Tokony haka hevitra @ mpanohatra ve ny Mpitondra sa ahoana?
1. Jeankely
(
22/06/2007 02:50)
Ny hevitra rehetra miposaka dia azo avadika ho olana ary azo hitarina daholo na inona na inona fanapahakevitra raisina. Koa tsy hampihomehy ve raha isaky ny hanapakevitra ny Mpitondra dia hiantso ny Mpanohatra sao tsy tiany ny zavatra haroso. Tsy manana ny mahaizy azy ny Mpitondra sahala izany. Tsy ny ataon'ny Mpanohatra no arahina fa ny fanapahankevitry ny fanjakana. Mampiomehy fa ny Mpanohatra tia andray anjara amin'ny "Projet"-ny fanjakana izay manaraka ny tanjon'ny fanjakana. Fa inona ity ry manampahaizana isany e?
novalian'i kanota ny 07/07/2007 04:55
2. kally
(
22/06/2007 07:58)
Ny hevitry ny maro mahataka-davitra.
Ny fiainana rehetra fa tsy ny hevitra ihany dia misy lafy tsarany sy lay ratsiny daholo.
Ny filàna ny hevitry ny hafa na mpanohitra izy na tsia rehefa mitondra fanavaozana sy fivoarana dia ilaina.
Ny fanapahan-kevitra eo anivon'ny fanjakana dia tsy afaka ny hanome fahafam-po ny 100% n'ny mponina na oviana na oviana fa dia atao toy ny tery omby ririnina,tsinjovina ny zanany, jerena ny reniny dia mba maka tombony koa ny mpiompy.Izay ilay atao hoe "fandinihina".:wink:

3. Jeankely
(
22/06/2007 08:50)
Ka atao ahoana ary ? Asiana fitsapana hevibahoaka isaky ny zavatra atao sa hantsoina ianao araka ny fahaizanao sa atao ahoana ary no ahazoana azy?
4. kally
(
22/06/2007 12:31)
Arakaraky ny zavatra ho dinihinao hoe mikasika ny inona? Mikasika ny fitaterana sa ny karamann'y mpiasa? sa ny fahasalamana? sa ny fiffamoivoizana ankapobeny.
Dia miezaka ianao mampiantso ny andaniny sy ny ankilany amin'ireo olona na sehatra voakasika, na izany aza.
Dia miezaka ianao mampiantso ny andaniny sy ny ankilany amin'ireo olona na sehatra voakasika, na izany aza.
5. vetsoko
(
22/06/2007 13:56)
KOBOKO HOE taraiky be i jeankely ,@ firenena mandroso rehetra eto europe dia maka hevitra @ opposition daholo ny au pouvoir ary maka minisitra mihintsy aza:2 @ minisitry sarkozy dia opposant sady ministère clés en plus,misy ny atao hoe Chambres des lords fantomes ao @ fitondrana Britanique ny candidats tsy lany rehetra t@ oppositions no ao anatiny (karazana députés sy sénateurs io)ary consultern'ny VRAI CHAMBRES DE LORDS IO chambre fantomes io @ décisions maro SATRIA ZAO NO TADIDIO MI-REPRESENTER VAHOAKA AMAN'ALINY(opinions,voix,vato) IREO olona TSY LANY IREO
MBA AHAZOANAO AZY TSARA DIA IZAO/
Lany t@ salan'isa 52% i sarkozy ary i ségolene tsy lany dia nahazo 47% ,le OLONA 47% RY AKAMA DIA AMAN'ALINY TSY NIFIDY AN'I SARKOZY,MANANA HEVITRA DONC MILA REPR2SENT2S ARY MILA HENOINA

7. Jeankely
(
23/06/2007 02:42)
Izaho manaiky venance fa ny hamandrika anareo hanatona ny zava-misy no tiako hatao. Inona ny zavatra hoe nanonofy tao ampandriana ny "President" dia niantso telephone ny tompon'andraikitra ary ny maraina nivoaka ny fanapaha-kevitra? Mba lazao izay rehetra nofiny izany? Misy hatrany ny ady hevitra amin'ny zavatra rehetra ary eto ianareo aza matetika milaza fa zavatra na Projet efa ela tamin'ny andron'ny havanareo io tanterahan'ny mpitondra io. Mazava fa nandalo ady hevitra maro. Impiry no antsoina ny mpanohitra fa tsy miavy fa miandry ny atao ho Ministra no tiany atao angamba. Ka aiza amin'izany no ilazanao fa ny fahantran'ny daholobe no tsinjovinao fa tsy ny tombontsoanao. Ianareo miandry ho lelafina koa andraso eo izay hilelaka ny vod..nao.
8. Jeankely
(
23/06/2007 07:06)
Ny resaka Sarko dia tsy hainay ary tsy hidiranay fa anareo. Tsy mbola niditra amin'ny resaka Sarko aho hatramin'izay satria ny fireneko no fantatro. Anisany tena tsy nampandroso an'i Madagasikara io firesahana lava ny ataon'ny Frantsay io. Fa angaha moa ry manampahaizana mitovy amin'ny fihetsiky ny OPPOSITION any Pararantsa sy Europe ny fihetsika sy zava-bita na ataon'ny Opposition donto Malagasy. Ny zavatra avy nataony tsy namokatra nefa izy samy miseho fo favy be daholo. Fa naninona no tsy navela tafatsofoka ao amin'izany "Pays Pauvre Tres endettés" izany io Madagasikara io raha nahay ry zalahy? Ary iza no nilaza aminareo fa tsy manana toerana ny tariky ny Mpanohatra saingy rehefa mahazo toerana ao izy dia lazaina fa lasa mpisolelaka na tsy akama intsony. Ministra malaza teo aloha lasa Ambassadeur ary tsy iray io. Koa tanisao fa be ny toerana misy solotenany. Ary izany aza araka ny fihevitray no mahatonga mifandrirotra ity satria tsy mitovy amin'ny fampandrosoana resahan'ny any andafinao ny resahan'ny Mpanohatra Malagasy fa fampiresahana vahoaka.
9. kally
(
23/06/2007 09:47)
Jeankely:
Izaho manaiky venance fa ny hamandrika anareo hanatona ny zava-misy no tiako hatao. Inona ny zavatra hoe nanonofy tao ampandriana ny "President" dia niantso telephone ny tompon'andraikitra ary ny maraina nivoaka ny fanapaha-kevitra? Mba lazao izay rehetra nofiny izany? Misy hatrany ny ady hevitra amin'ny zavatra rehetra ary eto ianareo aza matetika milaza fa zavatra na Projet efa ela tamin'ny andron'ny havanareo io tanterahan'ny mpitondra io. Mazava fa nandalo ady hevitra maro. Impiry no antsoina ny mpanohitra fa tsy miavy fa miandry ny atao ho Ministra no tiany atao angamba. Ka aiza amin'izany no ilazanao fa ny fahantran'ny daholobe no tsinjovinao fa tsy ny tombontsoanao. Ianareo miandry ho lelafina koa andraso eo izay hilelaka ny vod..nao.
Iza ity ianareo lazainao ry jeankely?
Tsy mba misy adihevitra madio angaha fa fifanasàna vangy sy fifanebatebana foana?
10. vetsoko
(
23/06/2007 13:30)
za anie hoa ry akama tsy arema taloha e,sady nirevy an-dra8 koa taloha ,tratran'ilay illusion hoatran'le mahazo anao io,saingy tsy taraiky tao za fa tsy alehany leiry ts'inona koa,nareo mbola fanatique be ihany nefa efa MAHANTRA BE le tanana,sa aleo AHANTRA TSARA?
11. Zazala
(
23/06/2007 21:48)
http://www.madagasikara-soa.com/tribunes.php?ID=27
http://www.madagasikara-soa.com/chroniques.php?ID=35
http://www.madagasikara-soa.com/chroniques.php?ID=35
12. Jeankely
(
24/06/2007 02:17)
Izaho tsy miaro fa rehefa manao ny tsy mety midoboka saingy io resaka ato io matetika miverina amin'ny mpanohatra ihany. Milaza ilay Mr.Solo fa tsy mpanao politika ary misaotra azy tokoa amin'ilay hevitra hoe mety ny tarika ambadiky ny mpitondra no nanao ny fandorana. Io izany no efa lesona hain'i Mr.Solo ary mitombona fa mety tsy nanjera tetezana ary tsy nanao barage ny tariky ny fitondrana tamin'ny fitaonandrony fa ny tarikin'ny Herivelona no nanjera sy nanao ny rehetra mba ahazoana ny sain'ny vahoaka hanjerana ny fitondrana. Amin'izao dia nifanatona (hita tamin'ny gazety) ny Presidents roa teo aloha izay midika fa vita ny "Grand Dossier", ny 10 Aout sy ny sisa fa hitady Mpanohitra mitambatra. Izay izany no leson'ny Malagasy ry havana fa dia na ny tompon'ny seza no mandoro na ny mitady seza. Koa asakasaky ny vahoaka mbola manaiky ataon'ny sasany fitaovana hakana seza satria samy maloto izany no miresaka araka ny filazany.
13. vetsoko
(
24/06/2007 22:33)
Ho an'i jeankely ity resaka alefako ity
Betsaka ny zavatra tsy arak'ise t@ tantaran'ny politika n'i Madagasikara,mijery ny fomba famalin'ise za dia tsapako izany,Lava be nefa raha hazavaina @ ise izany rehetra izany fa izao:ohatra fotsiny hoe misy tantara sy zava-nisy(faits),sy révélation maro ary analyse ao anatin'nny voalazan'i Monsieur SOLO io fa tsy nahasarika an'ise sy tsy tsikaritr'ise akory na tout simplement hoe EFA FANATIQUE BE ise
Fa zao ,hazavaiko @ fomba tsotra sy hafa le izy:
@ i politique dia betsaka ny zavatra DITS (izany hoe voalaza,nambara,naseho),io zavatra DITES ireo dia résultats sy conclusion'ny zava-nisy sy ny faits,ary indrindra indrindra dia IZAY TIANA HAMPITAINA SY TIANA HO FANTATRA SY TIANA AHELY ARY NY TIANA HINOANA; na ireo alefa @ mass media na @ zavatra hafa(affichage,discours,pub,...ets....),dia mandray ny opinions avy eo(ny vahoaka izany),dia miheno ny opinions avy eo,dia mi-réagir ny opinions avy eo,namarina io na tsy marina
IZAO ANEFA NO TENA NGEZA BE,dia ireo NON DITS(izay tsy nolazaina),ao ny CAUSES REHETRA,ny MARINA REHETRA
Donc rehefa politika no resahina dia aza faly miheno fotsiny dia mi-réagir avy hatrany avy eo,fa SAINO ALOHA LE NON -DITS,inona ny objectifs @ ireo izay DITS????
DIA TOY IZANY DAHOLO NY TANTARA POLITIKA REHETRA:Feno zavatra tsy lazaina
Ohatra:nipoaka ny WORLD TRADE CENTER dia IRAK NO NATTACKEN'NY AMERICAIN,BIZARE!!??TSIA TSY BIZARE FA misy antony ao
Dia ohatr'izany ihany koa ny politika ao MADAGASIKARA ,betsaka no nolazaina t@ vahoaka,sy naseho azy dia izay no ninoany,SAINGY betsaka lavitra no TSY NOLAZAINA :ratsimandrava,1972,assassinat isan-karazany,29 marss 1947,10 AOUT,situation 2002:grevy sy ny barrage isan-karazany,dakar 1 sy dakar 2,....rova may,....tsenan'anosibe may...,francisque ravony maty,....,ny 1er tour t@fifidianana 2002,amphithéatre fianarantsoa nisy nandoro.BETSAKA NY NON-DITS t@ ireo ry akama

14. Jeankely
(
25/06/2007 03:08)
Ka na donc donc na inona ry "vetsoko" amiko izay tsy fanatique araka ny fahitanao azy dia samy olona ratsy izany ny mpanao politika Malagasy mifanesy raha ny fanazavanao no arahina. izahay tsy manampahaizana avolenta sahalanareo Ra-donc donc a=))
Ny fantatray dia samy tia haka seza no miresaka ary izahay vahoaka atao fitaovana avezivezy etsy sy aroa avy eo ny fahantranay no tanisaina. Ny zavatra tsy fantantrao angamba Ra-donc donc dia na mpitondra na mpanohatra tsy misy sira amin'ny vahoaka na vizana sy mahantra aza izy. Ary izaho manokana dia manoro ny vahoaka fa tsy tokony hanaiky hatao fitaovana habe ny kibon'ny sasany fotsiny. Izay zavatra rehetra avoakan'izay mpitondra na hitondra eo dia ny tsikera no tonga aloha satria izany no fampianarana azo avy amin'ireto mpanao politika maloto ireto.

15. vetsoko
(
25/06/2007 11:03)
KA mba mandiniha tsara aza @ manaraka e!
Fa rariny koa aloha le tsikera rehetra @izao fa MIHA-MAHANTRA ANIE HOA isika e!aza odian'ialahy fanina io fa io no résultats,fanatro fa tsy important @ise io fa fanohanana anjambany no asan'ise eto
Fa rariny koa aloha le tsikera rehetra @izao fa MIHA-MAHANTRA ANIE HOA isika e!aza odian'ialahy fanina io fa io no résultats,fanatro fa tsy important @ise io fa fanohanana anjambany no asan'ise eto
16. Kota
(
25/06/2007 22:51)
vetsoko:
KA mba mandiniha tsara aza @ manaraka e!
Fa rariny koa aloha le tsikera rehetra @izao fa MIHA-MAHANTRA ANIE HOA isika e!aza odian'ialahy fanina io fa io no résultats,fanatro fa tsy important @ise io fa fanohanana anjambany no asan'ise eto
Fa ilay mpanohitra koa anie toa mandany andro amin'ny tsikera e ! raha miverina amin'ny fanontaniana voalohany dia hoy aho hoe : tsy ilaina ny maka hevitra amin'ny mpanohitra, FA, ilaina ny mpanohitra hanao mety kokoa izay tsikerainy. Tsy izay ny zava-misy fa ireo efa nampahantra no mbola mitsikera fotsiny ireo izay miezaka ny manarina ! tsy vitan'ny 5 na 10 taona ny fanarenana fa mora ny miteny !amiko aloha rehefa tsy hanao zavatra na hanao metimety kokoa dia mangina fa tsy be tsikera. Mpanohitra mbola tsy teo amin'ny fitondràna angaha ka mba henoina ! Odianao fanina koa ve fa resaka ambony latabatra no betsaka ataon'ny mpanohitra malagasy ?
17. Jeankely
(
26/06/2007 02:09)
Okay "KOTA"! I like it much. Raha misy mpanohitra mbola tsy fantara mitranga eo mety voakoty ihany ny pokona fa raha itony iraky ny Mpanao politika nandrendrika an'i Madagasika itony dia hitsohay fa loza be. Olona avy nitondra tsy nahavita ve no haroso tsy loza. Ao andamosin'i "tezitra, Bazylou, Vetsoko" dia ireo Mpanohitra sady efa ampy taona no nitondra an'i Madagasikara tany amin'ny IPPTE nefa avy eo izy indray no be resaka.donc donc donc tsy manaraka ny vahoaka donc donc donc=))=))=))
18. vetsoko
(
26/06/2007 13:44)
ARY INGAHY HOA RY JEANKELY dia tsy mahatsiaro n'inon'inona mihintsy,efa hoe tsy arema za na mpitondra teo aloha,tao @io tohananao ankhitriny io ary za,saingy tsy izy io hoa,ho anay efa nahita aloha izany e!dia milaza izahay sy mitsikera,ary ny tsikera nalefako rehetra tany aloha tany dia nisy zavatra sy lesona azo raisina be dia be politiquement et économiquement parlant saingy raha tsy hitanareo moa le izy dia tsy omena tsiny nareo satria efa mihajamba hatrany.
Toro-hevitr ny ahy:rehefa manohana ianareo @ manaraka dia alefaso any @ resaka politika sy ekonomika dia démontreo tsara hoa iao no natao dia izao no stratégieny sy ny plan dia hoatr'izao le résultats,na koa manazava ny anton'ny nahatonga zavatra iray fait na décision politique sady eto @ rubrique politique koa anie isika e! fa tsy any @ rubrique tetsy sy teroa na rubrique fihentsehampo isan-karazany...araky no tokony ho izy e!

19. lamie
(
26/06/2007 14:44)
miala tsiny fa tsy miha-mahantra ny malagasy;misy ireo izay mampahantra ny tenany,ny tena mahantra,ary misy ireo zay mety hahantra ato ato nohon'ny tsy fahaizana mitantana ny fananany.Ohatra:ny mpivarotra menaka:mividy any @ magro:14.000fmg,menaka cacheté,amidy 20.000fmg vao mivoaka ny magro,misy aza mivarotra 28.000fmg satria ho avy ny fety.Dia lazaina fa misy ny pénurie,satria tsy takatry ny vahoaka ny vidiny, aleon'ny olona manempo lara,lazaina fa an'i ra8 ny hotely manja hantsangana, projet hanondrotana ny tourisme napetraky ny banque mondiale sy fmi io,satria ve handroso madagasikara raha tafita daholo ny projets dia foronina daholo ty tsanga aman'orana rehetra ty?manodiava an'izay tsy tia fandrosoana!
20. Jeankely
(
27/06/2007 02:37)
Izahay tsy mianatra amin'ialahy ry lay-"vetsoko" ty a. Raha niala avy ao ialahy izahay vahoaka tsotra fa tsy mbola tao ary tsy mpikambana politika nivadibadika tetsy sy teroa sahalan'ialahy. "Economically, Politically" tsy mianatra amin'ialahy izahay. Asa azon'ialahy izany ve??? Tsy misy inoninona vitan'ialahy nefa ny resaka no betsaka. Izay manao sy miasa no miaraka aminay leitia.