asaina mandainga...
23. ikaretsaka
(
05/07/2007 22:43)
betsaka koa no manao an'io an.
atsoina @ postable ilay patron.. manao hoe tongava aty @ biraoko
tonga any ianao .. tsy ao izy hoy ilay secretaire
de verenako atsoina.. iny fa mivoaka avy any
oainina be ra sekretera avy eo
"hitako any am-pikofesena ianao ry zanako" ny filazako t@ ilay mpiray paroasy tamiko taloha izay

24. Kota
(
06/07/2007 01:28)
marozevo:
Io lazain'ikaretsaka io indrindra no nahatonga ahy hanontany indray mandeha izay hoe "Moa fahotana ve ny fahotana ho an'ny tsy mino?". Mety tsy tena mitovy, fa misy ifandraisany ihany. Ohatra : Eo amin'ny fiaraha-monina Bara (traditionnel), ny tranga "halatra omby" dia tsy heloka eo anivon'ny fiaraha-monina.
Marihina fa misy tsy fahalalana koa fa tsy hoe manao iniana, ka na tranga iombonan'ny rehetra aza, nefa fantany ny tsy maha mety azy, dia tsy manamarina ilay hetsika akory izany.
Sarotsarotra azavaina, nefa tahatahaka izay !
Io fomban'ny fiaraha-monina io ilay hoe "morale ambiante" : tsy fahotàna ilay izy ho an'ilay fiaraha-monina fa hoa anao kristiana izay efa mahalala fa fahotàna ny mangalatra dia fahotàna ihany !
Mampatsiahy ny tantaran'i Sadraka sy Mesaka ary Abednego (Daniela 3) fa na noteren'ny mpanjaka aza izy ireo hiankohoka eo anatrehan'ny sariolona volamena dia tsy nety fa naleony natsipy tanaty afo. Dia rehefa avy tao izy dia lasa i Nebokadnezara indray no nanompo an'Atra ! Atra no natahoran'izy ireo fa tsy Nebokadnezara ! dia aiza ho aiza amin'izay ny andraikitr'ilay bourreau izany raha kristiana izy ?
25. ari.malala
(
06/07/2007 05:18)
Fanaoko mintsy io hoe apetraho ny numero na ny hafatra de ataoko antsony refaveo, fa zay ny fanao, fa le hoe lazao fa ts eo za efa ho lava ka mankaleo ary mampanontany tena hoe aiza hoaiza mo zany za ty eo anatrehan'Atra, satria az mahalala tsara fa voararan'ny didin'Atra ny mandainga nefa za terena ankolaka handainga! Tsy in1 anie e fa matetipitranga, ary refa io olona miantso io de atao anzany fona... mahalasa saina iany... de ny mahagaga ana koa ts tafita any amle ol miantso aza v ny hafatra hoe isak'izay miantso izy de tsy eo le olona antsony, de mbola mi insiste iany... ra za no atoa anzanya lo efa ela no ts niantso tsony za e! ts te handray ana le ol ny dikanzany... :-D:-D
26. majesty
(
06/07/2007 07:25)
ari.malala: tsy voatery ho mandainga ianao ka,azonao lazaina tsara hoe mbola tsy afaka mandray olona izy na tsy haiko,mety misy fomba hafa ahafahanao manao an'izany :D
28. mamzelkely
(
06/07/2007 07:44)
pissoa:
ka raha tsy hiteny aza hoe tsy ao izy, fa holazaina hoe sahirana izy dia mbola lainga ihany :oops:
za ko vô saika hiteny an'io hoe lainga ihany zany satri le olona ts te hiresaka mits fa ts hoe ts afaka mandray an'le olona :?
29. diamondra27
(
06/07/2007 09:11)
Voalohany:
De ataovy toy ny répondeur e!
il n'est pas là pour l'instant azo soloina we:"il est occupé" pour l'instant , laissez vos messages il vous rappellera plus tard dès que possible.
Tsy voatery handainga ianao ry Ari amiko a!
asanao io dia izay methode ampiasainao azy.
Ny tian'ilay sefo lazaina sy zava-debe aminy de tsy handray le phone na le olona.
Faharoa: raha tena kristiana ianao dia alohan'ny hiasanao , hametrahana ilay demande dia efa mivavaka tsara hoe: Atra ô! fantanao fa ny fiainana @ maha-olombelona dia mila miasa satria ianao efa niteny fa hoe: ze tsy miasa aoka izy tsy hihinana etc etc , noho izany dia te-hiasa aho ary mangataka asa mifanaraka @ sitraponao sy hahazoako mijoro vavolombelona eo @ mpiara-miasa amiko hanomezana voninahitra ny anaranao, mbahahafahako ihany koa manaraka ny fivoriana isan-karazany(réunion de prière fihaonam-bavaka).
Raha tena vokatry ny fonao io vavaka io de omen'Atra asa sahaza anao ianao .
Tadidio fa Atra nanome promesse antsika zanany.Il suffit d'y croire.
Matoa za miteny ireo zavatra voalaza ireo dia efa nihainako izany fa tsy teoria be fahatany.
H.S:
Témoignage: nangataka t@ Atra aho: Tompo ô omeo trano aho akaikin'ny fiasako, fiangonana , école, tsena mba hahazoako manompo anao bebe kokoa @ fanarahana anao.
Valiny : tena efa very hevitra aho vao nomeny, efa kivy. Ary inona hoy nareo: tanteraka ara-bakiteny ireo zavatra nangatahiko ireo.
Misaotra sy midera @ Tompo aho noho izany.
Surtout fiangonana akaikin'ny trano no notsindriako.
Raha managataka zavatra araka ny sitrapoko ianareo dia ataoko izany.
Izay mangataka dia omena.
Dia izay fa raha misy te-hanandrana dia mahareta ary matokia sy minoa fa mihaino vavaka Atra.
RIEN EST IMPOSSIBLE A DIEU
^:^^:^

31. ikaretsaka
(
06/07/2007 14:32)
Ari.: Misy vavaka fanolorana ny asa koa anie e:wink:
somary hs kely.izaho ko manao ohatran'i diams io. rehefa asaina miasa mitety tany, mivavaka hoe mba ataovy mahita fiangonana aho any @ izay tany alehako any mba hahafahako mampitony ny fanahiko sy midera anao" ny ahy manko ny famangiana ny sakramenta masina no meditation lalina indrindrako!

32. marozevo
(
06/07/2007 18:11)
Dia mahita Fiangonana tokoa ikaretsaka, tsy hoe tonga ho azy teo ilay Fiangonana, fa rehefa avy nivavaka ikaretsaka, dia nitady ny toerana misy ilay Fiangonana.
Raha mandainga ilay secretaire (na standardiste), dia zavatra roa ny ahy no jereko aloha :
1 - Noterena handainga ve izy ? (Tsy nanan-tsafidy).
sa, 2 - Namorona lainga satria tsy te-ho ratsy eo anatrehan'ny Tale ?
Raha 1 : Amiko tsy azy ny heloka
Raha 2 : Mila mandinika vetivety kely izy...

33. diamondra27
(
06/07/2007 18:36)
marozevo: io ilay we: inona no tianao hanao ny sitrapon'ny olona sa hanao ny sitrapon'Atra
Ahatsiarovako toriteny 1 zai ity:
tsy maintsy manao miaramila ilay olona
de eo ambany fifehezan'ny commandant etc...
De nasaina nanao lagera fa hoy izy hoe: gadarao aho fa za tsy hiady hamono olona izany.
Firy amintsika no mety ahavita hamaly toy io miaramila io?
Samy miteny ny valiny ny an'eritreritra any avy.
Fantany tsinona fa raha tena zay no lahatrany dia tsy maintsy hahita fomba foana ny Tompo hamoahana azy any am-poja.
Mandeha am-pinoana e!

34. marozevo
(
06/07/2007 19:19)
Nisy aza mbola henjana noho io. Vonoy aho, fa izaho tsy hamono olona izany.... Satria fantany fa raha maty mendrika amin'ity fiainana ity izy, dia tsy maintsy hanafaka azy amin'ny gadran'ny fahafatesana Andriamanitra.
35. gasynamana
(
07/07/2007 10:27)
Mora lazaina ny zavatra fa sarotra tanterahana:
Ity misy tantara kely iray: nitady mpiasa ho sekretera manokana ho ny direkteran'ity orinasa iray. Maro no tonga namaly ny antso. Iry ihany anefa no ilaina. Samy mahay mitendry masina avy ireo. Ny sivana natao farany dia izao: nasaina niditra tsirairay tao amin'ny tale ny rehetra, ary nadiny hoe: 9 + 3 firy? Ny voalohany avy dia namaly hoe 12 Tompoko. Nisaoran'io dia lasa. Dia nadalo ny maro ary samy nilaza fa 12 no valiny, ary dia samy tsy nisy voaray. Ilay iray izay aza nilaza hoe: Izany kosa ve dia tsy hainao e? 12 no valiny.
Ilay iray farany kosa rehefa nanontaniany hoe: firy ny 9 + 3, dia namaly mazava hoe: izay lazainao tompoko no valiny. Io no voaray.
Tantara kely hilazana amintsika io fa tena tratry ny adim-panahy mafy ireny sekretera ireny indraindray. Nefa izay adim-panahiny izay no iombonany fijaliana amin'i Kristy, ilay nanda an'i Satana hatramin'ny farany.
Izaho mahita fa ohatran'izao no isehoan'ny maha martiry ankehitriny fa tsy ohatra ny taloha intsony hoe: vonoina raha vao mino an'i Kristy. Satria izao: raha manaiky hanota izy dia hahazo sitraka amin'ny tale (olombelona), fa raha milaza ny marina kosa dia ho very fihinana (ho faty satria ho very asa) saingy hahita sitraka amin'Andriamanitra kosa.

36. ikaretsaka
(
07/07/2007 14:22)
dia manaova toy ny vero eio. (la fontaine moa no nanao an'iny fable iny?)
ilay hoe mitsoka ny rivotra dia ilay vero mihodina atsy dia atsy dia atsy dia atsy.. fa ny fakany mijanona eo foana ary nijanona @ maha vero azy izy
fa tsy manao ohatran'ny hazo hoe satria za zao, sady vaventy no marim-pototra ... kanjo mandalo ny cyclone dia niongotra! lasa kitay!

37. marozevo
(
08/07/2007 20:08)
D'ac amin'i gasynamana ....
fa ny conclusion raisiko momba io, fa tsy amin'ny sujet akory, dia hoe "Raha terena handainga, na hanao heloka hafa ohatra hoe hamono olona, dia tsy ilay tana-manao na vava miteny lainga no meloka, fa ilay saina sy hery nanery".

38. ari.malala
(
09/07/2007 06:13)
Ilay izy anie tery ankolaka iany e! olona eo dia hoe lazao fa ts eo za, ilay chef ray zay aza moa dia niteny mints hoe dis lui que je suis parti en Chine :-D:-D:-D:-D dia ny mampisalasala ahy dia tokony handray komonio ve za! Za aloha izany t@ zomà sy omaly nandray e! nanao fanenenana aho ary niteny fa tsy sitrapoko ny handainga! :oops:
39. mamzelkely
(
09/07/2007 06:51)
gasynamana nefa nge asa asa ihany eee de ra sanatri az ats hanao ny lazain tale enao de vôrôka de aôna ny tena olombelona mila miaina misakafo mamelona vady amanjanaka etc etc nefa na aiza no alehanao na aiaza ,no alehanao de tant que mbola secretaire na assitante enao de ts maintsy ampandainganan le tale anao fôna zay nge le problema ee :?
40. ikaretsaka
(
09/07/2007 11:30)
ari.malala:
Ilay izy anie tery ankolaka iany e! olona eo dia hoe lazao fa ts eo za, ilay chef ray zay aza moa dia niteny mints hoe dis lui que je suis parti en Chine :-D:-D:-D:-D dia ny mampisalasala ahy dia tokony handray komonio ve za! Za aloha izany t@ zomà sy omaly nandray e! nanao fanenenana aho ary niteny fa tsy sitrapoko ny handainga! :oops:
raha za no asaina milaza an'io ry ari mba hampandry ny conscience ko dia ataoko hoe:
"nafarany tompoko aho hilaza fa hoe rehefa ianao no miantso dia lazaina hoe lasa any Chine hono izy"
Izany no nolazainy teo ko! izay no marina!