Images et imaginations

21. marozevo ( 28/06/2007 21:43)
Ka na eto amin'ny serasera aho, na any an-tsaha, na any am-piangonana, na aiza na aiza, dia io foana no sary hitako raha vao mieritreritra an'Andriamanitra aho.
22. cutie ( 28/06/2007 21:44)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 28-06-2007 23:43:55
Lohateny : Re : Images et imaginations
Ka na eto amin'ny serasera aho, na any an-tsaha, na any am-piangonana, na aiza na aiza, dia io foana no sary hitako raha vao mieritreritra an'Andriamanitra aho.

samy manana ny azy zany :-D
23. marozevo ( 28/06/2007 21:50)
ie.... tsy hitovy mihitsy kosa aloha eh...

Fa mahagaga ahy tokoa fa tsy fanahy iniako, fa mitovitovy ny sarin'i Fiffi sy cutie ato an'eritreritro marina eh... Samy lava volo, tsy dia fotsy be nefa mazavazava endrika ihany. Fa i Fiffi lavalava kokoa noho i cutie.
24. cutie ( 28/06/2007 21:59)
marozevo
tandremo sao de hanofy anay eo e :-D:-D:-D:-D
25. marozevo ( 28/06/2007 22:02)
Ny nofy koa karazana imagination ihany, fa saingy inconscient.

Raha olona hono no nofisina dia efa manonofy anao koa izay ilay olona nofisinao. Ka raha manofy anareo aho, dia efa manonofy ahy koa izany ianareo.:lol::lol:
26. cutie ( 28/06/2007 22:03)
:-D:-D:-D:-D:-D
non
27. marozevo ( 28/06/2007 22:07)
Raha NON, dia aza matahotra ianao fa tsy hanonofy anareo za ka !.
28. cutie ( 28/06/2007 22:08)
za nga matahotra :-D:-D:-D:-D
29. marozevo ( 28/06/2007 22:10)
Za matahotra kooo.... Sao dia ovain'ny nofy eo manko ilay sarinao tsara rafitra ato an-eritreritro ato. Izay no atahorako.
30. cutie ( 28/06/2007 22:11)
ka efa we aza afangaroana @ fiffi fotsiny de zay :-D
31. marozevo ( 28/06/2007 22:12)
Ka ilay saina tsy mety eh.... Ao ary fa hilazàko ny saiko hanova ny sarin'ny iray aminareo eh...
32. cutie ( 28/06/2007 22:14)
:-D:-D:-D:-D:-D
afaka forcer-na ny saina ka
33. marozevo ( 28/06/2007 22:18)
Izao ndray ary : Tena tsy mety miova le sary.... ka manakaiky ny marina sa tena diso be ilay sary eritreretiko raha mitaha amin'ny tena ianao ?
34. cutie ( 28/06/2007 22:20)
diso :-D:-D:-D:-D:-D
35. marozevo ( 28/06/2007 22:24)
Hay !... ao ary fa holazaiko eto amin'ny manaraka indray izay fiovany eh...

Raha hoy koa izao Andriamanitra milaza amiko hoe DISO io sary lazainao io, dia mety hiova koa ny sariny ato an-tsaiko.

Ny an'i Fiffi izany marina. Ny an'i cutie izany no hovaina....
36. cutie ( 28/06/2007 22:26)
:D:D:D:D:D:D:D:D:D
37. marozevo ( 28/06/2007 22:30)
Fa ny an'Andriamanitra tsy hovàko kosa eh.... Hitako fa efa tsara manko io sariny ao an'eritreritro io, sady tsapako fa mamelona ny finoako le izy.
38. cutie ( 28/06/2007 22:31)
eny e :lol::lol::lol::lol::lol::lol:
39. marozevo ( 28/06/2007 22:36)
Ndeha hatory am zay aho aloha e.... Raha miova ilay sary dia lazàko ihany ianao rahampitso.
Good nihgt !
40. cutie ( 28/06/2007 22:37)
bn :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2137