Compte rendu fihaonana sera Paris 2007
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
24. cutie
(
02/07/2007 01:23)
Raha misy sendra manao vacances aty Nice mba milaza dia mihaona e
tsy taitra njy fa efa prog efa ela io :-D
![](https://avatar.serasera.org/a6043505b6300e50dce8afc245e232dc.jpg)
25. rakaroka
(
02/07/2007 04:20)
Misaotra an'i Diam's27 tokoa aloha t@ propon'ilay toerana e:-*, Misaotra an'i Hery koa nampisy ny rohy nampifandray antsika :-*,i Fiffy sy Rush koa nanampy ahy BBbbbe mihitsy:-*:-*, dia i Ftma kounkou:-*:-*, sy ny sisa tsy voatanisa:-*:-*..
Maro be tokoa 'gné ny "possibiliténtsika" hiarahana amin-kasoavana :"suffit d'imaginer et d'envisager".
Alefaso indray aza ny propo @ 13 izany e, ary raha etsy @ Bateau de Paris 'ngaha tsy revinareo:roll::roll:, ce n'est qu'une propo an,
raha en groupe dia misy tarif de groupe!
Dia mba asiana sary "Sera in Paris by night":-D:-D:-D

![](https://avatar.serasera.org/f45731e3d39a1b2330bbf93e9b3de59e.jpg)
26. sasa
(
02/07/2007 04:39)
tsara be kosa le sary an!
rakaroka tiako be le hira io fa mirary mba ho tanteraka foana
Fa otrany mbola misy fety farany aty aloha izay vao miverina i daddie angamba raha tratrany d mbola mamonjy anzay versera an'i namana 1 izay izy.

![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
28. booboo
(
02/07/2007 08:40)
Alefaso indray aza ny propo @ 13 izany e, ary raha etsy @ Bateau de Paris 'ngaha tsy revinareo, ce n'est qu'une propo an,
aiza ho aiza zany ? :oops:. Mety aminay kounkou ilay daty dia harivariva ihany koa no mahafaka anay...
![](https://avatar.serasera.org/346a0798ce5cfcd1070b58fc6223790c.jpg)
29. ftma
(
02/07/2007 10:25)
booboo akaikin'i Paris marina njy :wink:
cutie: tandremo aza tsy tonga an :-*
tsara be io hevitry rakoraka io, mandeha bateau amin'ny alina, tena hafa mihitsy Paris
cutie: tandremo aza tsy tonga an :-*
tsara be io hevitry rakoraka io, mandeha bateau amin'ny alina, tena hafa mihitsy Paris
![](https://avatar.serasera.org/4800fb0a26f22c1c030250ada861b84e.jpg)
32. naritsimba
(
02/07/2007 13:24)
mahafinaritra dia mirary fihaonana matetika ho anareo rehetra any am-pita any e!
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
33. xxx
(
02/07/2007 13:57)
ary raha 12 jolay fa efa manao feu d'artifice aty @ mairie @ tanàna ny aty?
Sa io 13 io ny tena revenareo?
le batô etsy amin'ny quai zany ry zareo a!
iza tokoa moa le anarany teo? tsy batô mouche fa le fanaovana soirée, batô bleu moa?. De mbola misy place ihany ve @izao nefa efa atomotra?
Raha te-hanao fety anaty batô nareo de lazao mialoha fa 500 € ny hofany, pour 200 personnes, tsy misy sakafo izany fa ny mpikarakara no miantoka sakafo, efa ao anatin'izay ny securité.

![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
35. fasaly
(
02/07/2007 14:58)
tairo marina ny fiaonana ho anzé tsy mande vokasy ary dago e! :wink::-P i rush zany no mpikarakara
![](https://avatar.serasera.org/a6043505b6300e50dce8afc245e232dc.jpg)
36. rakaroka
(
02/07/2007 17:18)
En faite, raha nahatratra 20perso anie isika dia 5 Euros par personne ny "Bateau Mouche" : une heure:
Misy isaky ny 20 minutes de 16 à 23 heures : Raha tsy izany dia:
Ny "adulte":9 Euros
Enfant -12ans:4 Euros
Ny -4ans gratuit
ny +65ans 4 Euros.
Ka tsy afaka entina eny moa ny tsaky:roll::-D:-D:-D
Ouf! Ohatran'ny tsara loatra lé hevitro, fa miandry sy manaraka ny propo hafa e:roll::roll::wink:

![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
37. hery
(
02/07/2007 18:07)
aleo tsy mihetsika ao antrano fa vendredi 13 io kou :-p
rakaroka> hay tokoa moa misy z'enfant tsy maintsy eritreretina...
izany hoe aza avela fotsiny izahay rehefa tapitra ny adin'ny iray bateau mouche fa efa mihidy daholo ny hotely am'zany :-)
rakaroka> hay tokoa moa misy z'enfant tsy maintsy eritreretina...
izany hoe aza avela fotsiny izahay rehefa tapitra ny adin'ny iray bateau mouche fa efa mihidy daholo ny hotely am'zany :-)