Compte rendu fihaonana sera Paris 2007
![](https://avatar.serasera.org/a6043505b6300e50dce8afc245e232dc.jpg)
41. rakaroka
(
02/07/2007 19:37)
sasa:
tsara be kosa le sary an!
rakaroka tiako be le hira io fa mirary mba ho tanteraka foana
Fa otrany mbola misy fety farany aty aloha izay vao miverina i daddie angamba raha tratrany d mbola mamonjy anzay versera an'i namana 1 izay izy.
Tsss, ny sary eo ihany fa ny "ambiansy" hoe :
misy isika miara-miaina:
iray vatsy iray aina no " manja indrindra!",
"Tsara io hira io ka! miankina amintsika ihany 'gné ny aha-to azy!:lol::lol::-*:-*:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/f45731e3d39a1b2330bbf93e9b3de59e.jpg)
42. sasa
(
03/07/2007 05:29)
ny namanadago manao fihaonana matetika be d faly koa izahay refa misy ambiance tsara be any am namana any ivelany any
milay be doly ny sary, sady milay kely ny mijery le zana-tserasera kely b da be
hummmmmmmmm misy mahay manafina tarehy mintsy io nefa fantatro ihany :-*:-*
milay be doly ny sary, sady milay kely ny mijery le zana-tserasera kely b da be
hummmmmmmmm misy mahay manafina tarehy mintsy io nefa fantatro ihany :-*:-*
![](https://avatar.serasera.org/a6043505b6300e50dce8afc245e232dc.jpg)
43. rakaroka
(
03/07/2007 05:54)
sasa:
ny namanadago manao fihaonana matetika be d faly koa izahay refa misy ambiance tsara be any am namana any ivelany any
milay be doly ny sary, sady milay kely ny mijery le zana-tserasera kely b da be
hummmmmmmmm misy mahay manafina tarehy mintsy io nefa fantatro ihany :-*:-*
Rehefa tsara ny "ambiansy mondiale" : c'est la paix!
Dia izay ny faniriana:lol: Misy manafina tarehy?...:-D:-D:-D'njy koa fantatro @ lé akanjo mena avy aty an-damosina aza:-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*
![](https://avatar.serasera.org/95ef09519533dd8810084543431efe72.jpg)
44. mandrindra
(
03/07/2007 17:01)
hery:
mandrindra> tairo indray ary e...
i rush io efa niantso.
"Fihaonana dité au lait"
hery, le lait:wink: aloha tsy dia haiko loatra fa ilay dite no tena fy amiko.
dia ny resto koa misy misokatra hatramin'ny 2 ora maraina
fa milay mihitsy ny sary ato an. hirahira, kalokalo feonjavamaneno...
![](https://avatar.serasera.org/f45731e3d39a1b2330bbf93e9b3de59e.jpg)
45. sasa
(
04/07/2007 04:54)
mandrindra hi hi hi hi hi hi i fijo refa miaraka aminay tsy d sahy misotro dite be loatra aty dago asa angaha hoe maninona?
rakaroka hi hi hi hi misy sariko efa hita tarehy ary miharihary be akia any am blogin'i ravatorano any le tam fihaonana hafa ireny, betsaka loatra le sariko mirozy any d aleo ny lamosina no apoitra klou hi hi hi

![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
46. ari.malala
(
04/07/2007 12:09)
sasa, narary aty hono ky fijo tam le farany teo d zay no ts d nisotroany dite a! fa mafinaritra koa ny ambiansinareo tany zany an!
![](https://avatar.serasera.org/007401838ba3eb8ab097ede4dd009396.jpg)
47. mamzelkely
(
04/07/2007 12:33)
ary sy sasa ka normal izy ra narary fats complet ny virja tany ko :-P:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/2376591f31529380ff861f9d7e770c3b.jpg)
50. bobone
(
05/07/2007 06:15)
Rakaroka:
Misaotra anao aloha fe tena mahafinarotra be ny fihaonana taty aminareo e! tena hita taratra tokoa fa be fitiavana ny malagasy ary tena tia fihavanana tena makasitraka feno anareo rehetra any ary hiriana mba ho tahaka izao koa ny fihaonana aty Mahajanga e!
=D=D=D:-*(l)(l):wink:
Misaotra anao aloha fe tena mahafinarotra be ny fihaonana taty aminareo e! tena hita taratra tokoa fa be fitiavana ny malagasy ary tena tia fihavanana tena makasitraka feno anareo rehetra any ary hiriana mba ho tahaka izao koa ny fihaonana aty Mahajanga e!
=D=D=D:-*(l)(l):wink:
![](https://avatar.serasera.org/a6043505b6300e50dce8afc245e232dc.jpg)
52. rakaroka
(
05/07/2007 17:44)
bobone:
Rakaroka:
Misaotra anao aloha fe tena mahafinarotra be ny fihaonana taty aminareo e! tena hita taratra tokoa fa be fitiavana ny malagasy ary tena tia fihavanana tena makasitraka feno anareo rehetra any ary hiriana mba ho tahaka izao koa ny fihaonana aty Mahajanga e!
=D=D=D:-*(l)(l):wink:
Raha ny tokony ho izy dia "tahaka ny ladimboatavo isika, misandrahaka etsy sy eroa fa "iray" ihany:
samy zanak'Atra tokony samy mahate ho tia, samy malagasy rahateo tsy tokony hifampialona: ny mifanampy, mifanondrotra, mifanaja, sns...no tokony
himasoana: "Mirary fihaonana soa" izay kasainareo hatao koa! De toute façon tsara foana ny "Ambiansy any" fa 'ndray andro any mbola ho avy e!:-D:-D:-*
![](https://avatar.serasera.org/2376591f31529380ff861f9d7e770c3b.jpg)
53. bobone
(
06/07/2007 07:08)
Rakaroka: tena izy kah ! tena ladimboatavo isika rehetra , na de sarahan'ny toerana aza tena iray ihany tokoa! ary misaotra anao fa mahafinaritra ahy liay hoe " Samy zanak'Atra tokony samy mahate ho tia , samy Malagasy tsy tokony hifampialona ,mifanampy, mifanondrotra , mifanaja Sns tena =D=D=D bravo mihitsy ! ary iriko mihitsy mba ho hanana toetsaina tahaka izany ny Malagasy!
tsy misy manana ny ampy
fa sambatra izay mifanampy
izany no tena tigetra
tena iray ny rehetra e!
tsy misy ambony tsy misy ambany fa tena iray ihany
sa ahoana aloha e!
Mankasitraka feno ! toetra mahatretrika be mihitsy !!!
:-*:-*:*:wink:
tsy misy manana ny ampy
fa sambatra izay mifanampy
izany no tena tigetra
tena iray ny rehetra e!
tsy misy ambony tsy misy ambany fa tena iray ihany
sa ahoana aloha e!
Mankasitraka feno ! toetra mahatretrika be mihitsy !!!
:-*:-*:*:wink:
![](https://avatar.serasera.org/95ef09519533dd8810084543431efe72.jpg)
54. mandrindra
(
06/07/2007 09:08)
sasa, sao dia tsy ampy siramamy gasy le dite hono no tsy dia hisotroan'i lery azy be loatra:wink:
![](https://avatar.serasera.org/5d1bb5895b637a6da4e68151edf6abb5.jpg)
55. tsiafoi1
(
06/07/2007 16:08)
Raha mba ho avy any (l) de iza no afaka hanome hébèrgement :D:o:lol::):oops::-D:^)
Manaova fety soa e!
Manaova fety soa e!
![](https://avatar.serasera.org/a6043505b6300e50dce8afc245e232dc.jpg)
56. rakaroka
(
06/07/2007 23:33)
tsiafoi1:
Raha mba ho avy any (l) de iza no afaka hanome hébèrgement :D:o:lol::):oops::-D:^)
Manaova fety soa e!
'zaho efa nanao hébergementn'olona maromaro ihany, ary tsy midika izany hoe tsy hanao intsony, fa misy "contrainte isan-karazany mametra ahy tsy ahafahako manao izany indraindray: ohatra tsy tokony ho "blem amiko loatra" ny mandray ny "sortie" kasain'ny ankizy atao miaraka @ ry Hery ny 13, saingy mifanindry @ fampiantranoana ny havana avy atsy "Londres" tonga manao vankasy ato aminay.
Mila fantarina ihany koa ny olona "hébergé-na" satria
sady be fanontaniana no mila "vaniny" au sens propre du terme ny "admnistration" aty
![](https://avatar.serasera.org/f45731e3d39a1b2330bbf93e9b3de59e.jpg)
57. sasa
(
10/07/2007 05:31)
mandrindra:
sasa, sao dia tsy ampy siramamy gasy le dite hono no tsy dia hisotroan'i lery azy be loatra:wink:
ka izay mintsy angamba no tsy ampy aminy koa,marary lery amzao fa tsy haiko hoe maninona?