mahaleo Y 'EN A MARRE
41. Fiffi
(
12/06/2007 16:34)
xxx::roll::roll: fa ireo mpanakanto tanora sy zandriny sy zafainy ireo inona zany ?:roll:
Hery: panakanto hafa mihintsy ka! dia mba ny tanora indray! :lol:
42. Fiffi
(
12/06/2007 16:36)
[size=20]zay tsy faly mibotsiny fa aza kitikitiana ny Mahaleo-nay an ![/size]
43. mandrak
(
12/06/2007 16:46)
gasy ka manja
ze fanarahany nareo eo ry mpakafia Mahaleo, fa tsy misy hidiranay RA-CKIKysta lol mitsy lekozy http://sitlo.blaogy.org/
Fa ny tena marna lony de tokony tsy ifanaratsy na mpakafia RAMAHAFADRAHONA izy na sean Paul satsy samy manana ny tiny io ko
tezitra>inzany "meche" :?:
=)) ratsy bé zany

sakaizakely:
refa tsy faly mibotsina
ny lavab.diko tsofina
ouz enay ankizy fahiny
=)) ratsy bé zany
44. xxx
(
12/06/2007 16:51)
Fiffi:mba ny hafa indray hoà, ssssh!
xxx::roll::roll: fa ireo mpanakanto tanora sy zandriny sy zafainy ireo inona zany ?:roll:
Hery: panakanto hafa mihintsy ka! dia mba ny tanora indray! :lol:
45. karinah
(
12/06/2007 16:55)
mandrak: tsy any angamba ny fipetran'ilay izy, fa raha zaho manokana aloha mba ny hafa te hisondrotra indray samy handany vola ihany, asa nareo koa io koa! (ny efa aloha ihany ve no atosika izany:?::roll:), amiko manokana tsy resaka hoe mankafia:lol: iza na iza fa mba resaka fitiavana ny sasany koa. mba omena sansa dhl fa ny efa matavy:-D:-D:wink:fone ve:?: :-/
46. karinah
(
12/06/2007 16:59)
mandrak: ohatra hoe Aina na..gasy dhl izany, sahala ny tsy misy afa-tsy ry Mahaleo ve :roll:
48. xxx
(
12/06/2007 17:04)
karinah:izany hono e!rehefa tsy faly ianareo mibontsina!tsy misy idiran'ny sansa mihintsy izany fa raha ry zareo no tian'ny olona kokoa dia izay e!ary io anie tsy midika velively hoe tsy tiany ny sasany e!:^):^)
(ny efa aloha ihany ve no atosika izany:?::roll:), iza na iza fa mba resaka fitiavana ny sasany koa. mba omena sansa dhl fa ny efa matavy:-D:-D:wink:fone ve:?: :-/
50. pissoa
(
12/06/2007 17:10)
tezitra:
Ils ont commencé à l'époque où g sui pa né; g commence à avoir ma 1ere meche de cheveux blanc, ils sont tjrs là,on dirait qu'y a pas d'artistes à Madagascar:
1)kc qu'ils ont apporté pour la music Malgache? au lieu de créer des vrai style Malgache, ils nous abêtisent à des styles demodé, copié-collé à la sauce BOB DYLAN et JOAN BAEZ. Même le cap vert est capable de proposer des artistes au ZENITH, comme cesaria EVORA; olympia c rien
1)on veut nous immortaliser ça par des Mahaleo zandriny, mahaleo zafiny, etc...arretez, on en a ras les oreilles et le cul
2)Si on est pas capable de proposer des artistes de la trempe de youssou n'dour, Cesaria EVORA, salif KEITA, qu'on nous propose des artistes façon, sean Paul, JAY Z, BEYONCE, JUSTIN TIMBERLAKE, Nelly FURTADO à LA SAUCCE GASY
Mais de grace, pas ce 7 vieux briscard, au style ampoulé d'un autre temps, pas ça svpl,
Ou la la ! Tezitra Y'EN A MARRE !!! :-D:-D:-D
tezitra :
1 - efa antitra tokoa angaha ka tsy mahay manisa tsony ? :-P
2 - avoahay eto jerenay izay mba success an'i tezitra raha mahatoraka ny mahaleo na dia inona hanaratsian'i tezitra azy ! tandremo ratsy noho ny haratsiana fa de hitan'ny havany eo an :-P
3 - ary inona no vitan'i tezitra tamin'ny mozika gasy ? na ny teny gasy ? ... raha tsy nomarihinao dia ianao manoratra amin'ny teny frantsay foana eto amin'ny site gasy. Ka aza miseho saro-piaro amin'ny mahagasy eo fa aaaccccchhhh, tu me degouttes ! :oops::-D:-D:-D
51. sitlo
(
12/06/2007 17:14)
Izaho tia Mahaleo, tsy ny hiram-pitiavana sns fa ny nataony tamin'ny 72. Fa saingy halan'i Tezitra izany satria nahavery kapoaka ny frantsay.
sean Paul, JAY Z, BEYONCE, JUSTIN TIMBERLAKE, Nelly FURTADO kosa aloha dia verezin'ny Mahaleo alavitra ny tonony eh. Poisson mort no manaraka an'ireny.
Fa ilay Mahaleo zandriny tsy dia misy ilavako azy loatra, aleoko mihaino CD.

52. sitlo
(
12/06/2007 17:16)

53. nikopol
(
12/06/2007 17:31)
hoy tezitra
tsisy 64000 places zany kalo ny zenith e! sa stade de france io ?
za kalo faly foana rehefa misy tafavoaka na tiko na tsy tiko e !
TU S2 MA PETITE fiffi, olympia c rien , c 2000 places; les Cesaria EVORIA c ZENITH, ça c 64000 places.

54. kelly13
(
12/06/2007 18:47)
nareo kou rangitiny d tezitra =))=))=)) reveo manaja fotsiny, aleo izy hitatatata eo o^o
55. Fiffi
(
12/06/2007 18:55)
tezitra::-D:-D:-D misy 0 en trop !
TU S2 MA PETITE fiffi, olympia c rien , c 2000 places; les Cesaria EVORIA c ZENITH, ça c 64000 places.

57. Fiffi
(
12/06/2007 20:21)
ka tezitra tena sipa......[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole-pointe.gif.gif[/IMG]
58. melody
(
12/06/2007 20:38)
ratonga: tena mbola tsy nahita an-twa tezitra be toy izany zà klé, kalma fotsiny akia:-*
Fiffi: marina ny teniny'i kelly13, mandrangitra izy, ignoré fotsiny e! :-*:-*:-*:-*

59. mirana5
(
12/06/2007 21:11)
Tandremo ry Ramose Tezitra fa ny fialonana sy ny Fahatezerana dia fotana daholo
Ka mba lanjalanjao ty vava, aiza manivahiva an'i Mahaleo, fa tsy tonga eo an @ kitro-tongony akory ianao
TINAY REVENAY DERAINAY HATRANY HATRANY HATRANY "MAHALEO"
Mazava ve ny valiteninay ry Ramose Tezitra o
TSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSS:?

60. mirana5
(
12/06/2007 21:13)