za zany malahelo an'i

21. diamondra27 ( 12/06/2007 07:07)
strech: fa ahoana no gaga akia?

bobone: merci akia a!

kala:mba omeo vaovao akia fa tena lasa eritreritra depuis a!STP (l):-*:-*:-*:-*(l)
22. ftma ( 12/06/2007 07:20)
stat karajia: jereo fa ao daholo ireo na miova ps aza :wink: http://serasera.stats.botstats.com/
23. karinah ( 12/06/2007 08:50)
ftma:

mba mahafinaritra koa anie ny mahita namana hafa e
karinah: mandalo eo koa ireo lazainao ireo jereo anie ny mombamonba azy dia hita ao ny daty nandalovany teto farany e
Ftma: ie :D, fa tsy midinika intsony:cry:, fa maninona aza:?: :-/


24. diamondra27 ( 12/06/2007 09:13)
ftma: sotra e!

ao tokoa ny sasany an!
de le vakansiera zao efa mitsaty ao sahady :-D:-D:-D
25. legona ( 12/06/2007 09:55)
Faly mahafantatra!
26. diamondra27 ( 12/06/2007 10:08)
legona: tonga soa , za zao vao androany no mahafantatra anao de raisina namana koa zany enao e!^:^^:^
27. cbd ( 12/06/2007 10:42)
Faly mahanfantatra an'i moman [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/B%E9b%E9s/bebe-biberon-018.gif[/IMG]
28. Fiffi ( 12/06/2007 20:16)
:-D:-D
29. diamondra27 ( 12/06/2007 22:10)
cbd:

Faly mahanfantatra an'i moman [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/B%E9b%E9s/bebe-biberon-018.gif[/IMG]



tena tsy arako le kozinareo?
30. xxx ( 13/06/2007 09:45)
:-D:-D
ovay le sary fa kely loatra e!:-D:-D:-D
31. cbd ( 13/06/2007 17:02)
diamondra27 >> Ok moman, tsy hipelipelika za ka [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/B%E9b%E9s/bebe-danse.jpg[/IMG] :-D:-D:-D:-D
32. diamondra27 ( 14/06/2007 05:42)
=))=))
33. bobone ( 14/06/2007 05:48)
ftma : tena marina ny teninao mety eo fôna reo fa niova
ps ; fa mampalahelo kosa anie na eo enao tokony valina le hafatr'olona de mitsotra fotsiny hoe za tsy eto intsony , de tsy manoratra fotsiny e!
fa misy anie hanoratana fa minia tsy mahita ny soratanan'ny hafa e!
34. cbd ( 14/06/2007 08:22)
bobone >> [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Divers/0001.gif[/IMG] tairo isika ary hifampiresaka ééé :^):^):^):^)
35. cbd ( 14/06/2007 21:41)
:-D:-D:-D
36. la ( 15/06/2007 06:45)
Za eany malahelo an'izay namana eto zay an!! ra vo itany ty de fantany za.
RA ITANAO IZY DE....
MAPAMANGY HONO HOE....
TSY MANADINO HOE NY ATY...
SANATRIA....:(=((
37. diamondra27 ( 15/06/2007 06:58)
la: euhhh siora hono e!
bobone: aza malahelo be wa fa mety sahirana le oul:-*
cbd: ye, tsara be le mi-danse, ividianana bonbon zany sa sokola

fasaly: efa hitako manangasanga fa de tonga soa ndray zany an! kiss akia a!
38. bazylou ( 17/06/2007 00:12)
saly daholo e!!
39. diamondra27 ( 17/06/2007 07:56)
salu!

tonga soa ndray
enao mitsy zao no andrasana de lazao ny vaovao re tetsy sy teroa
:-*
40. sympa ( 19/06/2007 23:53)
la :arrow: [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/bye-bye-6248.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0089