Images et imaginations

1. marozevo ( 28/06/2007 18:57)
Ny lohateny ihany no teny frantsay fa ny sisa teny Malagasy.

Zava-misy : Rehefa miresaka na mifanoratra amin'olona iray mbola tsy hitako mihitsy aho, dia ohatran'ny misy sary ato an-dohako ato. Ohatra : ny fieritreretako an'izany Fiffi izany dia vehivavy tsotra volo.... izany gasynamana izany dia lehilahy manao solomaso, izany ikaretsaka izany dia misy banga kely ny nifiny eo amin'ny sisiny havia.... i Nyrina dia coupe garçon...sns... Satria mbola tsy hitako ireo, ary mbola tsy hitako ny sariny. Ny ankabeazan'ireo image na imagination ataoko ireo anefa dia fantatro fa tsy mifanaraka amin'ny tena endrik'ilay olona lazaiko. Nefa tsy mety ny saiko fa io sary io ihany no miverina raha vao mahita ny anaran zareo ireo.... sy ny hafa rehetra koa...

Dia hoy aho manontany tena : Mety mifanaraka amin'ilay sary na imagination ato an-tsaiko ato ve izao Andriamanitra izao eh ?
novalian'i marozevo ny 14/07/2007 16:32
2. cutie ( 28/06/2007 20:30)
marozevo:-D:-D:-D:-D:-D
Dia hoy aho manontany tena : Mety mifanaraka amin'ilay sary na imagination ato an-tsaiko ato ve izao Andriamanitra izao eh ?

Ka Atra nga olombelona no afaka alaina an-tsary :roll::roll::roll::roll:
3. Fiffi ( 28/06/2007 20:32)
marozevo:

Ohatra : ny fieritreretako an'izany Fiffi izany dia vehivavy tsotra volo....

Dia hoy aho manontany tena : Mety mifanaraka amin'ilay sary na imagination ato an-tsaiko ato ve izao Andriamanitra izao eh ?
marozevo: heu....raha zah manokana aloha de tena tso-bolo tokoh zah fa tiako be le onduléna kely :oops:
"marozevo":
Dia hoy aho manontany tena : Mety mifanaraka amin'ilay sary na imagination ato an-tsaiko ato ve izao Andriamanitra izao eh ?
ka tsy nolazainao hoe ohatran'iza Andriamanitra am imagination-nao ? ny anaha zao de ny imagination-ko an'Andriamanitra ohatran'Jesoa hiany fa tsy hita fa ohatran'hoe misy zavona be zany....




4. marozevo ( 28/06/2007 21:01)
Eny eh... fantatro fa tsy olombelona Andriamanitra... fa izaho anefa olombelona, ka ilay imagination ahy fa tsy an'Andriamanitra. Misy sary tonga ao an-tsaiko raha vao mieritreritra an'Andriamanitra .... Dia izany no nahatonga ny fanontaniako.

Ny image ato an-tsaiko raha vao mieritreritra an'Andriamanitra aho, dia izao (ezahiko soratana ilay sary ao an-tsaiko):
Io izy hitako mipetraka eo ambony seza fiandrianana, mamelatra ny sandriny toa vonona hamihina izay manatona azy. Dia hitako izy toa mitsikitsiky... fa izy indray aloha tsy misy volom-bava an... Ny akanjony manga tanora, dia misy mena kely ny sisiny.

Ohatran'ny mirediredy aho izany.... Nefa izay sary izay foana no hitako raha vao mieritreritra Azy aho.

Mba afaka milazalaza ve ianareo hoe ohatran'ny inona no sary ao an-tsainareo raha mieritreritra Azy?
5. Fiffi ( 28/06/2007 21:07)
zah njay aloha de mitovitovy am ny an'marozevo hiany....
"marozevo":
Io izy hitako mipetraka eo ambony seza fiandrianana, mamelatra ny sandriny toa vonona hamihina izay manatona azy.
saingy ny imagination-ko de tsy de hitako ny endriny...nefa ohatran'Jesoa zany fa lava be izy na de mipetraka aza !
manao akanjo fotsy be izy....(toge) lava be koh....ny endriny mitsiky hiany no hitako sinon misy zavona be fotsy be.....
6. xxx ( 28/06/2007 21:08)
fa manin no be volombava foana e! Dia lasa ilay sary hita eny antsena ireny!
tsy mbola nisy nahita fa aza dia mirediredy be loatra ry marozevo an! Izany mahita dia mety ho jamba fa aza dia manonofy eo e!
7. cutie ( 28/06/2007 21:11)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 28-06-2007 23:08:07
Lohateny : Re : Images et imaginations
fa manin no be volombava foana e! Dia lasa ilay sary hita eny antsena ireny!
tsy mbola nisy nahita fa aza dia mirediredy be loatra ry marozevo an! Izany mahita dia mety ho jamba fa aza dia manonofy eo e!

:-D:-D:-D:-D:-D
8. cutie ( 28/06/2007 21:13)
Mba afaka milazalaza ve ianareo hoe ohatran'ny inona no sary ao an-tsainareo raha mieritreritra Azy?

Tsy mety ny eritreritro we mieritreritra Azy:-D
satria Izy tsy hita maso. Tsy mety misy sary zany ato an-tsaiko e :lol:
9. marozevo ( 28/06/2007 21:14)
Koo efa hoe tsy misy volom-bava fa nareo koa !...

Efa nolazaiko mihitsy anie fa mbola tsy nisy nahita eh... Raha efa hitako izy dia tsy misy imagination intsony.

Ohatra, i Hery izao efa hitako indray mandeha, sady hita ato rahateo ny sariny, dia tsy mety hisy imagination. Fa i xxx izao ananako imagination koa... Ny hitako amin'i xxx izao, ohatra, dia mihomehy kely foana isaky ny avy manoratra eto.

Mirediredy tokoa i marozevo, fa ilay sary tsy mety afaka marina eh...
10. cutie ( 28/06/2007 21:19)
raha ohtra njay we alaian an-tsary araky ny zava-miseho hita sy iainana sy andalovana aza de in njay no ao an-tsain'i marozevo :-D:lol:
11. cutie ( 28/06/2007 21:22)
Efa nolazaiko mihitsy anie fa mbola tsy nisy nahita eh... Raha efa hitako izy dia tsy misy imagination intsony

satria manko izy tsy natao ho hita e :-D
12. marozevo ( 28/06/2007 21:22)
Azon'i Fiffi azavaina kokoa ve io fanontaniana io fa sarotra raisina be... sarotra amiko fa tsy amin'ny rehetra an.:oops::oops:
13. cutie ( 28/06/2007 21:29)
i fiffi sa za no anontanian'i marozevo :-D
14. Fiffi ( 28/06/2007 21:31)
xxx:

fa manin no be volombava foana e! Dia lasa ilay sary hita eny antsena ireny!
tsy mbola nisy nahita fa aza dia mirediredy be loatra ry marozevo an! Izany mahita dia mety ho jamba fa aza dia manonofy eo e!
xxx kosa eh ! sady efa milaza marozevo hoe "tsy misy volombava" anié an !

xxx ve mba manana imagination hoe ohatran'zao no mba imaginéko an'i ....Fiffi , cutie , marozevo sns....na ohatra hoe mba manana imagination am cadô mbola mifono tsy azo sokafana fa imaginenao fotsiny le ao anatiny......

zah zao mi-imaginer an'i xxx hoe: i xxx zao de mitsiky kely mamaky an'ity nolazaiko ity....:)


15. marozevo ( 28/06/2007 21:31)
Cutie kay fa azafady eh... Mitovitovy manko ny sarinareo roa ato an-tsaiko ato, dia mifangaro indraindray.... tsy voalohany io fifangaroana io.
16. Fiffi ( 28/06/2007 21:36)
marozevo: :-D:-D:-D:-D
17. cutie ( 28/06/2007 21:37)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 28-06-2007 23:31:46
Lohateny : Re : Images et imaginations
Cutie kay fa azafady eh... Mitovitovy manko ny sarinareo roa ato an-tsaiko ato, dia mifangaro indraindray.... tsy voalohany io fifangaroana io.

Za kosa alou aza afangaroana @ fiffi mitsy a :-w:-w:-w:-w:-w
Mpandefa : cutie [ Valio ] 28-06-2007 23:19:17
Lohateny : Re : Images et imaginations
raha ohtra njay we alaian an-tsary araky ny zava-miseho hita sy iainana sy andalovana aza de in njay no ao an-tsain'i marozevo

ohtra fotsiny : eto @forum serasera marozevo zao , de in ny sary tonga ao antsan'i marozevo refa mieritreritra an'Atra :lol:

Ny ahy zao ohtra refa mandehandeha any an'ala :-D na toerana mangingina misy rano reny , de mahatsiaro misy peace sy freedom za, de ny sary tonga ato an-tsaiko raha ampitahaiko @ Atra de sarina vorona le fotsifotsy reny :-D mariky ny peace sy freedom amiko.
18. Fiffi ( 28/06/2007 21:37)
cutie:

i fiffi sa za no anontanian'i marozevo :-D
zah aza saika hanoratra hanontany hoe "inn le fanontaniana fa tsy azoko" ? :-D:-D


19. marozevo ( 28/06/2007 21:37)
Tena mampihomehy be ve izany ?
Mba valio moa ra-olona ah !

Asa na voamarikao fa matetika aho no mampifangaro an'i cutie sy i Fiffi ?
20. cutie ( 28/06/2007 21:39)
marozevo efa novaliako :lol:e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1781