Tokony haka hevitra @ mpanohatra ve ny Mpitondra sa ahoana?

21. lamie ( 27/06/2007 06:18)
ny tena mampalahelo sy makiriko dia ny tanjon'ny mpanohitra dia ny handrava izay mitsangana;zany ve fiheverana hampandroso inona?milaza ho nianatra nefa reo?dia nahavita naka anatra sy hevitra tany @ ratsiraka!:-D:-D:evil::evil:tsy mataho-tody an!zany ve no hitondra firenena?aleo milevim-belona re'olona e!inona no hevitra mety azo @ mpanohitra?FANONGANANA,FANDRAVANA,FISAVOROVOROANA!mitandrema isika fa tsy milamina reo "mpanohitra" reo!
22. Jeankely ( 27/06/2007 06:30)
Izany koa ny tonga saina akama fa mbola ao. Tsy misy olona mitady ny ahantra izany eto antany tompoko na farany izay venance araky ny filazandry zalahy aza. Saingy ny fitanisanao ny patalohako rovitra ve midika fa hanome asa na hanome ahy ianao? Miasa aho ary mitady izay hanaovako pataloha fa tsy hipalapala eny=)) koa atao inona Mpanohatra diska goaka.
23. vetsoko ( 27/06/2007 13:22)

=))=))ary romotra be izy mitsam a!ry lamie moa dia milaza fa tsy miha-mahantra isika dia niampy iray inray ny jamba sy fanatika na sa koa mety hoe samy manana y mahantra aminy angamba,i jeankely hoa aza marary fo fa politika anie ity e!aza atao @ fo DAHOLO fa atao @ saina surtout raha tsy izany dia hoatr'izao foana nareo,efa hoe misy rubrique hafa mety tsara @ io fomba firesak'ise io fa za tsy hanoro=))=))
24. lamie ( 27/06/2007 15:07)
miala tsiny fa tsy romotra aho fa "réaliste",ny filazàna ny zava-misy tsy midika fanatisma,jereo aloha ny dikan'io teny io e!tsy mpanao politika koa moa ianareo ka sarotra be ny manazava tranga !ary ny tohanako ry zareo dia ny Tanindrazako,miaro mandrakizay ny maha Malagasy ahy aho na mahantra aza Madagasikara araky ny fijerinareo azy!
25. vetsoko ( 27/06/2007 15:17)
ha,ha ,ha ok e! tsy maninona raha tsy mpanao politika no fiheveran'ise ahy ,fa izao no hevitro e:
Mahantra i Madagasikara ary malheureusement miha -mahantra,vérité sady réalité flagrante io ka dia teneniko,Rehefa mahantra ny firenena na miha-mahantra dia responsable voalohany ny MPITONDRA izay taritin\'ny filoha(pouvoir éxécutif),izay vao responsable ny hafa izay tian-tsika ho tanisainy DONC ilaina ny compétencen\'ny mpitondra mba TSY HAMPAHANTRA NY FIRENENA,NA mba HIALANA @ FAHANTRANA
,mino za fa miray hevitra amiko nareo @ izay donc aza atao mamparary izany ho an\'ny mpanohana ny fitondrana fa vérité générale.
Ny rapport mondial nataon\'ny PNUD 2005 dia niha -nahantra i dago ary vao maika very toerana 3 ao anatin\'ny classement mondial,efa mi-frol ny rambony ny misy antsika ry zareo,ary accéléré le izy depuis 5 ans,izany hoe nandritra ny 5 taona nitondran\'i ra8,tsy nisy mpitondra hafa teo fa ra8
Donc on se trouve actuellement devant un résultat très très désolant,et c\'est encore une vérité mes amis.
Ny adi-hevitry ny sasany any @ titrehafa any dia miresaka uniforme ny chauffeur sy ny zava-bita isan-karazany ,fa zao anefa ny réalité:
ny zava-bita rehetra nataon\'ny filoha ny ANKAMAROANY ankoatran\'ny lalana dia ,jardins publique,revêtement des sols,mésures ho an\'i chauffeurs...ireo voatanisa ko ireo dia tsy mésures hanala antsika @ fahantrana,tsy solution adaptées @ misères sociale isan\'andro ary miha -grave hatrany,izany hoe économiquement tsy ireo no solution ary tsy ireo no URGENT ,tsy mampisy décolage économique akory ireoOR ny situation misy ny firenen-tsika anefa critiques,IRETO NO URGENT any an-tanana ry zalahy @ izao fotoana izao: ny vary hoanina isan\'andro ,ny PPN(menaka,charbon,labozia,afokasika...),ny trano,ny asa,ny RANO(AEP:accés à l\'eau potable,or c\'est payant),ny frais (lafo be dia lasa mitarika pblme maro),ny énergie:charbon,carburant,gaz,petrole...ny jiro (jirama)ny qualitén\'ny éducation scolaire fa tsy hoe misy fotsiny...
AVY TANY ZA DIA ZAO NO ZAVATR TSAPAKO:tsy ampy sakafo ny gasy,tsy misy asa ny gasy vokany tsy salama ny gasy,tsy afaka mi-produir ny gasy fa ctivité de subsistance daholo no atao\'ny vahoaka par conséquent TSY MISY NA AMBANY DIA AMBANY NY PNB/HABITANT
lasa LUXE daholo @i gasy ireo voatanisako eo aloha IREO KANEFA DIA MINIMUM @ QUOTIDIEN
ny 1l @ menaka izay vokarina ao an-tanana ,andrahoana sakafo dia 2 FOIS plus chère (25 000 fmg)nohon\'ny 1 L NY CARBURANT,TSY MISY EXPLICATION HAFA OMENA @ IZANY ECONOMIQUEMENT PARLANT FA INGERANCE ET INCOMPETANCE flagrant et irresponsable ary indindra indrindra tsy misy fitiavan-tanindrazana
26. tsoraka ( 28/06/2007 02:23)
Raha ny fijeriko vao tonga dia marina fa mpanao politika ianao ry vetsoko ary karazan'ilay mpitaingina soavaly irony. Mivadibadika antoko etsy sy aroa ka ny tanana ilany mbola mahatsiaro ny fahiny ary ny tanana ilany milaza tia hivoatra. Ny resaka tsy fahaizana mitondra dia tsy nianatra fitondrana izaho manoratra ka tsy afaka ny hiresaka betsaka saingy ny hany raisiko dia ny tenin'ny namana iray hoe na inona na inona fanapahakevitra raisina dia misy azo hitsikerana an'iny daholo. Ary ny ataon'ny mpanohitra dia miasa amin'io resaka fitsikerana io. Tsy misondrotra ny laharan'i Madagasikara satria ny firenena hafa mihazakazaka ary na misy aza ny mahantra fadiranovana dia mivoatra be amin'ny sehatra maro. Ny fanapotehana sahala ny ataon'ny mpandrisika Malagasy dia tsy hita firy. Stabilité politika ngezabe any amin'ireny Firenena hafa ireny. Ny ataon'ny mpanohatra ahoana?
27. lamie ( 28/06/2007 17:38)
mba aona moa ny fijerin'ireo "investisseurs" antsika ? ny banque mondiale? ny fmi? dia mampandositra hoy izy ireo ny ataon'ny mpanohitra te hitondra!mitsoaka ry zalahy mahita izao !
28. vetsoko ( 28/06/2007 23:39)
ary lisany hoa dia anisan'le mihevitra hoe tsy ilaina ny opposition dia tsy ilaina ny critique,dia hamaly zao lisany hoe ilaina fa tokony hampandroso sy ny ets...,kanefa le firesak'lisany dia olona tsy mahatanty débat daholo,tapaka lalandra raha mafana ny adi-hevitra,dia lazain'ialahy isany fa mahatonga instabilité ny critique?????!!!!marina fa efa tsy misy adi-hevitra intsony eny @ assemblé nationale fa mi-pasy daholo ze alefa eny (logique zao zany @ lisany angamba),tsy misy équilibre de pouvoir intsony,tsy misy débat dia tsy azo kianina ny éxécutif dia lasa manao izay tiany e!
29. ranitse ( 29/06/2007 02:08)
Critique, critique razoky mandany andro ooo. Demokrasia sy fahafahana miteny lasa misavoana sy mitarika tsy hanao raha. Aza dia ampitovizina any amin'ny tany efa mandrosobe ny toe-tsaina entina mitondra ny tany mbola tratra aoriana. Ianareo mahay be ka maharaka ny fahaizanareo ve ny ataon'ny Mpanohitra na ny toetran'ny vahoaka?
30. vetsoko ( 29/06/2007 14:16)
aleo ihany isika tsy mandroso ve izany sao dia mitovy @ any @ tany mandroso eo dia tsy mahantra tsony ????!!!!!!!
za niheritreritra hoe tokony ho hianaran-tsika le izy mba hampandroso hay lisany kay tsy daccords ,AZAFADY E
31. Baovola2 ( 29/06/2007 15:21)
I Ratsiraka sy Zafy moa zany zao mpanohitra sa inona ??? mampihomehy ny mpanao pôlitika rey olona, nihaona tany Paris indray mantsy rizareo hono hoe ...:lol::roll::) hitako eto hoe iza no "ennemi commun" @zao :°)
32. kally ( 29/06/2007 16:06)
Mibaribary ny fitiavana-tsezan'ny sasany, fitiavan-tanindrazana izany tsy misy fa dia hoe "raha ho ngazana ihany ny tany avelao aho aloha mba hameno paosy" : hatramin'izao aloha dia io no tena mibaribary sy hita be? Iza no mba afaka hampirimpirina an'io o?:-D:-D
Ny vahoaka tsy hitany intsony izay lalan-kaleha fa jamba sy sahiran'ny fahantrana:cry:

Dia ifandroitana sy ifampisintoman-dry zalahy tia seza ohatry ny taksi borosy eny Anosibe hoe aty izao ny mandeha fa io iray io mbola ho ela be vao ho feno e! aty izao ny mandeha e!
33. vetsoko ( 29/06/2007 22:22)
tena niova tampoka ny sujet k'le
34. rahiratra ( 30/06/2007 02:02)
Avy resy nasian'ny Deba tamin'ny "Rova may" izy ary voan'ny "Ampaisomanta" hany ka nandohalika tany amin'ny Madagasikara tsy mandohalika ary nilaza hoe foanana ny "Grands dossiers' ary hanohitra mafy isiaka ry rahalahy Amiraly. Izany no tokony hevitra halaina amin'ny Mpanohitra ka asa fandrosoana ary hevitry ny tany mandroso ve ireo Mpanohatra Vizana ireo ry "vetsoko"?
35. vetsoko ( 30/06/2007 22:32)
fa iza no milaza @ise hoe miray hevitra @ i amiraly za na miray hevitra @ zafy????????za afaka mitondra ny critiqueko samirery,fa efa hoe ny marge de manoeuvren'ialahy isany tery dia tery dia manao an'ilay fisainana hoe rehefa tsy ra8 dia ratsiraka na i zafy.....
le hoe modele de democratie misy any @ tany mandroso ka tokony hianarana no koziko ery ambony ery fa tsy io kozinao io ,azafady rahiratra a!
36. rahiratra ( 01/07/2007 02:39)
Na tery dia tery sahala ny lohan'ialahy io na malalaka tsy ny TIM niala no miseho milay raha hanova izahay. Fa tsy nisy saina angaha ialahy no nanao TIM vao niala no lazain'ialahy fanatique ny olona tsy tia hiverin-dalana? Miseho manasa atidoha nefa tsy izy. Vetsovetson'adala???
37. Kota ( 02/07/2007 16:45)
vetsoko:

fa iza no milaza @ise hoe miray hevitra @ i amiraly za na miray hevitra @ zafy????????za afaka mitondra ny critiqueko samirery,fa efa hoe ny marge de manoeuvren'ialahy isany tery dia tery dia manao an'ilay fisainana hoe rehefa tsy ra8 dia ratsiraka na i zafy.....
le hoe modele de democratie misy any @ tany mandroso ka tokony hianarana no koziko ery ambony ery fa tsy io kozinao io ,azafady rahiratra a!


Ka ilay mpanohitra mihitsy aloha no tokony hianatra mba ho mpanohitra crédible na iza modely tiany halaina ! raha atao hoe tsy ratsirakisitra, tsy zafistra ianao...fa masahia aza miteny hoe iza no tena mpanohitra tohananao. Azo atao hoe mpanohitra aby ireo niara-nioko nandritry ny fifidianana dia mba lazao ny hevitra tsara entinao. Na vaovao tsy maninona fa efa heno ny tsikeranao fa hevitra tsara indray aseho aloha!
Ianao anie milaza fa miha-mahantra ny gasy ka tsy mahagaga raha ataon'ny olona mpiaraka amin'ny teo aloha ianao e ! zany ny filozofiany ! efa nahantra ny gasy fa zao vao afaka miteniteny daholo ! lazaivo fa ampy sakafo ny gasy taloha sns...!!! mahita idée géniale hanarenana an'i Madagasikara anaty 2/5 taona ve ianao ? raha mahita ianao mino aho fa alain-dRavalo ministra ianao fa tsy ho ataony mpanohitra akory ! raha tsy alainy moa dia efa hanaraka anao ny vahoaka ! izay ny fahitako ilay modelin'ny tany mandroso tinao ianarana !
38. Jeankely ( 03/07/2007 02:16)
Mazava be ry "Kota" fa dia misaotra anao. Tsy misy vahoaka hifidy ny fahantrana izany na aiza na aiza. Raha miseho araka ny tena izy ianao dia tsy tavela eo izay voalaza tsy mahavoa. Misehoa ary milaza raha vaovao fa manaraka anao ny resy raha ahavotra azy ianao. Ny vavabe kosa tsy mampiakatra ny hery hiadivana amin'ny fiainana.
39. vetsoko ( 03/07/2007 13:58)
hoy i kota:"lazaivo fa ampy sakafo ny gasy taloha sns...!!! ",tsy nilaza an'io za fa aza manao ohatran-dry jeankely
f'angaha tsy maintsy misy mpanohitra tohanana ,sa izay ny condition rehefa mifanakalo hevitra aminareo???§
ialako tsiny raha ni-déranger anareo ny point de vue personnelko sy ny analyseko.
Efa betsaka ny hevitra tsara nalefako tany aloha tany fa eh eh eh,anontanio an-dry jeankely anie e!
dia hoy ihany i kota:
"mahita idée géniale hanarenana an'i Madagasikara anaty 2/5 taona ve ianao ? raha mahita ianao mino aho fa alain-dRavalo ministra ianao fa tsy ho ataony mpanohitra akory ! ",f'angaha ianao mihevitra fa ohatr'izany ra8???????????
40. Kota ( 03/07/2007 18:47)
vetsoko:


dia hoy ihany i kota:
"mahita idée géniale hanarenana an'i Madagasikara anaty 2/5 taona ve ianao ? raha mahita ianao mino aho fa alain-dRavalo ministra ianao fa tsy ho ataony mpanohitra akory ! ",f'angaha ianao mihevitra fa ohatr'izany ra8???????????


an an an ! tsy izany Ra8 justement fa manao izay azony atao izy fa tonga dia tsenaina tsikera foana fa tsy misy fanohanana! tsy manana idée géniale hanarenana an'i Madagasikara ao antin'ny 2 na 5 taona izy fa ny olona no mi exiger aminy hahavita izany ! tsy izay ve no dradradrain'ny mpanohitra ?
Afaka tsy manohana mpanohitra efa misy ianao kah ! fa ilay hevitra mahomby nohon'ny an'ny fitondrana amin'izao fotoana no andrasako fa angamba efa nisy tany araka ny lazainao fa tsy dia mandalo matetika eto aho izany e !
fa amiko aloha ny mpanohitra dia tokony hiasa na dia atao aza hoe hanomana ny fifidianana manaraka fotsiny farafaharatsiny fa tsy ny hanala an-dRa8 ao anatin'ny mandat-ny no imatimatesana ! ngaha raha tafalany eo Ra8 dia tonga dia hilamina ny tany ? mba mijery lavidavitra na tsy dia tena lavitra aza e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1938