohan'ny hiasanao , hametrahana ilay demande dia efa mivavaka tsara hoe: Atra ô! fantanao fa ny fiainana @ maha-olombelona dia mila miasa satria ianao efa niteny fa hoe: ze tsy miasa aoka izy tsy hihinana etc etc , noho izany dia te-hiasa aho ary mangataka asa mifanaraka @ sitraponao sy hahazoako mijoro vavolombelona eo @ mpiara-miasa amiko hanomezana voninahitra ny anaranao, mbahahafahako ihany koa manaraka ny fivoriana isan-karazany(réunion de prière fihaonam-bavaka).
Raha tena vokatry ny fonao io vavaka io de omen'Atra asa sahaza anao ianao .
Mitovy hevitra aminao koa aho.
Tadidio fa Atra nanome promesse antsika zanany.Il suffit d'y croire.
Matoa za miteny ireo zavatra voalaza ireo dia efa nihainako izany fa tsy teoria be fahatany.
Na ato amin'ny fidirana serasera aza dia mila mivavaka foana vao miditra fa mahery ny herin'ny satana ary betsaka ny zavatra mety mandreraka ny tena saingy rehefa manana finoana sy mahafantatra ny tenin'Atra ny tena dia tsy mila mamaly sady omeny hery ka tsy mivaky loha izay mifanohitra sy mitsikera lava amin'ny tsy misy dikany.:cry::cry:
Témoignage: nangataka t@ Atra aho: Tompo ô omeo trano aho akaikin'ny fiasako, fiangonana , école, tsena mba hahazoako manompo anao bebe kokoa @ fanarahana anao.
Valiny : tena efa very hevitra aho vao nomeny, efa kivy. Ary inona hoy nareo: tanteraka ara-bakiteny ireo zavatra nangatahiko ireo.
Misaotra sy midera @ Tompo aho noho izany.
Surtout fiangonana akaikin'ny trano no notsindriako.
Raha managataka zavatra araka ny sitrapoko ianareo dia ataoko izany.
Izay mangataka dia omena.
Dia izay fa raha misy te-hanandrana dia mahareta ary matokia sy minoa fa mihaino vavaka Atra.
Misaotra anao tamin'ny fijoroanao vavolombelona.Tsy ho voatery ho fahoriana irery ihany na fahantrana dia lasa nanankarena na mpisotro toaka no hijoroana vavolombelona fa ny fiainana andavanandro rehetra mihitsy dia ilaina taratra amin'ny maha-kristiana.Anisany ireo ary izay no nampanan-karena azy,ahoana no naha afaka ny toakany?Nisy fikirizana sy fanantonana an'Atra tao ka izay fikirizana izay no tsy takatry ny olombelona.
RIEN EST IMPOSSIBLE A DIEU
Sady mbola miampy ihany koa ny hoe izay mangataka dia omena,izay mitady dia ahita,ary izay mandondona dia hovoana.(Mat 7:7)
Koa rehefa lainga dia lainga fa tsy misy hoe lainga masina.Anjaran'ilay olona manaiky ho hampandangainy fa afaka miteny ny marina izy.
55. niryna
(
13/07/2007 06:36)
marozevo:
Io lazain'ikaretsaka io indrindra no nahatonga ahy hanontany indray mandeha izay hoe "Moa fahotana ve ny fahotana ho an'ny tsy mino?".
Ilay tsy mino tsy milaza fa tsy mahalala ny marina sy ny diso.Fantany tsara ary matetika aza na tsy mahay baiboly ilay olona dia mahafantatra tsara ny ratsy tsy tokony atao na ny tsara tokony atao.Ny finoana an'Atra no mahasamy hafa aza.
56. niryna
(
13/07/2007 06:52)
ari.malala:
Fanaoko mintsy io hoe apetraho ny numero na ny hafatra de ataoko antsony refaveo, fa zay ny fanao, fa le hoe lazao fa ts eo za efa ho lava ka mankaleo ary mampanontany tena hoe aiza hoaiza mo zany za ty eo anatrehan'Atra, satria az mahalala tsara fa voararan'ny didin'Atra ny mandainga nefa za terena ankolaka handainga! Tsy in1 anie e fa matetipitranga, ary refa io olona miantso io de atao anzany fona... mahalasa saina iany... de ny mahagaga ana koa ts tafita any amle ol miantso aza v ny hafatra hoe isak'izay miantso izy de tsy eo le olona antsony, de mbola mi insiste iany... ra za no atoa anzanya lo efa ela no ts niantso tsony za e! ts te handray ana le ol ny dikanzany... :-D:-D
Rehefa mahatsapa isika fa tsy mety ilay mandainga dia efa zavatra tsara be izany ry ari-malala a.Mivavaha foana ary aza mitsahatra.Mangataha amin'Atra raha mahasoa anao ny mbola hiasa ao na tsia fa ianao tsy tia mandainga intsony kanefa voatery.Hain'ATra foana ny manova ny zavatra rehetra na ilay patron-nao na mety misy teny tsy ampoiziny ho teneninao dia maha-tonga saina azy dia mety tsy hanao an'iny intsony izy.Atra irery ihany no mahita ny vahaolana fa ny anjaranao dia ny manankina ny fiainanao sy ny asanao ary ny mivavaka hatrany alohan'ny andehanana hiasa sy hidirana ny fiasana.Andramo fa efa niainako izany ka nahitako ny fitiavan'Atra ahy.
Nisy asa izay nampijaly ahy ny patron-ko kanefa aho tsy mba namaly ratsy azy.Ny nataoko dia nivavaka sy namela azy.Nangataka tamin'ATra aho mba tsy anana alahelo aminy,hiala ,hifindra toerana fa tsy te-hiasa ao intsony.Nataoko foana izany vavaka izany sy ny famelana ilay mpampiasa kanjo nilaza ny toeram-piasanay fa maro izahay ka hafindra.Dia izay,tsy nisy nahafantatra an'izany ny mpiara-miasa aminay,nalahelo ny hiala ny rehetra,izaho kosa faly dia faly ary nidera sy nisaotra an'ATra.Izaho aho faly ary nitohy hatramin'izao ny fijoroako vavolombelona sady miampy ny namana miara mianatra soratra masina vao maika safo-nonoka ny hafaliako.Mamaly vavaka Atra rehefa tena mino sy manankina ny fiainanao aminy tanteraka ianao.Andramo anie e.
Courage-aky ari-malala,ataovy fotsiny ny fanandramana ary ampiasao amin'ny fiainanao ny fivavahana fa tena hitanao izany fihovana sy fifaliana ary mahatsapa tokoa ianao fa miaraka amin'Atra isan'andro, isan'ora.
(l)niryna
57. marozevo
(
13/07/2007 17:53)
Mety hoe tahotra koa ve ....
Raha tena secretaire na standardiste tokoa izy (fa tsy au noir), dia tokony tsy hatahotra hilaza ny marina, satria ankoatra ny fijoroana amin'ny marina, dia misy làlana koa ange mifehy ny asa eh... ka tsy hoe tiako horoahina ity satria tsy nandainga, dia horoahina.... Mandoa onitra eo ianao fa dia efa miteny aho izay !

59. ikaretsaka
(
16/07/2007 14:47)
ny ahy teneniko koa! asaiko miteny mihitsy ilay secretaire ko hoe teneno izy fa sahirana be ka tsy afaka mandray anao mihitsy aloha izao! na hoe tsy mbola fotoanan'ny fandraisana anao hono izy izao!
fa ny patron anareo ko anie...
fa ny patron anareo ko anie...