azo sotroina ve ny toaka?
21. nathie86
(
08/06/2007 13:30)
fa nga tsy misy ilay fiteny hoe mpaniratsira ny Toaka ary mpitabataba ny divay ka zay reetra azon'zany d manimba ny tempoly n'Andriamanitra mo sa in :roll:.
D in zany no asan'ireny croix bleu ireny ra azo sotroina inay ny toaka mo?
D in zany no asan'ireny croix bleu ireny ra azo sotroina inay ny toaka mo?
22. marozevo
(
08/06/2007 13:34)
Raha manao diso bosaka, raha manao toakan'alika na toakan-kisoa (azafady fa fomba fiteny io fa tsy sanatria fanaratsiana. Hazavaiko any aoriana raha misy tsy mahazo). Raha izany dia mampaniratsira sy mampitabataba tokoa ny toaka.
Fa raha atao toakan'olon-kendry kosa, mamitra-pihavanana ny toaka.
Fa raha atao toakan'olon-kendry kosa, mamitra-pihavanana ny toaka.
23. lapino
(
08/06/2007 13:58)
marozevo:nisotro angaha nareo zany ? :wink::-D:-D
Est-ce qu'il est obligatoire d'interdire l'interdit ?
marozevo:Diso koa io! :wink:
Même Dieu n'a pas interdit.
24. ari.malala
(
08/06/2007 14:34)
Ho ahy manokana aloha, tsy tia toaka aho e! noho izany raha izaho no anontaniana dia hoy aho hoe aza misotro toaka izany!
26. marozevo
(
08/06/2007 17:21)
Hay tokoa moa, "Dieu a interdit", fa ny olona tsy nanaiky azy.
Aza mihinana amin'io hazo io ianareo......
Izaho no Tompo Andriamanitrao...
Aza mangalatra
Aza mandainga aza miampanga lainga....
Fa tsa raharahan-dRaolombelona eh.
Andriamanitra tsy omen-tsiny, Zanahary tsy omem-pondro, fa ny olombelona no be siasia.

27. Fiffi
(
10/06/2007 06:51)
marozevo:marozevo: ekena ireo voalazanao fa....momba an'le divay.....Jesoa aza namadika ny rano ho lasa divay...donky azo sotrohina zany sa...?
Hay tokoa moa, "Dieu a interdit", fa ny olona tsy nanaiky azy.
Aza mihinana amin'io hazo io ianareo......
Izaho no Tompo Andriamanitrao...
Aza mangalatra
Aza mandainga aza miampanga lainga....
Fa tsa raharahan-dRaolombelona eh.
Andriamanitra tsy omen-tsiny, Zanahary tsy omem-pondro, fa ny olombelona no be siasia.
28. marozevo
(
10/06/2007 12:40)
Eny ho'aho !!.... Za efa hatramin'ny voalohany no nilaza fa azo sotroina na toaka vazaha na toaka gasy, na whisky na champagne, na ricard na pastis, na Djama na dadany, na betsa na divay na punch...
Azo sotroina, nefa tadidio : Consommez moderement!
Azo sotroina, nefa tadidio : Consommez moderement!
29. ikaretsaka
(
11/06/2007 05:33)
1Kor 10 ,31
"rehefa minana sy misotro 'nareo dia Ataovy izay, ho an'ny voninahitr'Andriamanitra
"rehefa minana sy misotro 'nareo dia Ataovy izay, ho an'ny voninahitr'Andriamanitra
32. diamondra27
(
11/06/2007 12:59)
zao an!
misy teny ao à SM we: aza ho mamon-divay ianareo... mahazo mihinana izany amiko fa tsy tokony ho mamo fa hisy fanararaotan'i devoly avy eo
zavatra rehetra azoko atao fa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa
ny mahasoa aloha vao ny mahafinaritra
ny miaraka @Atra dia tsy misy fandràrana izany ankoatran'ny didy folo fa refa mandray an'i Jesosy ianao de resy lahatra ho azy eny ihany we: tsy mahasoa ahy ity na hoe: tsy mendrika
ohatra: raha manao pataloha ianao taloha nefa vhv , de refa eny ampandehanana eny de tonga saina ho azy fa tokony hanome voninahitra an'Atra @ robe na jupe refa hivavaka satria hihaona @ Atra. Handeha hamonjy mariazy aza ianao mikenokenona be ery we inona ny akanjo hanaovako , sexy sns maika fa hihaona @ le Jesosy Tompon'ny fiainanao sy miaro anao @ ratsy.
Deo22-26
22 Aloavy tsara ny ampahafolon'ny vokatra rehetra avy amin'ny voa nafafinao, dia ny vokatra any an-tsaha isan-taona;
23 dia aoka ho eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao eo amin'ny tany izany hofidiny hampitoerany ny anarany no hihinananao ny ampahafolon'ny varinao sy ny ranom-boalobokao sy ny diloilonao ary ny voalohan-teraky ny ombinao sy ny ondry aman-osinao, mba hianaranao hatahotra an'i Jehovah Andriamanitrao mandrakariva.
24 Fa raha lavitra loatra ny làlana halehanao ka tsy mahatondra izany zavatra izany hianao, satria lavitra anao loatra ny tany izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao hampitoerany ny anarany, raha notahin'i Jehovah Andriamanitrao hianao,
25 dia hamidinao vola izany, ary hofonosinao ny vola ka ho entinao eo an-tànanao hankany amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao;
26 ary ny vola dia amidio izay rehetra tian'ny fanahinao, na omby, na ondry, na osy, na divay, na toaka, na izay zavatra hafa tian'ny fanahinao; ary aoka ho eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao no hihinananao izany sy hifalianao mbamin'ny ankohonanao;
Raha io andinin-tsoratra masina io indray izany no dinihina de we
resaka fahafolon-karena no lazaina eto
de miankina @ ze ataonao hoy Izy etsy ambony fa ao anatrehan'i Jehovah fa tsy any @ bar ....;-)

33. johnnyandri
(
11/06/2007 13:38)
Amiko indray ny misotro toaka milay be mihitsy rehefa tsy manelingelina ny fiaraha-monina ny fiantraikanay. Samy manana ny fetrany ny olona misotro sy ny manodidina azy ka anjaran'ny tsirairay ny mametra ny fahalalahany satria isika monina anaty fiaraha-monina ka tsy maintsy miharo ny manodidina. Ohatra: misotro toaka bobaka ianao dia mety harary avy eo dia ny hafa no lasa mizaka ny vokatry ny hadalanao, na koa mirevy be mihitsy ianao fa mahazaka tsara ny vatanao sy ny namanao fa ny fianakavianao mety tsy tia mahita anao bilabila. Tsara ilay hoe avec moderation fa raha velarina ny hevitra dia tiako koa ilay misotro toaka be miaraka amin'ny akama raha samy mahazaka sy mahatanty ny vokany avy eo. Ny tiako tenenina dia sady manamafy ny voalazan'ny namana etsy ambony hoe moderation, mizaka ny vokany, ary koa mahalala ny tokony na ny tsy tokony hatao. Ami'ny fitondran-tena kristianina ohatra mety tsy mendrika ny mampiseho toetra mimamo, eo amin'ny namana koa mety ISTAOIK, any an-tanana mety mahatsiravina,dia tokony ho tena olona afaka hifehy ny ETHIC rehetra ilain'ny fiaraha-monina izany no misotro toaka. Dia revena manja ny fiainana fa tsy misy bedy, sady tsy mandray am-bolony izay voasoratra fa mitsinjo ilay tanjona tian'i Kristy nampitaina dia ny FITIAVANA izany. Amiko raha nanao ireny fampianarana sy ohatra isan-karazany ireny Kristy dia tsy midika akory hoe inty azo atao na iroa tsy azo atao fa ny fitondran-tenantsika no tiany hiova manodidina ny fiainantsika manoloana ny hafa, ny namantsika ,ny fahavalontsika, sns...
35. mbelotavao
(
12/06/2007 04:06)
Alohan'ny hamaliana ilay Deot 14 dia tsara raha mba valiantsika aloha ity fanontaniana ity.
Jesosy ve nisotro toaka ?
Jesosy ve nisotro toaka ?
36. ikaretsaka
(
12/06/2007 04:10)
ie! nisotro izy. fa tsy nanao mamo.
tsy hisotro intsony aho ho'zy raha tsy efa any @ raiko indray!
dia avy eo nisy nanome azy divay dia nandramany (nosotroiny izany)
tsy hisotro intsony aho ho'zy raha tsy efa any @ raiko indray!
dia avy eo nisy nanome azy divay dia nandramany (nosotroiny izany)
38. marozevo
(
12/06/2007 08:28)
Mitovy ve ny atao hoe divay sy toaka ? Amiko tsy mitovy aloha ireo. Ao amin'ny Baiboly dia voalaza, araka io ambony io, fa nisotro divay i Jesoa.
Tsy voalaza kosa hoe nisotro toaka izy. Noho izany tsy fantatra na nisotro toaka izy na tsy nisotro. Efa nisy toaka ve tamin'izany fotoana izany rey olona ?
Tsy voalaza kosa hoe nisotro toaka izy. Noho izany tsy fantatra na nisotro toaka izy na tsy nisotro. Efa nisy toaka ve tamin'izany fotoana izany rey olona ?
39. naughtyboy
(
12/06/2007 19:07)
pissoa ieee:-D:-D ra mbo velona t@ zany za mbo te ifandombera taminy:-D:-D