Tokony haka hevitra @ mpanohatra ve ny Mpitondra sa ahoana?
41. Kota
(
03/07/2007 19:44)
vetsoko:
hoy i kota:"lazaivo fa ampy sakafo ny gasy taloha sns...!!! ",tsy nilaza an'io za fa aza manao ohatran-dry jeankely
Asa koa ! ianao tsinona nilaza fa tsy ampy sakafo ny gasy amin'izao fotoana ! ka raha fantatrao fa efa tsy ampy sakafo hatramin'izay ny gasy dia aza izay no atao ambetin-dresaka na hoe mihamahantra ny gasy fa izay vahaolana resahina !
hay ve ianao tim niala e ! fa naninona loatra ? nitovy amin'ny resakao amin'izao fotoana ve ny resakao tamin'ny mbola tim ?
42. kanota
(
04/07/2007 06:41)
TIM niala ary niverina AREMA tsy mila miteny. Ny fandresena ny fahantrana tsy vita mora ary mila hezaka. Zanak'AREMA mila manidy vava satria tsy namokatra.
43. vetsoko
(
04/07/2007 13:33)
ka inona no dia nifidiananareo an-dra8 ary raha toa izy ka tsy nanana idée géniale hanarenana ny firenena ao anatin'ny 5 taona????? fa inona ny anareo no critères????????ny présidentn'ny portugal zao nahavita fanorenana incroyable pendant 5 ans,éfficace izy,nahay izy ,compétant izy ,ARY SURTOUT POSSIBLE le izy, ary raha izany aleo tsy ampiana 5 taona intsony fa ho henjana izy izany nefa moa moa efa tara,loza ity izany k'inona ?
sA TSY TE HIOVA HEVITRA FOTSINY KOA ISE!!!LER FAHANTRANA TSY DIA QUOI LOATRA?KOA RAHA TSY AFAKA HANOVA ZAVATRA I RA8 RY AKAMA?DIA HIARA HO FATY AMINY AO IZANY?NY ALEOKO MIOVA HEVITRA FA IZAY NO INTELLIGENT INDRINDRA

44. Kota
(
04/07/2007 15:34)

Manana idée hanarenana anaty 10/15 taona izy fa na iza na iza tsy misy afaka miambo ahavita fanarenana anaty 2/5 taona !! raha mahavita ianao dia arahaba soa arahaba tsara ! ny hanomboka ny fanarenana nataony no tsy misy hatramin'izay fa ny namotika no feno. Misy zavatra vitany fa tsy ny fanarenana iray manontolo no ho vitany anaty 5 taona. Fa Portugal angaha mitovy amin'ny madagasikara e ? tinao mihitsy inty mampitovy zavatra tsy misy ifandraisany ity !
Fa mba tiako ho fantatra àry inona no nidiranao Tim dia inona no nialànao raha tsy mahadiso ! raha mpitazana sy be moral fotsiny aloha ianao dia tsy mahagaga raha mivezivezy fanahy hoe aiza indray no ahitàko hirika fa tsy dia tena intelligent loatra araka ny fihamboanao!
45. kanota
(
05/07/2007 01:12)
Miseho mahay ilay vetsoko nefa donto koa. Ahoana no hiresahana ny President n'i Portugal sy Madagascar ry miseho favy? Ny Point de depart ve mitovy. Ohatra farany kely manao hazakazaka 100m, ny iray mbola miala aorian'ny fanombohana ny iray efa any amin'ny 50m dia iza no tonga aloha. Sao hadinonao fa na ny zanantany aza nananan'io Portugal io ary hatramin'izao ny namana TIMOR LESTE dia mbola manamafy fa mitovy tsy misy valaka ny fietsik'i France sy Portugal tamin'ny zanataniny. Naka fotsiny ary tsy nahitana fivoarana sahala ny Anglisy. Izany no hoe mampitovy ny zavatra roa mifangarika. Io resakin'ny andafy Frantsay io mihintsy no nahavoa ny Malagasy raha tsy hainao. Ny Frantsay efa lasa lavitra no resahina nefa ny saina hoentina miady tsy mitovy. Ny General Frantsay nandalo Guerre ary ny Amiral Malagasy nandika taratasy sy nijery film dia sahala izay daholo ny rehetra ka ahoana no mifanome tsiny.
46. vetsoko
(
06/07/2007 14:29)
hoa an'i kota:tao akaikiny tao za dia tsy izy io,tsy asiako resaka be iny fa ny marina rehetra tsy filaza ry se a!mahalala azy no ise fotsiny zà izay no azoko ambara,tsotra ny conseilko ,aza mandroso anjambany fa sokafy ny maso eny an-dalàna fa manjary lasa fanatika dia mijereva résultat
ho an'i kanotA/tsy mitovy ny point de départ fa ny fanarenana possible foana,ny démarrage économique koa possible foana,raha misy panao politika milaza aminao hoe tsy possible izany ao anatin'ny 5 na 10 taona dia aza mifidy azy fa incompétant izy izay,fanarenana no resahika fa tsy hoe hanan-arena an!sao mivadika indray ny kozy avy eo.
Izao ry se no tokony ho fisainana,conseil ity an!tsy voatery ho raisina raha tsy mety aminareo:il faut que l'opinion(vahoaka)ose éxiger au polititiens gouvernants des résultats concrets sur le plan social et aussi bien sur le plan économique,dans un temps déterminé,raha tsy izany tsy fampandrosoa no tadiavina

48. kanota
(
07/07/2007 04:55)
Angaha tsy nanazava ny Portugal intsony ralay vetsoko manampahaizana? Samy mijery ny resultat isiaka ary izahay koa tsy fanatique izany fa kosa miasa izahay tompoko fa tsy faly mitsikera fotsiny. Ny ranomaloton'ny mpitondra lasa kosa tsy afaka hanadiovana izay tsy mety ataon'ny mpitondra. Tsy misy manda ny fivoarana ary samy mitady ny handroso.