mahaleo Y 'EN A MARRE
62. andry08
(
12/06/2007 21:50)
zah teo @ A ka inona no tsy tantin'i xxx sy tezitra? Faly fa nihira hatra@ farany ary nahita ireo namako, i xxx sy tezitra angaha ilay génération tara? nefa anie na any dago aza dia mahafeno salle foana i Mahaleo e! Ianareo manandratra ny randrana tsy manendrika anareo!!!:?:
ceseria evoria angah sa gregory machin chouette???
Non Mais ! Ny olona tsy fantatra ary no hindrazindraina fa tsy ny an'ny tena ???
Havendranana ve sa misolelaka ???:-@:-@:-@

63. xxx
(
12/06/2007 22:21)
karinah:dia aninona ianao?samy manana ny reviny io rakarinah aaaa!!!!ny anao moa izany tsy mba ny gasy no tohananao fa ny hafa dia izay ny anao ka avelao kely ny gasy mitovy @ nay a!be resaka fotsiny nefa lazaina fa TSY MAHAFATY NY FANOHANANA NY MPIHIRA VAHINY HANOMEZANA 0,50euros! aiza re zany eeeeeeeeeeeeeeee!!!
, sahala ny tsy misy afa-tsy ry Mahaleo ve :roll:
64. xxx
(
12/06/2007 22:28)
karinah:
fa raha zaho manokana aloha mba ny hafa te hisondrotra indray samy handany vola ihany,
Mpandefa : karinah [ Valio ] 25-05-2007 00:12:28dia mandehana manohina ny vahiny sy misolelaka azy ireo!
Lohateny : Re : Nouvelle star; Gaetane tohano; lol
sympa>> de izay 0.50 euro (la minute) ko ve de hafaty
65. xxx
(
12/06/2007 22:39)
Fiffi:ssssh! na zandriny na zafiny TSY G2N2RATION NAY HIRENY ! sady Mahaleo ! 8-)
xxx::roll::roll: fa ireo mpanakanto tanora sy zandriny sy zafainy ireo inona zany ?:roll:
Hery: panakanto hafa mihintsy ka! dia mba ny tanora indray! :lol:
66. karinah
(
12/06/2007 22:43)
xxx: halalao ny SAINA :{ sôdé kosa ianao mivoady tsy hivôka ny tanindrazanao:?: :^)
67. karinah
(
12/06/2007 22:47)
xxx:........tsy fisolelahana na inona akory fa mba zavatra tiko ftsn ! :-D
karinah:
fa raha zaho manokana aloha mba ny hafa te hisondrotra indray samy handany vola ihany,
Mpandefa : karinah [ Valio ] 25-05-2007 00:12:28dia mandehana manohina ny vahiny sy misolelaka azy ireo!
Lohateny : Re : Nouvelle star; Gaetane tohano; lol
sympa>> de izay 0.50 euro (la minute) ko ve de hafaty
68. karinah
(
12/06/2007 22:59)
xxx::lol::-D:-D:-D:-D,... tsy voafetra io e,:b:b:b na i machin na i Koto mitovy dol!!:-D
karinah:dia aninona ianao?samy manana ny reviny io rakarinah aaaa!!!!ny anao moa izany tsy mba ny gasy no tohananao fa ny hafa dia izay ny anao ka avelao kely ny gasy mitovy @ nay a!be resaka fotsiny nefa lazaina fa TSY MAHAFATY NY FANOHANANA NY MPIHIRA VAHINY HANOMEZANA 0,50euros! aiza re zany eeeeeeeeeeeeeeee!!!
, sahala ny tsy misy afa-tsy ry Mahaleo ve :roll:
70. miantra
(
13/06/2007 08:11)
Tezitra: mahaiza manaja ny safidin'ny hafa. Rehefa tsy tianao ny tarika mahaleo sy izay rehetra tohiny dia aza mihaino e!
T'en marre ok,manana zo an'izany ianao.
Fa izany kosa tsy tokony hanaratsiana ny hafa.Ataovy tsiky dia ampy!!!
Ary mba ataovy teny malagasy moa ny dinika amin'ny manaraka ary aza TEZITRA:wink::wink:
Zaho manokana aloha dia mankafy e!
Hanaraka anao, jamba,velo,.....

73. rabilabila
(
13/06/2007 17:21)
-zo-nao ilay leo
-Sao dia hanao ohatran'ny filoha ka hoe tamin'ny 1947 aho mbola tsy teraka ka......
-Ny tsy fantatrao , na koa hodianao tsy fantatra ,dia raha tsy nisy Mahaleo nanokatra ny làlan'ny sehatra teto Madagasikara ,nanokatra ny saina sy ny maso hijery ny manodidina .
-Ilay filazàna hoe "copier-coller" aloha dia hoy aho hoe " malhonnêteté intellectuelle" ihany satria ny fijeriko azy dia inspiration ilay izy (i Bob Dylan naka inspiration tany amin'i Woody Guthrie ....betsaka ny ohatra azo alaina).
-Malhonnêteté hoy aho satria 7 lahy izy ary fahafaharatsiny 5 amin'ny fito dia mpamorona sy mpanoratra daholo.
-Ry Mahaleo tsy mbola ni-prétendre mihitsy hoe ambasadaoro n'i Madagasikara.
-I Cesar Paes no te-hanao film momba an-jareo fa tsy ry zareo akory no nitady hoe ataovy vedety izahay.
-Ny famenoana Zenith.....ve no mariky ny réussite ?
-Ny Malagasy ,ny géneration maro no nametraka an'i Mahaleo teo amin'io toerany io,satria ry zareo nahay nandika ny hetanetany na amin'ny lafiny inona na amin'ny lafony inona ,ary koa amin'ny gadona maro samihafa.
Ka raha leo ianao dia zo-nao tokoa izany fa ny "raisons" omenao no hitako hoe tsy mitombona fa vokatry ny tsy fahalalàna ny tantaran'ny tarika sy ny scène malagasy .Satria raha nahafantatra ireo ianao dia voavalinao daholo ny fanontanianao rehetra tahaka ny hoe :inona no nentiny sns.....

74. ratonga
(
13/06/2007 17:42)
misotra anao rabilabila fa tokony azava @ tezitra tsara ngàmba reo voalazanao reo, ampiko kely @ny filazain'i Goethte we: "parler est un droit et savoir se taire est un art" ^:^
75. patolas
(
13/06/2007 18:10)
Zaho aloha dia mbola tsy leo e! efa 30 mihoatra ny taonako izao ,ry Mamanay sy Papanay koa dia nihaino Mahaleo t@ fahazazany ny rotsirotsin'dr'i Mahaleo no nahalebe anay ka hoy aho hoe:Maromaro no toy izany moa efa tsy tadidy intsony.
Manararaotra aho mba manontany sady hanovana ny resaka hoe sao dia misy manana ny tonom-peo n'ilay Alleloia n'iMahaleo ianareo(Note ,na partition)holalaovina @ orgue !!!!Tena hilaiko fa ho hirainay @ fanambadiako any am-piangonana ka tsy mety raha tsy asiana hira gasy dia io nosafidi-mpoko.Dia misaotra mialohae!:oops:8O:roll::lol:

77. Fiffi
(
13/06/2007 19:14)
Mpandefa : patolas [ Valio ] 13-06-2007 20:37:23io aza misy mitady partition mintss ! de mba ampio izy ry tezitra an ! :wink::-D:-D:-D
Lohateny : Mahaleo(Alleloia)
Salama daholo!
Saika mitady ny partition n'ilay Alleloian'iMahaleo aho azafady partition mety lalaovina @ orgue no tena tadiaviko.
Misaotra indrindra
78. tezitra
(
14/06/2007 11:16)
TINAY REVENAY DERAINAY HATRANY HATRANY HATRANY "MAHALEO"
raha azo nanoratana teny ratsy teto efa voahopa tsara mihitsy ra-tezitra,rehefa tsy mirevy fotsiny d mangina,mba hampiakaro eo zay revinao jerena!
Misy biby tsy azo jerena
Ary zay mahita tsy mahazo manambara...
.... Tantara marina izany le’rony a! MADIROVALO,
Car, En lisant c que vous écrivez, j’ai l’impression d’avoir abordé un sujet Fady(Tabou) :
1)Non critiquez Mahaleo n’est pas fady ; et c plutôt lui qui blasphème,
Aleonay e ! misotro toaka gasy
Toy izay hamadika baiboly
Hamadika taratasy… (Une partie de parole de Mahaleo)C son seul apport d’ailleurs, DANS LE MUSIC GASY imité par le mpanimbazimba SAMOELA,
2)Si je critique Mahaleo, c pour faire avancer la music gasy, car à l’Olympia, la salle n’a été rempli que 4/5 de gasy, et surtout ils nous ont snobé, dadah et fafah était carrément absent. ON SE MOQUAIT CARREMENT DES SPECTATEUR. ET DES VAZAHA ONT TROUVE QU’ILS N’ONT PAS JOUE
3) Le constat est terrible : ce spectacle de l’Olympia, n’était pas affiché dans le métro, ni annoncé dans les radio parisien, ni affiché dans la rue. Y’a que les gasy qui sont au courant, et quelques étrangers
PKOI ? En 35 ans de métier, leurs style n’attirent que des Malgaches.
DONC INVESTISSONS SUR D’AUTRES ARTISTES, car C PAS A LEUR ÄGE MAINTENANT QUE CES 7 VIEUX BRISCARD PEUVENT INVENTER POUR SEDUIRE
Et mahaleo veut dire y’en a marre, c pas moi qui l’a inventé
SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
79. tezitra
(
14/06/2007 12:00)
Averiko fa feno soratra hafahafa le teo
et on dirait le messie
Misy biby tsy azo jerena
Ary zay mahita tsy mahazo manambara...
.... Tantara marina izany le’rony a!MADIROVALO,
Car, En lisant c que vous écrivez, j’ai l’impression d’avoir abordé un sujet Fady(Tabou) :
1)Non critiquez Mahaleo n’est pas fady ; et c plutôt lui qui blasphème,
Aleonay e ! misotro toaka gasy
Toy izay hamadika baiboly
Hamadika taratasy… (Une partie de parole de Mahaleo)
C son seul apport d’ailleurs, DANS LE MUSIC GASY imité par le mpanimbazimba SAMOELA,

80. Fiffi
(
14/06/2007 12:22)
"tezitra":ça ne te regarde pas ! mêle-toi de ce qui te regarde :arrow::arrow:
et on dirait le messie
"tezitra":hehehehehehe toi ve kalou mahay mi-différencier ny hira sy ny réalité ?
Car, En lisant c que vous écrivez, j’ai l’impression d’avoir abordé un sujet Fady(Tabou) :
"tezitra":hehehehehe!!!tsy hain-toi ve hoe ao anatin'ireny tononkira ireny no ahazahoana lesona ?
Aleonay e ! misotro toaka gasy
Toy izay hamadika baiboly
Hamadika taratasy… (Une partie de parole de Mahaleo)
"tezitra":[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole-pointe.gif.gif[/IMG] de misy hoa de tena mirediredy fotsiny an ! de inn hono ny antony nanaovana an'le 2ème jour raha tsy efa tam herintaona de efa tsy nisy intsony ny billet ?