mahaleo Y 'EN A MARRE
21. sylvain
(
12/06/2007 13:08)
raha azo nanoratana teny ratsy teto efa voahopa tsara mihitsy ra-tezitra,rehefa tsy mirevy fotsiny d mangina,mba hampiakaro eo zay revinao jerena!
22. ratonga
(
12/06/2007 13:10)
fita wa ry fiffi!!zah mba gaga, ko rats'inona kou tena tsy lasa mitry:evil::evil::evil:
23. hery
(
12/06/2007 13:13)
tezitra>
Ary inona no mba entinao ho an'ny Malagasy? Ny dinika apetrakao eto aza mbola amin'ny teny frantsay. Sa vokatry ny fihainoana Mahaleo dia tsy mahay teny Gasy intsony?
Mba ampifandrindrao ny zavatra tenenina sy ny zavatra atao e :-)

25. xxx
(
12/06/2007 13:42)
tezitra: 'suis de même avis ke toi! rhf hoe mahaleo de mahafeno olympia mintsy fa ny hafa :roll:
Y en a Marre, eh oui!!!:evil:
Y en a Marre, eh oui!!!:evil:
26. lepouta
(
12/06/2007 13:42)
nareo rehetra zay contre t@ "tezitra " de akamako daholo satria ohatran'ny mivika le olona io? lazaina fa zao sy zao MAHALEO nefa izy aza tô miteny @ fiteny tsy an'azy ?! omeo tononkiran'ny MAHALEO ry reto izy fa tsy mahay â!nnttsôônaleh !! enao tezitra ataonay lasa faly sy mandihy @ hiran'ny mahaleo ,enao angamba gasy tsotsoka fa tsy gasy petaka ka ! enao kosa misy blèmes ê ; tandremo sao tapaka lalan-drà eo ?! omeko bisou enao na de zany aza ! iny mmtsh!! gay ! aiii !!
29. tess
(
12/06/2007 14:21)
ratonga:
:evil:tezitra :
Maintenant g veux des artistes malgaches vrais
ndana mahazo d minana mangazo:b zay anga piasanao no we "Maintenant g veux, Maintenant g veux" ty tena mtapy mitry:evil::evil:
:-D:-D:-D:-D:-D tsy mbola nahita an'i ratonga tezitra be otrzao zà:-D:-D:-D
30. tess
(
12/06/2007 14:23)
sylvain:
raha azo nanoratana teny ratsy teto efa voahopa tsara mihitsy ra-tezitra,rehefa tsy mirevy fotsiny d mangina,mba hampiakaro eo zay revinao jerena!
kalm kalm kalm:?:-D:-D:-D
31. Imahaka
(
12/06/2007 14:38)
tezitra:
Ils ont commencé à l'époque où g sui pa né; g commence à avoir ma 1ere meche de cheveux blanc, ils sont tjrs là,on dirait qu'y a pas d'artistes à Madagascar:
Tezitezi-poana, hany ka mbola tsy ampy 35 taona akory dia mipi-bolo :^)8).
32. ratonga
(
12/06/2007 15:30)
tess: tssss ka manorisory mà tezitra otran'ny anarany tsinona, d mbola b baikobaiko ko en +
36. miangalyandria
(
12/06/2007 15:49)
=))=))=))Tena toran'ny hehy aho matoa mametraka an'io =))=))=)) io fa tena tsy vitan'ny hihihi intsony ity resaka ity marina mafy.
Izaho izao mpankafy solika mafy mihitsy satria ireny hoe tena malagasy (??? marina ve izany ry Miangalyandria, misy iray mirrrrrouler RRRR be mihitsy lay mpihira koa !!!) fa tena mba faly aho fa miakara Olympia Mahaleo na dia lazain'i Tezitra fa copié-collé aza.
Ary aza mora tezitra fa mihomeheza indray e ! Dia rehefa manoratra ataovy malagasy mazava na farafaharatsiny amin'ny teny frantsay tsy sms fa sady mankarary maso no tsy hita ihany izay holazaina fa mifanohitra ny teny ampiasana sy ny vontoatin-kevitra tiana hivoitra !

38. ratonga
(
12/06/2007 15:56)
eleo anao, fa tondé variraraka mitsy ny adiverséra, tsy masà mamaly akory ra tsy manao xxx fa menatra
fiffi: :*:*:*
fiffi: :*:*:*
39. xxx
(
12/06/2007 16:05)
hery:Hery: panakanto hafa mihintsy ka! dia mba ny tanora indray! :lol:
xxx> Ohatra hoe Mahaleo zandriny ve? ;-)
40. sakaizakely
(
12/06/2007 16:22)
refa tsy faly mibotsina
ny lavab.diko tsofina
ouz enay ankizy fahiny
enay ranga mba efa tonga teto antany ihany t@ fiantombohan'ny tarika Mahaleo nefa mbola tsy misy singambolo fotsy ray akory
de miakara ary mameno olympia koa raha mahavoa e !
de mankanesa any @ zenith ahitana an'zay mba vita f'aza mimenmenn @ tsy napany eo
aiza moa no tsy ho fotsy volo alohan'ny fotoana fa mivindavinda @ tsy misy antony
pov'bête !!!!
tsy mahay na manoratra @ teny gasy aza fa ny g veux g veux no asesika, sady am zay diso tsipelina nefa mba efa zokiolona ihany. tsy mba nande nianatra angamba ?
F'iza hono ity ianao no anolorana ny je veux @ lovia volamena ?
hahaha
ndana mandoko volo sy manao lifting