Ahoana ny fijerinao an'i Jesoa?
61. LazaDaddy
(
20/06/2007 01:51)
=))
ikaretsaka> tsy ianao akory ny mahatsikaiky fa ilay fandaharan-kevitrao.
Ireo andininy voalohany indrindra ao @ i Boky io milaza fa io dia "fanambaran'i Jesosy Kristy...izay nanambara ny tenin'Andriamanitra sy ny filazana an'i Jesosy Kristy" Apokalipsy 1:1-2
Amin'ny teny Malagasy io manao hoe: the revelation of Jesus Christ...the word of God and the testimony of Jesus Christ

62. LazaDaddy
(
20/06/2007 01:54)
dika teny Anglisy ilay faharoa fa tsy Malagasy :)
Ka asa na nanoratra no nataon'i Jaona na niteny? Hoy mantsy ikaretsaka hoe:

ikaretsaka:hono hono? hoy iza? I Janona lazainao anefa milaza fa i Jesoa no niteny an'io dia ahoana izany? :)
i Jaona aloha no niteny an'io fa tsy i Jesoa hono ka.
63. ikaretsaka
(
20/06/2007 03:05)
ny fiahonhan'io anie ry laza manao hoe: "Izaho, Jaona"
fa tsy hoe "Izao Kristy" na "hoy i Jesoa e"
Hono tokoa fa za tsy nahita aloha e! ianao angaha nahita? hmmmm?

64. marozevo
(
20/06/2007 18:44)
Ny tiako ho lazaina amin'ny hoe diso fipetraka ny citation dia satria tsy mifandraika amin'ny lohahevitra, na ilay hevitra tohanana ny citation, fa tsy hoe diso amin'ny maha izy azy.
65. LazaDaddy
(
20/06/2007 23:49)
ikaretsaka kosa dia tsy mba menatra fa mahatsikaiky e :) Ny tohin'ilay hoe "izaho Jaona" angaha milaza hoe izy Jaona no niteny an'io? :)
"Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Smyrna: Izao no lazain'ny Voalohany sy ny Farany, Izay efa maty, nefa velona indray"
=> i Jaona ve ny "voalohany sy farany" sa ilay nasiana nanoratra? :)
"Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Sardisy: Izao no lazain'Ilay manana ny Fanahy fiton'Andriamanitra sy ny kintana fito:"
=> Jaona ve ny manana ny Fanahy fiton'Andriamanitra sa ilay nasiana nanoratra??
" Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Filadelfia: Izao no lazain'Izay masina, Izay marina, Izay manana ny fanalahidin'i Davida, Izay mamoha ka tsy hisy hanidy, ary manidy ka tsy misy mamoha"
=> i Jaona ve ilay "marina, masina, manana ny fanalahidin'i Davida sa ilay nasiana nanoratra?" :)
"Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Laodikia: Izao no lazain'ny Amena, dia Ilay Vavolombelona mahatoky sy marina, Izay niandohan'izao zavatra noharin'Andriamanitra izao:"
=> i Jaona ve ny "Amena" sa ilay nasiana nanoratra? :)

66. ikaretsaka
(
21/06/2007 16:12)
ka iza ilay nasaina nanoratra? tsy i Jaona ve?
Raha hafarako ianao hiteny @ niryna ... dia i niryna rehefa avy mihaino ny ambaranao dia manao hoe hoy i laza hoe fa tsy heo hoy Ika!
diso fipetraka tokoa ilay citation!

67. LazaDaddy
(
21/06/2007 22:48)
LazaDaddy:
io efa nosoratako io tokoa fa i Jesus Christ no niteny an'io ka angamba any aminy ikaretsaka no tokony manontany sy mifanazava na angaha mitady fanazavana
ikaretsaka:
i Jaona aloha no niteny an'io fa tsy i Jesoa hono ka.
LazaDaddy:
i Jaona ve ny "voalohany sy farany" sa ilay nasiana nanoratra?
ikaretsaka:Tsara rehefa mahatsapa sy manaiky an'io na dia miolakolana be aza :)
ka iza ilay nasaina nanoratra? tsy i Jaona ve?
69. ikaretsaka
(
22/06/2007 15:27)
LD> tohizo ny famaliana tohin'ilay nolazaiko teo ambony e
1)diso fipetraka ilay citation
2)Raha hafarako ianao hiteny @ niryna ... dia i niryna rehefa avy mihaino ny ambaranao dia manao hoe hoy i laza hoe fa tsy heo hoy Ika kosa e! sa?

73. ikaretsaka
(
24/06/2007 12:13)
izao indray ary:
ahoana ilay teny hoe
"tena fisotro ny Ra-ko ary tena fihinana nyVatako" sy "Izay mihinana ny Vatako sy misotro ny Rako no hahazo ny fiainana mandrakizay" (joany 6. 56 ngamba izy io)

74. marozevo
(
24/06/2007 17:05)
Ahoana ahoana moa izay ?
Amiko dia efa mazava io ka ! Isaky ny mankalaza Sorona Masina ny Katolika, dia manantanteraka io voalaza io.