[quote=diamondra27]
aza mitady ny tsy ita eo kia njy ry diam fa ny ita aza efa tsita zé anaovana azy a!akou tsy naneno atrizay efa laniny kary sa tsy ainjy zany??=))=))=)):-*
bbnz: zany an! ndry ty de mahita tenenina foana an!
nisy tsy hita fa tsy fantatra mitsy we naninona e!
ry zefalah zao ohatra, ry mifenty, ry fanja, ry bilaka, , ry dragon2madagascar, sns sns e!
ry boubounezy koa tsy hita teo f'efa tonga mitsidika
misaotra le olona iray namaly ny antso any ambadika de miray soa an! bizz be