Ny vehivavy sy ny fanaovana pataloha

41. pissoa ( 29/06/2007 00:45)
xxx:
ia ia , za manokana aloha dia ireny manao zipo reny mahafinaritra ahy, tena misy elegance, sady TSY CONSEILLé ao amin'ny baiboly ny fanaovana akanjo-dehilahy. De raha te hanompo an'Andriamanitra zany ianao ry vehivavy dia mazotoa manao zipo amin'ny fomba fitafy.
Eh ! de rehefa ririna ny andro de asio juste-corps ao ao anatiny amin'zay tsy mangatsiaka.

fa aiza aiza ao amin'ny baiboly no milaza hoe akanjon-dehilahy ny pataloha :-D:-D:-D
42. ikaretsaka ( 29/06/2007 11:34)
toa toge sy rebareba aby aza ny akanjo t@ izany ko
43. marozevo ( 29/06/2007 19:12)
Na lahy na vavy....
44. cutie ( 29/06/2007 20:35)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 29-06-2007 13:34:35
Lohateny : Re : Ny vehivavy sy ny fanaovana pataloha
toa toge sy rebareba aby aza ny akanjo t@ izany ko

:-D:-D:-D:-D:-D
45. marozevo ( 29/06/2007 21:03)
:oops:
46. cutie ( 30/06/2007 19:02)
:roll:
47. marozevo ( 30/06/2007 21:31)
Ka ianao tsinona mi-citer fotsiny fa tsy milaza ny hevitrao koo...
48. cutie ( 30/06/2007 21:49)
ka mampime io koa
zany no nataoko :-D
49. marozevo ( 30/06/2007 22:35)
Marina izany....
50. cutie ( 30/06/2007 22:38)
51. marozevo ( 30/06/2007 22:45)
:-* : Izaho izany ilay manga kely....
52. cutie ( 01/07/2007 21:43)
:roll:
53. marozevo ( 01/07/2007 23:02)
Fa maninona ianao ?
54. cutie ( 01/07/2007 23:03)
maitso io fa tsy manga :-D
55. marozevo ( 01/07/2007 23:28)
Aty France io manga.....ity :miam: no maitso.
56. cutie ( 01/07/2007 23:30)
maitso kely , io aty maitso be :-D
57. marozevo ( 01/07/2007 23:54)
Domazy fa tsy misy emoticônes manao pataloha eto ! Reo koa tsinona tsy fantatra hoe iza no lahy na iza no vavy.
58. cutie ( 01/07/2007 23:58)
ie :-D
ny vhv koa nge manao pataloha e :-D
59. majesty ( 04/07/2007 05:38)
Fa maninona ary ny masera no tsy mba manao pataloha mintsy na mangatsiaka aza ny andro fa dia ireny foana na mandeha moto na bisikileta ...sns.Raha ireny zany no atao fitaratra dia ny katôlika koa tsy tokony hipataloha :D:D:D fa tsy haiko aloha e,za kou tsinn vao tonga8)
60. ikaretsaka ( 04/07/2007 14:22)
misy masera mipataloha ka
dia misy masera tsy manao voaly koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008