Ahoana ny fijerinao an'i Jesoa?

41. rakaroka ( 16/06/2007 20:26)
marozevo:

Mitovy hevitra aminao koa aho, afa-tsy io frazy farany io : "... fa tsy tahaka ny kristianina maro manifika na dia...".
Ny tsy itovizako hevitra amin'io dia hoy aho hoe angamba tsy misy Kristianina manifika izany kosa eh... Sa tena misy ve ?


Siiiii MMMMIIIISYYY dia miiisy tokoa; ary tsy voatery hanonina "anarana" aho.
Ny tsy ahatarafanao izany eo amin'ny zava-misy hetsika na fomba firesany no mahazendana ahy anefa dia hitam-poko hitam-pirenena izao:roll::roll::roll::?::?:Aiza ary 'nareo izany?:roll:

42. cutie ( 16/06/2007 20:31)
tara njay i marozveo t@iny :-D
rakaroka ka izy kosa tsy teto kely de tsy maharaka :-D
43. marozevo ( 16/06/2007 20:35)
Eto ihany zahay ka.... Azoko atao ve ny mifona ho azy ireo ?
44. cutie ( 16/06/2007 20:38)
fa manin no hifona:roll::roll::roll:
amapahalalao an-dry zareo fotsiny ny zavatra hainao ataon-dry zareo fitaratra e lol
45. marozevo ( 16/06/2007 20:45)
Ilay mampahalala an-zareo resaka hafa, fa amin'ireo tafintohina noho ny nataony no angatahako fifonana.
Dia amin'izay raha sendra mba diso koa ny tena (satria mandia tany sy miloloha lanitra), dia mba misy mifona ho ahy. Sa tsy mety ve izany....
46. rakaroka ( 16/06/2007 20:47)
Ny hanampiko ny resako fotsiny, fony aho nifanerasera tamina "cercle" vahiny maro na vitsy.
Misy fomba fijery sy fianantsika efa voadiniky rizareo , raha ni-convaincre an-drizareo ilay izy dia "tsara" fa tsy izay ilay zava-nisy donk hisisika hanohy @ iny façon iny ve?, raha azo atao ny manome toro-hevitra dia hoe : "ovay ny famindra" satria zary lasa toa ny rano atondraka ny gana fotsiny.
Nisy "cercle" milaza mikasika ny fiheveran' ny chrétien sasany ny famonjena izao , dia heverindrizareo fa zanaky ny "fahaverezana daholo hono afa tsy rizareo irery" et pourquoi pas l'inverse?
Sary zary tenany no lazaiko @ hoe mpiray tanindrazana aty ivelany fa raha ny marina mahatsapa aho fa maro no niaina tahaka ny zanak'ikala hafa izany anefa samy tao anaty sehatry ny fiangonana aza.
Dia ho nifampitory ve ny fiangonana maro raha nifandray tam-po rizareo? ... fa ny hafa aty ivelany nolalovako tsy nisy tantara toa izany an!
47. cutie ( 16/06/2007 20:51)
marozevo
alefa aza le fifonana :-D
48. cutie ( 16/06/2007 20:54)
rakaroka
miombon-kevitra:lol:
49. marozevo ( 16/06/2007 20:58)
Izao izany rey olona ah. Satria samy namana daholo ny eto, ka ifonana aby izay fanafintohinana sendra nisy, na iza na iza nanao izany, na iza na iza niantefan'izany. Izay tsy miady, hoy ny fitenenana, olom-bodo fa izay to fo ro mpamosavy. Aoka mba tsy ho tratry ny andro hariva ny fahatezerana maraina, ary tsy ho tratry ny maraina ny hatezerana hariva.
50. rakaroka ( 16/06/2007 21:00)
marozevo:

Ilay mampahalala an-zareo resaka hafa, fa amin'ireo tafintohina noho ny nataony no angatahako fifonana.
Dia amin'izay raha sendra mba diso koa ny tena (satria mandia tany sy miloloha lanitra), dia mba misy mifona ho ahy. Sa tsy mety ve izany....



Mahafinaritra ahy ny hatsoram-ponao :lol: 'nddrôooo
izay tokoa ilay isika :-* fa izao na hifona toa inn aza ianao :-D:-D:-D tsarovy fa ny ankamaroan'ny olonn mirakira mora foana ny "défautn'ny olona noho ny "qualité" ka izany no tokony hitandremana fatratra ho an'ireo mafana fo hitory teny, lé olona toriana toa mijery ny "défaut"-nao izany no manavanana, dia anefa izay afaka hi-bloqué ny sainy tsy handre intsony izay nambaranao. Raha ny marina,
miresaka aho mba hananareo "efficacité" e!
azy indrindra
51. cutie ( 16/06/2007 21:29)
rakaroka :-D
52. ikaretsaka ( 18/06/2007 06:22)
Misaotra an-drakaroka
"j'aime toutes les religions, mais je suis amoureux de la mienne"
(Mere Theresa)
53. LazaDaddy ( 18/06/2007 06:38)
j'aime toutes les religions, mais je suis amoureux de la mienne
"Tu as pourtant ceci, c'est que tu hais les oeuvres des Nicolaïtes, oeuvres que je hais aussi
...
Mais j'ai quelque chose contre toi, c'est que tu as là des gens attachés à la doctrine de Balaam
...
De même, toi aussi, tu as des gens attachés pareillement à la doctrine des Nicolaïtes
" Jesus Christ
54. ikaretsaka ( 18/06/2007 13:18)
Lasa Andriamanitra indray angaha i LD no mitsara olona?
azavao hoe inona ny doctrine an'i Balaam, dia omeo fanazavana koa hoe inona ny doctrinen'ny nicolaites.
dia azavao hoe fa maninona ianao no afaka mitsara sy miteny hoe ity zao no ataony de ity izao?
Izahay mila antony foana e!
55. marozevo ( 18/06/2007 21:35)
Ao amin'ny Apokalipsa, na boky fanambarana nosoratan'i Jaona, io citen'i LD io ka... ka tsy aminy no mipetraka ny fanontaniana.

Fa ny olana dia izao angamba : Diso fipetraka ilay citation.
56. LazaDaddy ( 19/06/2007 00:14)
marozevo:
ka tsy aminy no mipetraka ny fanontaniana.
io efa nosoratako io tokoa fa i Jesus Christ no niteny an'io ka angamba any aminy ikaretsaka no tokony manontany sy mifanazava na angaha mitady fanazavana hoe:
ikaretsaka:
azavao hoe inona ny doctrine an'i Balaam, dia omeo fanazavana koa hoe inona ny doctrinen'ny nicolaites.
dia azavao hoe fa maninona ianao no afaka mitsara sy miteny hoe ity zao no ataony de ity izao?
Izahay mila antony foana e!
57. ikaretsaka ( 19/06/2007 02:34)
i Jaona aloha no niteny an'io fa tsy i Jesoa hono ka.
anafangaro ny trondro @ akondro indray ko.
58. ikaretsaka ( 19/06/2007 02:38)
marozevo:
Fa ny olana dia izao angamba : Diso fipetraka ilay citation
.
Ary efa nilaza an'io i Piera (fa tsy i Jesoa) nanao hoe
ary amin'ireo dia misy zavatra saro-pantarina, izay aolan'ny olona kely fahalalana sady tsy miorina tsara, tahaka ny anaovany ny teny sasany amin'ny Soratra Masina koa, ka mahatonga fahaverezana ho an'ny tenany.
Koa satria fantatrareo rahateo izany, ry malala, dia tandremo fandrao ho voataonan'ny fahadisoan'ny ratsy fanahy hianareo ka ho lavo hiala amin'izay iorenanareo;
59. LazaDaddy ( 19/06/2007 05:24)
ikaretsaka:
i Jaona aloha no niteny an'io fa tsy i Jesoa hono ka.
mba asehoy hoe ry ikaretsaka ny maha Jaona an'io? Hono? Hoy iza? Sao dia ianao no miteny izany fa tsy hoe "hono hono"?


60. ikaretsaka ( 19/06/2007 18:59)
ka tsy bokin'ny apokalipsa ve io?
iza no nanoratra ny apokalipsa?
nisy niteny ve teo na ao hoe "hoy i Jesoa" ankoatranao?

. . . misy zavatra saro-pantarina, izay aolan'ny olona kely fahalalana sady tsy miorina tsara, tahaka ny anaovany ny teny sasany amin'ny Soratra Masina koa, ka mahatonga fahaverezana ho an'ny tenany.
(2Pet 3,16)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0096