Compte rendu fihaonana sera Paris 2007

1. rakaroka ( 30/06/2007 20:07)
Mankasitraka ireo namana "rehetra" na ny tany na ny tsia fa nanohana tokoa
Dia nahafinaritra fa ho avy ny sary
novalian'i sasa ny 10/07/2007 05:31
2. rush ( 30/06/2007 20:10)



ireo hono izany aloha ny sary!
3. rush ( 30/06/2007 20:31)
4. ftma ( 30/06/2007 20:34)
rakaroka: misaotra e, efa hitako nisy solontenanay ireo :)
5. booboo ( 30/06/2007 20:45)
Commentaires-n'ny sary :
1- gâteau beeeeeeeeeeee :miam::miam::miam:...zany rehefa tsy te handeha kah :-P
2- euh...:°)
3- xxx, xxx, xxx, xxx, xxx, xxx ary xxx :°)

-Nahafinaritra ny fiarahana fa misaotra ny tonga : Rakaroka nikararaka nahamasaka ny fihaonana, vadin-dRakaroka nitendry gloum, Megabass mianaka nitendry gloum sy nihira kounkou, Tsikitsiky mianaka ary Tovobeaugosse (tsy haiko manoratra lay pseudo-ny f'aza tsiny) mianakavy nihira (tsara feo =D), ary ny zana-piserasera mahafatifaty aby.

-Nahavoky beeeeeeeeeee ny motika nifampizarana :miam::miam::miam: zay nofaranana t@ gâteau:miam::miam::miam: nataon-dRakaroka. Glady beee aby ny part azonay tsirairay tany :D:D:D

-Nihirahira sy niresadresaka no namenoana ny fotona : nisy tononkira sy gitara tany. Mba tsy nanavandra ny andro nony nihira zà :-D:-D:-D:-D

-T@ 6ora hariva tany ho any zahay no nisaraka. Dia mbola samy nahazo "fahatsiarovana" kely tany @ Rakaroka ihany. Mbola misaotra hatrany :-*

Ankoatra izay, Megabass mpamoron-kira favo beee =D=D, vadin-dRakaroka mpitendry gloum favo beeee =D=D=D, Rakaroka mpitendry gloum sy mpihira favo bee kounkou =D=D=D, Tsikitsiky tsara feo be rehefa mihira o^oo^o ------> be manatalenta ato @ serasera...

Dia izay sy izay ry zareo ny tany. Mamerina hatrany hoe, rehefa misy hetsika iarahana tahaka ireny dia tongava raha azo atao fa tsy hanenena : mahita toerana vaovao, olona vaovao, manamafy ny "amitié" efa misy eto @ virtoaly, manabe soratra ny carnets d'adresses :-D:-D:-D.


6. pissoa ( 30/06/2007 20:50)
super milay izy zany :-D:-D:-D
le sary sy le tantaran'i booboo !
7. ftma ( 30/06/2007 20:52)
booboo: faly ery njy an :D iza avy aloha no tany e, be de be ihany no nampirisihana ho any mila handeha fa mba lazao e
8. sipagasy ( 30/06/2007 20:52)
nahafinaritra izy izany, e!!!! misaotra ny mpitatitra sy i raharoka izany e!!!!:-*
9. booboo ( 30/06/2007 21:00)
Ftma > ié, tena faly mihitsy fa voky beeee hihihihihi.

Hadinoko fa nisy an'i Louise kounkou tany. Tsy mpikambana ato @ serasera izy fa nisy niteny taminy hoe misy "fety malagasy" ao @ base de loisirs dia tonga tao izy niaraka taminay kounkou :D:D.

-Tara fotoana aby ny ankamaroanay :°):°):°):°) fa terrible ny embouteillage:^):^) moa mbola niasa ny sasany, niandry mpianatra avy nianatra ny sasany dia tsy tafa-hira ny hiram-pirenena nefa efa vonona ny saina glady beeeeeeeeeeeeeeeeee hihihihihihi
10. rakaroka ( 30/06/2007 21:30)

Dia ny hira nohirainay eo amin'io sary io ilay:
"[size=18][color=green]FIHAVANA tsy ravan'ny taona
fa hadio sy hamiratra foana: TSAROVY akia e fa any ho any : MISY NAMANAO hatrany hatrany![/Color][/size]
11. rakaroka ( 30/06/2007 21:56)
Hadino ny "-na" fa zafady re! efa tokony hatory @ izay aho ka aleo ho nofisina enti-matory iny "belle journey" iny. Mahafinaritra BBbe koa i Booboo sy ny
vadiny an : mitendry "gloum" izy mitsam fa tsy nolazainy...Ary rahoviana kay no mba afaka ary ftma
hijerena ny "bonne date" @ manaraka e:'njy sy ny hafa marobe koa 'gnefa mbô tianay ho fantatra sady izaho tsy mahay manao "imagination" satria mivaona @ izany foana ilay "tokoan"ilay olona. Ohatran'i Booboo izao noheveriko hoe olona mahafinaritra. Fa nony nahita azy aho: nihoatra laaaaaavvvitra be @ hatsaran'ny fanombanako azy ny hatsarany: waoooohhhh.
fa maro ny namana maha te ho tia tokoa eto.(l):lol:
12. ftma ( 01/07/2007 07:41)
rakaroka: afaka foana aho rehefa ririnina ka, efa nisy an'i booboo sy b tany nisolotena ahy :wink:
inona aloha ilay gloum e ?
13. tslem ( 01/07/2007 07:59)
nahafinaritra kosa izy zany an! d mba alefaso ndray ny sary sasany e! :P
14. diamondra27 ( 01/07/2007 08:51)
:-D:-D:-D

faly aho , faly aho mahita anareo....
Misaotra nanaraka ilay proposition t@le toerana e! :oops::oops: :lol:

Misaotra ny mpikarakara sy ny olona tonga koa izany e!
Mitombo indray zany zao ny album atsy amin'ny antsary ny serasera :wink: alefa any amin'ny hery "PJ"reny de avoakany ao @ album antsary

Dadie: haingàna ndry de alefaso koa le tany fihaonana tany dago jerena e!:wink: efa te-hahita ny sarin'i namana za, surtout i ... :wink::-$:-$

Dia miarahaba ny mpivady vao izany e :wink::wink::-*:-*

tena afa-po tsara doly ngamba na ny lehibe na ny ankizy tany an!

amin'ny manaraka indray e!

ny ahy le soratra TONGA SOA no tena tiako =D=D=D=D^:^
15. booboo ( 01/07/2007 09:58)
Efa nariako teo @ fanariam-pako akaiky teo ilay "tonga soa" nefa :-D:-D:-D....naforoporotro beee mihitsy :-D:-D:-D

ftma > gloum gitara
16. hery ( 01/07/2007 10:03)
Mahafinaritra beuhhh

Saika ho any aho fa tsy nitontona tamin'io ilay fandehanako Paris fa 15 jours après. Dia naleo nanao fety teto Roma ihany.

Raha sendra misy mifanabe maso tampoka ao anatin'izay 15 andro manaraka izay dia lazao ihany... ohatra hoe zoma mahafinaritry ny 13 jolay.
17. ftma ( 01/07/2007 10:13)
diamondra27: @ herinandro vao tonga dadie
booboo: hay mahay mitendry gitara ny akamako an
Hery tonga dia ataovy rendez-vous ilay 13 jolay na hiara-misotrosotro fotsiny aza ko
Raha misy sendra manao vacances aty Nice mba milaza dia mihaona e
18. hery ( 01/07/2007 10:38)
hummm ary i rush izany tany :-)

tiako ho hita mihitsy. ;-)
19. rush ( 01/07/2007 11:13)
hery:

hummm ary i rush izany tany :-)

tiako ho hita mihitsy. ;-)
azonao hita tsara mihintsy aho ry Hery a! ao fa ho raiketina ary ny fihaonana @ io zoma io raha tianao e!dia iza koa?izaho manko tsy mandeha vokansy @ ity a!miandry trano e!


20. mandrindra ( 01/07/2007 17:40)
nahafinaritra izany fihaonana izany an, tohizo fa milay eeee

io zoma 13 jolay io indray dia mety amiko raha toa ka ny alina no hiarahana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1919