Ny vehivavy sy ny fanaovana pataloha

61. marozevo ( 04/07/2007 17:34)
Tena be dia be mihitsy ny Masera manao Pataloha... Fa ny Mopera manao zipo angamba tsy misy kosa aloha e... Tsy nisy nanontany an'io fa lazaiko fotsiny.
62. cutie ( 04/07/2007 18:07)
Fa ny Mopera manao zipo angamba tsy misy kosa aloha e... Tsy nisy nanontany an'io fa lazaiko fotsiny.

:-D:-D:-D
63. ikaretsaka ( 04/07/2007 18:56)
manao rebareba misy.. raha misy mi considere an'iny ho zipo!

za koa efa nahita mompera ecossais izay ka... manao zipo (kilt) ranamana rehefa misy fety lehibe dia ny col clergé nefa eo ihany
64. cutie ( 04/07/2007 19:03)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 04-07-2007 20:56:30
Lohateny : Re : Ny vehivavy sy ny fanaovana pataloha
manao rebareba misy.. raha misy mi considere an'iny ho zipo

fa nga tsy mbola asiana pataloha anatin'le rebareba:-D
65. ikaretsaka ( 04/07/2007 19:58)
misy tsy manao... rehefa ilay tena mafana be ireny ny andro.

any @ faritra atsimon'i Madagasikara dia misy fotoana tena mafana be tokoa, dia ahazoan'i mompera aina kokoa ny tonga dia manao rebareba (soutane) fa tsy manao pataloha..
fa manao kilaoty kosa ao ambaniny ao an.:wink:
dia asiany an'ilay surplice (surplis) eo amboniny arak'ity sary ity



dia asiany etole rehefa lamesa
anaovana
ny soutane dia ilay rebareba mainty ao ambanin'ilay surplice
66. cutie ( 04/07/2007 20:01)
ok:-D:-D:-D:-D
67. ikaretsaka ( 04/07/2007 20:26)
dommage vehivavy ianao dia tsy afaka nanao mpiservy lamesa tamin'ny mbola kely... tsy afaka ni verifier ny ao ambany soutane

fona aho Tompo:oops:
68. cutie ( 04/07/2007 20:30)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 04-07-2007 22:26:43
Lohateny : Re : Ny vehivavy sy ny fanaovana pataloha
dommage vehivavy ianao dia tsy afaka nanao mpiservy lamesa tamin'ny mbola kely... tsy afaka ni verifier ny ao ambany soutane

fona aho Tompo

:-D:-D:-D:-D:-D
69. marozevo ( 05/07/2007 19:38)
Amin'izao fotoana izao efa afaka mi-servy lamesa ny vehivavy....

Jereo ange ao Soanierana eh.... Saiky vehivavy aza no betsaka....
70. cutie ( 05/07/2007 20:06)
zany fa nankaiza ny lehl :lol:
71. marozevo ( 05/07/2007 21:27)
Ao ihany izy fa tsy mi-servy fotsiny.
72. cutie ( 05/07/2007 21:28)
ok:lol::lol::lol::lol:
73. ari.malala ( 06/07/2007 05:57)
Tany Moramanga efa ela be mintsy ny vhv no niservy lamesa ka! d tao Ambatonilita koa :D
74. marozevo ( 06/07/2007 19:27)
Misy Paroasy telo izao ao Moramanga. Eny Anosimasina mbola tsy misy mpiservy vehivavy.
75. ikaretsaka ( 06/07/2007 19:46)
ikaretsaka:

dommage vehivavy ianao dia tsy afaka nanao mpiservy lamesa tamin'ny mbola kely... tsy afaka ni verifier ny ao ambany soutane

fona aho Tompo:oops:


tamin'ny mbola kely ho'aho ko!
zao efa afaka!


76. marozevo ( 06/07/2007 21:05)
Fa zao tsisy soutane hijerena ny ao ambaniny intsony !

Rien n'est parfait sur terre.
77. ikaretsaka ( 07/07/2007 00:01)
za mbola manao..rehefa any atsimo
78. cutie ( 07/07/2007 01:14)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 06-07-2007 21:46:41
Lohateny : Re : Ny vehivavy sy ny fanaovana pataloha
Hoy i ikaretsaka:

dommage vehivavy ianao dia tsy afaka nanao mpiservy lamesa tamin'ny mbola kely... tsy afaka ni verifier ny ao ambany soutane

fona aho Tompo



tamin'ny mbola kely ho'aho ko!
zao efa afaka!

zany ve
atao ahoan ny mi verifier azy zao:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0822