za zany malahelo an'i

1. diamondra27 ( 11/06/2007 16:56)
kala,cathy,mimoza,fasaly,bellla, innorky,rebecca
HM,cosabuena,radoko,kitjo,totofy,loliony

sns mbola be de be le namana fa andraso kely aloha

fa lasa aiza doly aza ry zareo
novalian'i sympa ny 27/06/2007 21:30
2. diamondra27 ( 11/06/2007 16:57)
kiranil, bazylou...
3. sitlo ( 11/06/2007 17:21)
aza malahelo maty voalavo retsy eh, ny any an-tsaha mbola hiakatra. :°)

ps: jereo ao am hatsikana fa vao nandalo tao i fasaly 8)
4. xxx ( 11/06/2007 17:37)
:cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
5. sitlo ( 11/06/2007 17:48)
inona koa ary ity be ranomaso ity? aleo ny lasa homba ny lasa.
Maninona raha mba fenoina hafaliana ny fiainana. Efa henonareo ve ilay hoe: "No brain, no pain".:-D
6. ratonga ( 11/06/2007 18:08)
mbôla tsy heno ô!!!:-D
7. ftma ( 11/06/2007 18:14)
diamondra27 ao daholo ireo fa njy no tsy mahita ko, hita any @ chat rehefa tsy ato fa jerijereo any :wink:
8. karinah ( 11/06/2007 18:38)
zah vao nahazo vaovaon'i rebecca vao tsy ela, de mbola misy koa: bichette,kiali,MTN:°),ponita,zefalah,(hitako ao @ chat ihany ndraindray:wink:),de i bebe:-Pi dadabe, sns, be de beeeee...
9. ftma ( 11/06/2007 18:56)
mba mahafinaritra koa anie ny mahita namana hafa e
karinah: mandalo eo koa ireo lazainao ireo jereo anie ny mombamonba azy dia hita ao ny daty nandalovany teto farany e
10. sitlo ( 11/06/2007 19:28)
:-D
11. Stretch ( 11/06/2007 20:20)
12. cbd ( 11/06/2007 21:00)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Basse_cour/chasse-poule.gif[/IMG] Sambory ééé
13. bobone ( 12/06/2007 06:07)
Diams: eny akia tena maro mihitsy ny namana tsy hita intsony , tsy omena tsiny izy satria lalam-piainana ny fisarahana, malahelo tokoa nefa atao ahona e! boribory ny tany de mino sy manantena zaho fa mbola hifankahita any volana any taona!!!
de mampahery azy ireo hatrany ! sy isika rehetra!
matoa malahelo de ao izay ilay fitiavana
izay no tena zava-dehibe de mifankatia.Ambony indrindra io fitiavana io!!! rehefa tia de tsy manadino fa mahatsiaro lalan-dava! misaotra akia
Bizz:-*:wink:
14. diamondra27 ( 12/06/2007 06:51)
sitlo:

aza malahelo maty voalavo retsy eh, ny any an-tsaha mbola hiakatra. :°)

ps: jereo ao am hatsikana fa vao nandalo tao i fasaly 8)


misaotra anao mampahery,
de ho hita eo daholo zany le voalavo na taupe hiakatra koa :-D:-D

ah! hay fasaly efa nandalo, bonne signe zany ary mba afaka ny eritreritra we sao de marary sa maninona no tsy hita?
15. diamondra27 ( 12/06/2007 06:53)
sitlo:

inona koa ary ity be ranomaso ity? aleo ny lasa homba ny lasa.
Maninona raha mba fenoina hafaliana ny fiainana. Efa henonareo ve ilay hoe: "No brain, no pain".:-D

_______________________

xxx: hay ianao koa zany miara-miombona alahelo amiko an! dia aza tomany tsony zany honno isika e!

de :P foana hono zany e!

:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P
:P:P:P:P:P:P:P:P:P

16. diamondra27 ( 12/06/2007 06:57)
ftma:

diamondra27 ao daholo ireo fa njy no tsy mahita ko, hita any @ chat rehefa tsy ato fa jerijereo any :wink:


__________________________

ratonga: inona no tsy henonao aloha e, le tomany sa le fahatongavay sa le fampaherezana

ftma:ka le karajia ange tena tsy mahazatra e!
fa misaotra namaly ny hafatra e!
aoka ihany ndray zany we handalo any

ary aiza tokoa zao razandry lahy e!

simplex zao nompandefa hira dia mavitrika be mihaino hira sy mandalo RVG mamaky tononkalo
17. ftma ( 12/06/2007 07:00)
diamondra27: mba mizara miditra chat fa atoroko anjy hoe iza mimoza :wink:
razandrilahy toa mbola variana ko hitako ihany fa tena variana mipevaka gamba :-D
18. diamondra27 ( 12/06/2007 07:00)
karinah:

zah vao nahazo vaovaon'i rebecca vao tsy ela, de mbola misy koa: bichette,kiali,MTN:°),ponita,zefalah,(hitako ao @ chat ihany ndraindray:wink:),de i bebe:-Pi dadabe, sns, be de beeeee...


kiss akia a!
de mampamangy an'i rebecca zany e!
tena any @ karajia doly tokoa zany ry zalah koa

i zefalah ,bebe no hitako foana ao aloha e!
za mbola tsy nahita an'i MTN tany @ karajia mitsy an!

ary kiali zao tsy hita intsony an?
19. diamondra27 ( 12/06/2007 07:02)
ftma:

mba mahafinaritra koa anie ny mahita namana hafa e
karinah: mandalo eo koa ireo lazainao ireo jereo anie ny mombamonba azy dia hita ao ny daty nandalovany teto farany e



zay aloha dia marina e! sady tsara ange ny mifankahazo @ rehetra e!

fa bozylove tsy hita tsony ao @ karajia koa an!

fanontanina: mba omeo eto we le lien stat ny karajia raha azo atao?
20. diamondra27 ( 12/06/2007 07:05)
cbd:

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Basse_cour/chasse-poule.gif[/IMG] Sambory ééé



faly mahalala anao , de tonga soa
andraso refa tratra tokoa de samborina fa tsy avotsotra tsony ny namana :wink:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2808